efa very tadi poitra sy tapi dala kaleha vao manambady vazah

101. karinah ( 17/03/2007 18:08)
stretch>:-P ka i vale teraka tam 18è siecle koh:-D
102. Stretch ( 17/03/2007 18:15)
sady be de bee kou ny vahaolana , ny an'ny ol sasany izao samy mitantana ny volany> tsy manao compte joint, de samy afaka manao zé adidy tiny atao sy ny fandanina tiny hatao.


zay le firenena tsisy filoha, tsisy gôvernemanta

masaka kosa zany an !
103. ikalapeta ( 18/03/2007 09:24)
8O

ary raha zvt hafa ndray ny asevana baikobaikon'le filoha ry stretch...:b
104. luciana5 ( 18/03/2007 10:43)
ikalapeta koa:°):°)

sakaizakely efa hita mihitsy hoe experimenté an, milay be ka!!!:-P

fa ny compte aloha >>> de samy manana ny azy , fa raha tady hifampiditra de aoka zao,fa ze tokony hifanampina de zay!!:-o

c est pas evident!!!:evil:
105. diamondra27 ( 19/03/2007 08:34)
Mpandefa : luciana5 [ Valio ] 16-03-2007 09:44:11
Lohateny : efa very tadi poitra sy tapi dala kaleha vao manambady vazah
za aloha ry zareo , lasa fisainana hoe kala be na milay be ny manambady vazaha??
za sipa tsy ratsy,fa ze vaza nandramako, be credit sy tsy ahoana akory,
fa manafina fotsiny reo gasy sipa avec eux ireo!!!raha tsy hoe paps gamba... geste ny an sasany!!!!! en general
fa en resumé
rehefa very dia ; voa manambadisa an zareo
asa masiaka ve zany teny zany?azafady an ze sensible!!!
merci!!!

domazy ndry zany tsy mbola niaraka t@ireny debany reny

mila miakatra grady akia ndry zany a!

le miaraka @ debany milay: makany @ opera,conférence, sorties golf sy montgolfière, soirée mondaine sy jetset lol etc... fa tsy Mac Do na ciné :-D:-D:-D
De mifandray @ mpiara-miasa aminy, debany tahaka azy. Ny côté relationnel de aoka fotsiny.
De mirozy @ limousine koa fa tsy posiposy (lol):-D
De inona koa re e!
106. diamondra27 ( 19/03/2007 08:47)
luciana5: fa le vaza makany dago reny aloha ny SASANY de RMIstes e! le reny manao bermuda sy sac à dos reny sy le malotoloto kely ireny raha tsy mahalala an'izany ;fa raha mila debany ndry de misy vozongo any @ tanàna tsy manao crédit fa manana ny maha izy azy, de ampiasao ny charme sy ny atout fa pezinjy izy raha mahay.

fa maninona anefa no hiaraka @ vazah fa tsy karana e!:-D:-D na sinoa na silamo na Sudaf
Mbola ao koa ny gasy lahy manana ny maha izy azy tsara be de be
107. sakaizakely ( 19/03/2007 09:01)
diamondra27:
domazy ndry zany tsy mbola niaraka t@ireny debany reny

mila miakatra grady akia ndry zany a!

le miaraka @ debany milay: makany @ opera,conférence, sorties golf sy montgolfière, soirée mondaine sy jetset lol etc... fa tsy Mac Do na ciné
De mifandray @ mpiara-miasa aminy, debany tahaka azy. Ny côté relationnel de aoka fotsiny.
De mirozy @ limousine koa fa tsy posiposy (lol)


Io toetsaina intéressé io ihany no manimba ny réputation-nareo. Toa variana ny rendrarendra sy ny fisehosehoana fotsiny, aiza no tsy ho diso fanantenana :?: :roll: :roll:
108. sakaizakely ( 19/03/2007 09:02)
diamondra27> any Orléans izy fa tsy any Dago

mifanome teshnika fandrantoana eo izany nareo 2 :x
pathétique !!!
109. diamondra27 ( 19/03/2007 09:52)
sakaizakely: ahitsiko kely an!


Io toetsaina intéressé io ihany no manimba ny réputation-nareo. Toa variana ny rendrarendra sy ny fisehosehoana fotsiny, aiza no tsy ho diso fanantenana

za tsy hoe: mitady hanao an'io fa manana ny maha izy ahy aho ary tsy mitamby amin'olona. Indépendante

Vakio hatrany @ farany ny nosoratako fa za aza nilaza hoe: atao inona vazah fa betsaka ny gasy lahy manana ny maha izy azy.

Mpandefa : sakaizakely [ Valio ] 19-03-2007 10:02:41
Lohateny : Re : efa very tadi poitra sy tapi dala kaleha vao manambady vazah
diamondra27> any Orléans izy fa tsy any Dago

mifanome teshnika fandrantoana eo izany nareo 2
pathétique !!!


