efa very tadi poitra sy tapi dala kaleha vao manambady vazah
85. luciana5
(
16/03/2007 20:08)
:lol::lol:
sakaizakely koa mora tafitohana , pozipozin efa divorcee gamba toi zany, tamin le fotsy kely io:-D:-D

88. sakaizakely
(
16/03/2007 20:30)
voadona ve luciana izany klé
be ny oul mamaly eto de sakaiza ihany no hitany. Divorsé anga ?
:-D :-D :-D :-D :-D
ary nenao aza né tsisy mamokatra fa sendra an'ze be trosa lava e ? vao tsisy ninn ninn akory de efa votsitra indray :lol: :lol:

90. vale
(
16/03/2007 22:05)
sitlo::-D:-D:-D masiiika, manotra noho ranaval=))=))(reny mpampianatra reny wa manin masika be fone eh?:lol::-D:-D:-D
levaly koa :twisted:
92. vale
(
16/03/2007 22:11)
luciana5:de tsy aiko!:-D:-D:-D
tsisy ry ry vale fa resaka no ampediana fa mba tahak izay sy zay e:-P
:-osa aona
:°)ka in le tin'le resaka tenen koh! tena tsy azoko , za nga mananihany teo!:lol:=))
93. sitlo
(
16/03/2007 23:15)
vale:
D:-D:-D masiiika, manotra noho ranaval=))=))(reny mpampianatra reny wa manin masika be fone eh?:lol::-D:-D:-D
za ry levaly tsy masiaka be izany a,
(tsy ankijery an'ilay hoe sitlo mipipika an), fa Ranavalona I kosa nge nanao be ihany eh. Rainilaiarivony mihitsy no tena tsy namely tao.
94. xxx
(
17/03/2007 12:27)
Tenio:
raikitra indray ny resaka vadimbaza
salit dol,amiko misy ny tsara ny vazà,misy ko ny ratsy ,toy ny loterie io-nanambady gasy aho taloa,ary nisaraka dia niditra amin'ny vazà,tena nanenina bé aho satria tsy mitovy culutre,adidy,famadiana,fianakaviana etc,tsy lasa e,té hisaraka aho ary aleo iany samy gasy,aleo samy tsika gasy dia manao lova tsy mifindra lasa ny vahiny e,(l)
95. kelly13
(
17/03/2007 12:30)
xxx>za tsy dia d'accord @ zany kosa e! satria v tsy mitovy culture etc... d isarahanao izy? enao v nefa mba manaraka ny culture-ny? asina concession kosa anie le izy e, ra samy iziriziry @ culture-ny d tsy hande mihintsiny le zvt! asanao alou e! :)
96. sakaizakely
(
17/03/2007 13:15)
xxx> nareo mits izany no tsy mahay mampiady feeling fa betsaka ny couple mixte mahay miaraka na tsy mitovy aza ny kolotsaina. La différence se complète !
Isika malagasy be adidy amin'kavana. Betsaka ny tsy mahatanty an'io ny vaza, dia anjaranao no mametra hoe hatraiza no hanaovanao adidy @ fianakavianao, fa tsy ohatra hoe noho ny fitsinjovankavana dia iny ianao fa hitrosa na hoe ny fiainanao no andeha atao antsirambina. Ohatra fotsiny io satria misy olona fantatro nanao toy izany mantsy.
Ny vaza koa matetika dia tsy dia tia mifangaroharo izany, tsy tia vangivangiana be loatra. Azo antsaina ihany satria miasa herinandro tontolo dia mba te hipetrapetraka sy hanararaotra ny vady amanjanany izy rehefa week-end. Dia anjaranao ny mametra ny famangiankavana arakaraky ny toetran'ny vadinao fa tsy hoe isaky ny w'e izao dia lasa foana.
Tonkatrano io tsy maintsy mahay mampiady piesy fa na mitovy kolotsaina aza rehefa tsy mahay an'zay dia rombo lava no iafarany.

97. karinah
(
17/03/2007 13:47)
sitlo::-D
vale:
D:-D:-D masiiika, manotra noho ranaval=))=))(reny mpampianatra reny wa manin masika be fone eh?:lol::-D:-D:-D
za ry levaly tsy masiaka be izany a,
(tsy ankijery an'ilay hoe sitlo mipipika an), fa Ranavalona I kosa nge nanao be ihany eh. Rainilaiarivony mihitsy no tena tsy namely tao.
99. Stretch
(
17/03/2007 17:48)
za ry levaly tsy masiaka be izany a,
(tsy ankijery an'ilay hoe sitlo mipipika an), fa Ranavalona I kosa nge nanao be ihany eh. Rainilaiarivony mihitsy no tena tsy namely tao
vale> ary ndry tady converti bazylou ny 18eme siecle tampoka an !
100. karinah
(
17/03/2007 18:06)
sakaizakely> eka ouz (booboo zay:P)
sady be de bee kou ny vahaolana , ny an'ny ol sasany izao samy mitantana ny volany> tsy manao compte joint, de samy afaka manao zé adidy tiny atao sy ny fandanina tiny hatao.:°)