efa very tadi poitra sy tapi dala kaleha vao manambady vazah

61. majakely ( 16/03/2007 15:48)
hummmmmmm:}
62. xxx ( 16/03/2007 15:53)
Zah aloha tsy tia manambady vazaha eh fa gasy kah manja nefa tsy mahasakana ny hananako namana tena namana vazaha zany. Sady na manana na tsy manam bola moa lay vazaha d manin eh!!! tsy hitondra anoa ho aiza hah io vola io eh! sa kosa mitetika ny hiondam bola refa maty ry luciana5 ? 8O
63. vale ( 16/03/2007 16:02)
luciana: ze tsara fanahy @ndry ihany aky herahana a, (raha sahala amiko alou!), ary aza mi-généraliser zvt zany fa tsiray2 samy manana ny situation ny dol..!:P

64. sitlo ( 16/03/2007 16:11)
fijery mahitsy
Ny vazaha dia tsy mitovy. Tahaka ny olona rehetra ihany. Manana ny kolotsainy ry zareo fa izany tsy midika hoe voafehin'izany ny tsi11 avy. Tahaka ny gasy tsy mitovy toetra ihany io.

zava-misy
vokatr'io dia raha sendra ilay tsara toetra ianao dia afaka miteny hoe tsara ry zareo
Fa sendra ny ratsy toetra dia jereo ito, ao amin'ny diaspora

Aza materialista izany.

Dia aza mieritreritra koa hoe raha miaraka amin'ny gasy dia ho fadiranovana (kiana ho an'i sakaizakely iny), na hanakarena (kiana ho an'i luciana5).
65. fasaly ( 16/03/2007 16:18)
eo ndray nareo de manaiky rangitin'i luciana amzany eo nefa izy zao mivaniditika fotsiny ao ambadika ao mahita anareo tsy faly am lay dinika, izy aza hono vao vaovao knou!:-D:-D:-D:-D
66. kelly13 ( 16/03/2007 16:21)
vaovao mahay miserasera plus que ny efa mpiserasera
67. sakaizakely ( 16/03/2007 16:30)
sitlo:

Dia aza mieritreritra koa hoe raha miaraka amin'ny gasy dia ho fadiranovana (kiana ho an'i sakaizakely iny), na hanakarena (kiana ho an'i luciana5).


tsy zany mits no tiako lazaina ry SitloMan a ! Fanakianana ireo malagasy tsy tia gasy eto Frantsa io. Sahirana ianao imehezany fa mi-galère, raha tsy sahirana indray lazainy fa noho ny fa manambady vaza de tsy mahagaga. Dia lazaiko hoe fialonana no be fa tsy tiandreo ho tafita mits ny samy gasy fa aleony mitsipozpozy hoatra azy ihany.

Fa zany akory tsy midika hoe ze manambady gasy fadiranovana. Manao dika vilana elah :^)

68. sitlo ( 16/03/2007 16:35)
:lol:

ka zay mba te hanao dika vilana ko :°)
69. luciana5 ( 16/03/2007 16:36)
:lol::lol:luciana ga mpampianatra?mahy mikabary mihitsy , azavao azy tsara fa otran metisy lery anie e:P:P
70. luciana5 ( 16/03/2007 16:38)
averina fa diso tsipelina:P:P:P

sakaizakely gaha woa mpampianatra é mahay mikabary mihitsy , azavao amin azy tsara fa otran metisy sitlo lery anie é:^):^)italiana izy io raha tsy diso za:lol::lol:
71. luciana5 ( 16/03/2007 16:42)
pour sitlo!!!

Dia aza mieritreritra koa hoe raha miaraka amin'ny gasy dia ho fadiranovana (kiana ho an'i sakaizakely iny), na hanakarena (kiana ho an'i luciana5).


zay dray no tsy hitako!!!hanakarena ahoana ary????:{



72. sakaizakely ( 16/03/2007 16:49)
zay ary le efa nolazaiko tary ambadika tary ...

Misy oul mahay manao sujet mampisy rombo an ! Mody wé vaovao :lol:

luciana5 tsy mpampianatra sakaizakely fa tsy tia toetsaina intéressé toy ny anao. Avy eo efa voadona avy any vao mody hoe aleo ihany gasy fa gasy ka manja.

Manja daholo ny olona rehetra rehefa raisina amin'ny fo madio tsy misy fieritreretana tombotsoa.

Matetika rehefa be fikendrena no vao maika diso fanantenana dia mianjery @ be trosa (be crédit) :o
73. kelly13 ( 16/03/2007 16:57)
fa hatramin'izao le hoe very tadi-poitra tsy mbola mazava amiko e
74. sitlo ( 16/03/2007 17:12)
poor luciana

:{ amin'ny ahoooana eh
75. fasaly ( 16/03/2007 17:40)
luciana = silto moa diso ve ny eritreritro:roll::-P:-w:{:-D
76. sitlo ( 16/03/2007 17:48)
:twisted:

ataoko inona koa resaka manambady vazaha? Ny olona izany wa mitovy.
:-P
77. vale ( 16/03/2007 17:49)
:-D:-D:-D fasaly
78. sitlo ( 16/03/2007 18:11)
levaly koa :twisted:
79. Samoana ( 16/03/2007 18:14)
Miala any miala any indray koa izany ny namana vaovao very tadi-poitra tsy nahazo crédit tany ambadika tany:-D
Lucian'iza indray io "tapi-dalakaleha " io? tsy Luci anà aloha e; mety an'i torp ihany:-D
80. Stretch ( 16/03/2007 18:15)
fasaly>=D
hita wa vô tonga teto 3,4 andro ony de be resaka be eo :b
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1941