Sakaizakely: hay any orléans ve luciana5 e!
sao de mba i.... ary ity luciana5 fa tssss
de aza miteniteny tsony fa matsiravina mandrangitra olona eto fotsiny leisy a!

mba atoro aloha ze olona te hiditra koa, olondebe izy de izy no misafidy @izany
fa asehoko an'i luciana5 fa tsy misy vazah tsy manana zany no miaraka @ gasy eto fa zay ngamba no entourage-ny fa ny entourage-ko ho aho io lazaiko io hoe: misy gasy manambady vazah manana sy ngetroka ry zareo
mazava ngamba zay ny resaka

luciana5/ de aoka @ zay le mody maty fa siriko , ok!

110. luciana5 ( 21/03/2007 00:23)
nankaiza diamondra zay o>>>
:-D:-D:-Dny resak i diamondra 27 zany anie ka tena resaka jetset e!!!
ary mahagaga fa ,ny tenako mba miresaka de lazaina fa mody maty..
fa diamondra zany zao manambady kala be raha ny fijeriko azy an:roll::{ sao mba misy frere-ny any ho any:-D:-D:-Dfa ny tenako tena jamba tsy nahita an le tena zay retsy!!!!fa tena le mitondra sac au dos no betsaka :°)
misaotra mamaly:^)

111. xxx ( 21/03/2007 19:30)
Tsy zany ry zareo fa tena miady be ny saiko fa zah zany nahita bandikely zay de tonga de nifankatia be zay sy ny karazany de nieritreritra ny hivady nefa izy zandriko efa ho 11 ans de aminay tsisy olana iny zah efa nanambady taloha de roa ny zanako de tsy mapaninona anazy hono nefa ny olana de le mamany tena vehivavy autoritaire de sady efa nanana sipa taloha le bandy mitovy taona aminah de tsi tin le mamany de izy tady hanao be loha noho ny amiko zany nefa mbola betsaka ny zavatra ilavanay anle mamany de tena tsy hita tsony ze atao zah aloha de efa tsy tiny fa de le sipako tia be anah de tsy rarahiko le reste de sa famille de zany rireto ah
112. Vahinala ( 21/03/2007 22:24)
xxx:

Tsy zany ry zareo fa tena miady be ny saiko fa zah zany nahita bandikely zay de tonga de nifankatia be zay sy ny karazany de nieritreritra ny hivady nefa izy zandriko efa ho 11 ans de aminay tsisy olana iny zah efa nanambady taloha de roa ny zanako de tsy mapaninona anazy hono nefa ny olana de le mamany tena vehivavy autoritaire de sady efa nanana sipa taloha le bandy mitovy taona aminah de tsi tin le mamany de izy tady hanao be loha noho ny amiko zany nefa mbola betsaka ny zavatra ilavanay anle mamany de tena tsy hita tsony ze atao zah aloha de efa tsy tiny fa de le sipako tia be anah de tsy rarahiko le reste de sa famille de zany rireto ah



Oh sarotra, normaly aloha nen'ilay mamany satria am maha reny azy dia betsaka ny zavatra mampiasa saina azy mikasika ny zanany, tsy afaka manome tsiny azy ianao, eo aloha ny resaka elanelantaona sy ny hoe efa mananjanaka ianao, mety sarotra aminy ny manaiky izay satria ny zanany tsy mbola manana expérience mitovy aminao. Ny mety angamba raha amiko dia ezahinao fantarina hoe tena tia anao tokoa marina ve ilay bandy, tena matotra tsara ve izy ary vonona ny hi assumer izany rehetra izany; dia rehefa sur amzay ianao dia ianao manokana mintsy no manantona indray ilay mamany dia miresaka tsara aminy "entre femmes", anjaranao no mandresy lahatra azy hoe tsy hanimba ny hoavinjanany akory ianao fa tena fitiavana matotra ny anareo.
113. luciana5 ( 13/04/2007 22:42)
de nakaiza ary le tadi poitra ryzareo, ndao mba hiresaka tohizo dray ny resaka, fa fanontaniana , tsy de betsaka ny gasy manambady vazaha tany rns woa de gaga dray aho, ...;ary ze mamaly moa aza tonga de tezitra oh merssi:^)
114. xxx ( 15/04/2007 11:25)
8Omisaotra anao fa tsy dia mazava laotra ny tinao lazaina fa toy tsy mi-correspondre,very-tadipoatra toy ny gaigay zany,anefa toa lazainao hoe,ratsy kala bé tsy afaka manambady vazà,na izy adala na manja bé izany,mba azavao hoe,tena mahita tokoa aho kala enina eo mijaly bé nefa vadin-bazà,ny sasany efa nisaraka mintsy,azavao fa toa marina ny hevitrao:roll:
115. luciana5 ( 16/04/2007 19:02)
:-D:-D resak adala woa, fa nenà le gasy kely mahay mihinana bonbon gasy pecto ihany!tsy misy fanazavana zany ry xxx fa andana aloha ba mijery de ianao zao no endrasana hitatitra vaovao ho an namana rehetra eto!!:-Pmisaotra mialoha an
116. xxx ( 17/04/2007 10:46)
dain, vendrana be! sady very tadi-poitra no kely saina tsotra izao! rehefa tsy manana saina tsara sy matanjaka miaina miaraka @ olona hafa dia ndana mody fa aza eo no be credit sy be trosa eo!!!:evil::evil:
117. xxx ( 17/04/2007 12:01)
basin'ariary fito e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0811