Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i luciana5, milahatra araka ny daty
luciana5
(
19/04/2007 19:36)
te ahafantatra mihitsy aho hoe:
manaona daholo dray an!
te ahafantatra mihitsy aho hoe: iza kay ny lehilahy tsara sy mba otran zay sy zay... na any an alavitra na eto an toerana e tsy mifidy, eto amin ty serasera ty!!!!!!omeo anara...
tohiny
novalian'i toki81 ny 25/05/2007 02:07
luciana5
(
13/04/2007 22:49)
raha tany amin RNS vichy aho, de:
luciana kely ihany ty e, fa iangaviana aza tonga de sosotra rehefa mamaly ny sasany an merci d av!!tsiky de ampy hono hoy ny atsy :lol:
tany vichy aho RNS e de ny zavatra tsikaritro de hay vitsy iha...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/04/2007 07:01
luciana5
(
21/03/2007 00:35)
iza ny bandy gasy milay, bgosse eto amin serasera é
salama daholo!!!!!!!!!
saika hanontany re eh raha tsy mahadiso o:iza no tena milay sy bgoss ato aminle serasera ry zareo?
mba te haka namana eto ihany...maninona moa??:wink: fa mba te ahazo toro hev...
tohiny
novalian'i challenge ny 02/06/2007 04:54
luciana5
(
18/03/2007 19:46)
fanontaniana mampiheritreritra ahy isak alina , merci valio
hono an:azafady !!!!
ahoana no ahafantarana tanteraka hoe tena tia ny lehilahy azafady?
ahoana no ahatsapana an zany,
inona ny tena porofo mivaingana amin zany ,
sao diso ny heritreriro!merci!...
tohiny
novalian'i bozylove ny 23/04/2007 15:51
luciana5
(
16/03/2007 08:44)
efa very tadi poitra sy tapi dala kaleha vao manambady vazah
za aloha ry zareo , lasa fisainana hoe kala be na milay be ny manambady vazaha??:roll:
za sipa tsy ratsy,fa ze vaza nandramako, be credit sy tsy ahoana akory,
fa manafina fotsiny reo gasy sipa ave...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/04/2007 12:01
luciana5
(
15/03/2007 19:59)
probleme , mba omeo hevitra azafady!!!
manana olona miaraka amiko aho izao, dia tena tiako tokoa izy, fa ny olana de gaga nareo hoe ahoana koa zany , de izao:
tsy mahavita n inona mihitsy za fa manaiky ze tiany atao rehetra!
tsy mahateny...
tohiny
novalian'i Vahinala ny 21/03/2007 10:02
