efa very tadi poitra sy tapi dala kaleha vao manambady vazah

21. vale ( 16/03/2007 10:05)
louchiana::lol:samy manana ny tianyre io!! f'angaha ny fanambadiana vazaha de voatery resa-bola fona e? olm-bel ohatry ny ol rehetra ihany reny koa tsy hitako zay hi discture-vana ny amzany alou, raha za manokana!:{..
:-Ddadabenay zao vazah, ary toa tsy hitako hoe in ny maha samy hafa anazy @ olm-bel rehetra:lol::lol::lol:
:P
22. vale ( 16/03/2007 10:08)
amen! rurik! six:P:-*:-*:-*
23. rurik ( 16/03/2007 10:09)
aleloia vale:-D:-D:-*:-*:-*:-*:-* ela aky zany
24. salmo1 ( 16/03/2007 10:10)
luciana5:
fa manafina fotsiny reo gasy sipa avec eux ireo


izaho anisany taranaka eux. :°):D
de zay le olona hiaraka amin'ny eux izay, mety tsy hanafina zavatra ratsy mahory ny fiainany...

:-wkou lazainao fa manafina reo gasy sipa avec eux ireo

luciana5: inn no tena tinao lazaina eto:?:






25. vale ( 16/03/2007 10:24)
salmo1: ny ahy reny sônégaly beu reny de tiko koa!amen!:lol:
26. kelly13 ( 16/03/2007 10:25)
ary ny bandy manambady vaza kou jamais voakina an! hihihihi
27. vale ( 16/03/2007 10:26)
rurik::-D:-D:-Dsix:P:-*:-*:-*:-*
28. kelly13 ( 16/03/2007 10:36)
ary inn no hidiran'ny very tadi-poitra zany zao? very tadi-poitra=very tadidy :°)
29. vale ( 16/03/2007 10:36)
pecto: aza dé saro-piaro ohatran'io moa eeee:-P:-D:-D:-D:-D:°)
30. sakaizakely ( 16/03/2007 10:47)
za sipa tsy ratsy


8O 8O 8O

dia ataon'izy inona ?

nga rehefa tsy ratsy dia tsy maintsy tara aminao ny vaza ? Tsy ny tarehy amambika ihany no entina @ fiarahana. Ny fisainana, ny toetra, ny fomba amampanao, fahalalana sns... tsy ary voatanisa :-P

Raha hitan'lé vaza fa mizesizesita wé za tsara e ! ouy e! dia vao maika tsy raharahiany ianao. Sady efa fantany tsara fa intérêt fotsiny no iarahanao aminy dia efa kobo koa izy dia vao maika ianao tsy asiany sira.

Lanjalanjao ny fiainana fa tsy ny hatsarana ihany no mikaonty ry kala à ! Efa hitanao fa tsy alehany ny vaza dia avelao ho an'ny hafa indray. Dia andana zany manandrana sinoa sy karana arak'ireo torohevitry ny namana ireo fa be zany any @ tanàna. Ny sonégaly koa hono matsiro, parole de vale :-D
Le zoulou avy any Zimbabwé ireny koa tsy ratsy sady ....... :°) :°) :°)
31. sakaizakely ( 16/03/2007 10:49)
ary toa be tarana-bazaha ato klé 8O
Marina tsy infesté mitsy serasera ? Inn no vaha-olana am'zany ?

vale> pecto nga sarompiaro ? am'niza akia ? :P
32. kelly13 ( 16/03/2007 10:50)
ary nakaiza i luciana5 teo e
33. sakaizakely ( 16/03/2007 10:53)
vaky nitsoaka angamba, sa lasa nanenjibaza ? :-D :-D
34. sakaizakely ( 16/03/2007 10:59)
kelly13:

ary inn no hidiran'ny very tadi-poitra zany zao? very tadi-poitra=very tadidy :°)


vao tsy niaraka firy tamimbaza dia efa hadino sahady ny teny gasy marina an :-D :-D :-D

35. vale ( 16/03/2007 12:23)
sakaizakely: tady ho rasista an!:o

matsiro ahoana? taiza za niteny izany akia? omeo porofo oe?:{:{:{:{
nanah zé mahay manambitamby anah ihany ny tiko:!: refa tsisy tsony zay de bye bye brézil:-D:-D:-D:-D
jereo kely sakaiza fa misy dinika ato nilaza io matsiro io ny sonégaly sy ny zimbabweé sy ny mainty hafa kou...fa tsy zah vely2 no niteny an'io. Tandremo njy rehefa mamaky boky so dé mamaky vilana fa tsy tiko zany an!:{:{:{:{
36. vale ( 16/03/2007 12:24)
petco:? saro-piaro...! mba eritreritro ftsn io kah!:o
37. vale ( 16/03/2007 12:26)
kelly13: any kou zaaaany:wink::-*:-*:-*

sakaizakely: :{in ary ty:o:o:roll::roll::roll::o
38. Tenio ( 16/03/2007 12:31)
raikitra indray ny resaka vadimbaza
39. vale ( 16/03/2007 12:37)
mdrrrrr...
40. kanto10 ( 16/03/2007 12:45)
mba olona ihany nge rireto ireny vazaha ireny e? mampalahelo indray raha atao tohatra fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081