efa very tadi poitra sy tapi dala kaleha vao manambady vazah

1. luciana5 ( 16/03/2007 08:44)
za aloha ry zareo , lasa fisainana hoe kala be na milay be ny manambady vazaha??:roll:
za sipa tsy ratsy,fa ze vaza nandramako, be credit sy tsy ahoana akory,
fa manafina fotsiny reo gasy sipa avec eux ireo!!!raha tsy hoe paps gamba... geste ny an sasany!!!!! en general:evil:
fa en resumé
rehefa very dia ; voa manambadisa an zareo
asa masiaka ve zany teny zany?azafady an ze sensible!!!
merci!!!8)
novalian'i xxx ny 17/04/2007 12:01
2. rurik ( 16/03/2007 08:59)
ka ny anao zany tsy fitiavana fa vola no tadiavina ko .
sady ny manambady vazah na gasy na zapone dia safidy . na manakarena na mahantra rehefa tiana dia tiana . dia ilay resaka we paps raha izay no nahatonga azy niditra inona ny olana ????? sao dia fialonana aza ny anao??? aza tezitra an .samy manana ny safidiny ny olona rehetra ohatranao manana ny safidinao.
3. sakaizakely ( 16/03/2007 09:02)
:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:

mihetsika indray ny resaka vadimbaza
4. tslem ( 16/03/2007 09:08)
luciana5 >>>:roll: ka inn n tena tianao tenenina e? ôtran tsy mazava :roll::?::idea:
5. kelly13 ( 16/03/2007 09:09)
=))=))=))
6. kelly13 ( 16/03/2007 09:13)
fa zao e, maninona no voakina fona ny manambady vaza? fa ny manambady razan'oul hafa (kely maso, amerikana, sud afrikanina etc...) tsisy lazao lazao sahala @ zao? misy tsy matinareo lolo @ oul manambady vaza nga? :-o
7. xxx ( 16/03/2007 09:14)
Ka mazava ho azy zany tsy miady @vaza ny piesinao ; ny fitiavana tsy misy frontiere ./:-D
8. kelly13 ( 16/03/2007 09:16)
za mba gaga ry xxx
9. sakaizakely ( 16/03/2007 09:20)
kelly13:

fa zao e, maninona no voakina fona ny manambady vaza? fa ny manambady razan'oul hafa (kely maso, amerikana, sud afrikanina etc...) tsisy lazao lazao sahala @ zao? misy tsy matinareo lolo @ oul manambady vaza nga? :-o


ôka fotsiny wà ry kelly13 a ! iainako mitsy io fa misy xxx tsy matiny lolo mitsy eto @ serasera eto aho fa vadimbaza hono. Nefa ange tsy hainy akory na vaza mainty io na vaza mavo e ! Vaza = étranger izany !

Akorakoraina ny gasy fa migalère hono eto Frantsa. Fa raha vao tafita indray izy de atao hoe eeeeee vadimbazaha tsy mahagaga dia vao maika mahazo paquet indray.

Aleo ihany mitofezaka hoatr'azy izany ka ! Naninona re no tsy xxx no novadiko e ? Mba tranquille aho am'zay die mba niara-nitsipozipozy teo zahay :-D :-D :-D


10. kelly13 ( 16/03/2007 09:23)
ka xxx nge retsy b diploma tsy zakan'ny tsenandry e! :-D:-D:-D
11. salmo1 ( 16/03/2007 09:27)
luciana5: amiko alou tsy de misy olana na am'iza na am'iza. zay olona tiako ihany io...

Ny anao zany manambady vaza ratsy, manambady gasy tsara ary rehefa manambady senegal vao maika tsara:D: na mifanohitra:-D. zany oe: rehefa mihamainty na mihafotsy le olona de mahafinaritra ny tokotrano hihihi.

luciana5: azo lazaina oe olona voambanimbany enao na mpanambany olona: satry tsy mampitovy ny zoany olom-belona ny toe-tsainao.

Ny akamanao tokony tsy asinao resaka na mainty na fotsy... rehefa mahatsiaro sambatra aminy enao de efa zay.
12. xxx ( 16/03/2007 09:27)
Lohateny : probleme , mba omeo hevitra azafady!!!
manana olona miaraka amiko aho izao, dia tena tiako tokoa izy, fa ny olana de gaga nareo hoe ahoana koa zany , de izao:
tsy mahavita n inona mihitsy za fa manaiky ze tiany atao rehetra!
tsy mahateny aho, fa jamba tanteraka , tsy mahavita mitabataba na miseho milay otran tamin ex

inona ny hevitrareo amin zany azafady fa tena lasa mankarary ty resaka!misaotra indrindra
Mazava be tsy aleo ve halamina io olanao io aloha vo miditra ny tsikera momban'ny vadim_bazaha tsika ry luciana58-)8-);-)
13. pecto ( 16/03/2007 09:34)
sakaizakely:

:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:

mihetsika indray ny resaka vadimbaza


raha mitady vazimba ianao dia I Pecto resahina aiza téna no tsy heno intsony????Hé!Hé!Hé!!!!!!!
14. sakaizakely ( 16/03/2007 09:38)
PECTOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOO
Eto ihany ka ! :wink:

Somary voan'ny sery tato ho ato ka mitady pecto mafanafana. Tamy e ;-)
15. kelly13 ( 16/03/2007 09:40)
vazimba za vadimbaza? :-D:-D:-D
16. salmo1 ( 16/03/2007 09:41)
luciana5: rehefa tsy faly am vazaha na malgache: de sinoa indray andramana :°)
17. sakaizakely ( 16/03/2007 09:47)
ka tsy azoko mitsy ze tian'i luciana ho lazaina ange e !


za aloha ry zareo , lasa fisainana hoe kala be na milay be ny manambady vazaha??:roll:


angaha ? 8O

za sipa tsy ratsy,fa ze vaza nandramako, be credit sy tsy ahoana akory,


crédit = trosa 8O 8O
vao maika tsy mazava. Be trosa nga ny vaza ?

fa manafina fotsiny reo gasy sipa avec eux ireo!!!


8O 8O 8O mbola vao maika tsy azoko. Za kou tsy be diplaoma rahateo manko

raha tsy hoe paps gamba... geste ny an sasany!!!!!


de hoe mizesta ve ny sipagasy miaraka @ vaza ?

en general:evil:
fa en resumé
rehefa very dia ; voa manambadisa an zareo


tsy azoko koa io frazy io, le "teboka amampaingo" moa izany tsy hitako izay tena ataony eto

asa masiaka ve zany teny zany?azafady an ze sensible!!!
merci!!!8)
[/quote]

tsy hoe sensible, fa raha toa ka tsy mifidy olonkiarahana fa matimaty à ze vaza mandalo de aza gaga raha tsy manjary izay fiarahana dia manao resaketotra toy izao.

Tsy wé rehefa fotsy hoditra dia ratsy dia rehefa mainty dia tsara. Arakaraka io.

Mahaiza misafidy izay olona iarahana :-D
18. sakaizakely ( 16/03/2007 09:55)
kelly13:

vazimba za vadimbaza? :-D:-D:-D


Pecto mantsy vazimba botry kely dia ze mila zany mankany e ! Tamy za ry pecto a ! surnom koa manko Mimie Mathy :-D :-D :-D
19. majakely ( 16/03/2007 10:03)
inn doooly ary zaaaaaaaaany???:^):-D
20. rurik ( 16/03/2007 10:04)
luciana5 andramo daholo ihany aloha fa sao misy ihany tena be credy ka , izany no hitako tena tadiavinao fa tsy tena fitiavana.mbola ny vazaha ihany zay no nandramanao andramo koa ny kelimaso sy ny .... mbola betsaka .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0454