fanontaniana mampiheritreritra ahy isak alina , merci valio
1. luciana5
(
18/03/2007 19:46)
hono an:azafady !!!!
ahoana no ahafantarana tanteraka hoe tena tia ny lehilahy azafady?
ahoana no ahatsapana an zany,
inona ny tena porofo mivaingana amin zany ,
sao diso ny heritreriro!merci!
:}

novalian'i bozylove ny 23/04/2007 15:51
2. booboo
(
18/03/2007 20:17)
:-D:-D:-D iaino sy ankafizo fotsiny lé fiarahana dia zay sao reraky ny tsy fatoriana eo ny farany :-D:-D:-D
3. Fiffi
(
18/03/2007 20:51)
heu....fa firy taona kay i luciana5 ? sa fitiavana voalohany io ?
iaino marina aloha de ho hitanao eo ny fandehany...

4. luciana5
(
18/03/2007 21:08)
:-D:-D
ka mba zay vao mba maontany tena ry zareo an
efa faharoa aloha é:-o fa tsisy experience mihitsy , tsy mahamenatra re ny milaza an zany eto an , tsy rarahako8-):?:

6. fasaly
(
18/03/2007 21:22)
euhh ny profo fa tia ngamba izy de te hiaona aminao foana isan'andro na am net na fone na mivatana hiihi!
de mirediredy miteny anao hoe gtm fona :roll:tsy haiko alou!:-P

8. Fiffi
(
18/03/2007 21:30)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/WRITIN%7E1.GIF[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/090104got_my_heart_cut.gif[/IMG]
9. sakaizakely
(
18/03/2007 21:52)
luciana5:
:-D:-D
ka mba zay vao mba maontany tena ry zareo an
efa faharoa aloha é:-o fa tsisy experience mihitsy , tsy mahamenatra re ny milaza an zany eto an , tsy rarahako8-):?:
tsy arako mits luciana fa etsy ambadika ianao milaza fa be trosa daholo ireo vaza ireo; dia fiheverana anao dia efa bien rodée raha resaka lhl
nefa zao indray ianao milaza fa vao faha-2. tsy fantatra izay marina :roll: :roll: :roll:
10. vale
(
18/03/2007 22:20)
Fiffi::-D:-D:-D:-D:-D
heu....fa firy taona kay i luciana5 ? sa fitiavana voalohany io ?
iaino marina aloha de ho hitanao eo ny fandehany...
11. vale
(
18/03/2007 22:24)
fasaly:ye:wink:
euhh ny profo fa tia ngamba izy de te hiaona aminao foana isan'andro na am net na fone na mivatana hiihi!
de mirediredy miteny anao hoe gtm fona :roll:tsy haiko alou!:-P
12. Vahinala
(
18/03/2007 22:41)
Ra za ndray aloha dia mampatahotra ahy raha ny vadiko no miteny gtm isaky ny mihetsika izany e, ny lhl rehefa tena tia tsy be teny fa ny fihetsiny fotsiny d efa hatsapanao fa tena tia anao izy. Tsy hoe tsy manao gtm mintsy ndray koa anefa fa misy fotoana amle tsy ampoizinao iny izy miteny anilay izy d tena tsapa mintsy hoe mitsatoka any amponao any ! Hummmmm(l)(l)(l)
16. fasaly
(
19/03/2007 06:16)
xxx:
diso fasaly fa izaho mahavita izany nefa tsy tia
mpetsara velatsihy zany xxx dia ratsy toetra:?
17. fasaly
(
19/03/2007 06:17)
sakaizakely::-D:-D:-D:-D marina zany klé! mba fitiavana te hampiresaka kosa e!:^):^):^)
18. Fiffi
(
19/03/2007 07:19)
sakaizakely:heu......zh koh aza mba gaga hoe ahoana hiany aza izy ity ? misy...:-w:-w:-w
tsy arako mits luciana fa etsy ambadika ianao milaza fa be trosa daholo ireo vaza ireo; dia fiheverana anao dia efa bien rodée raha resaka lhl
nefa zao indray ianao milaza fa vao faha-2. tsy fantatra izay marina :roll: :roll: :roll:
19. diamondra27
(
19/03/2007 07:34)
luciana5: fa inona aloha le eritreritrao hoe: sao diso izany? Izahay aza tsy mahalala ilay izy dia ahoana no hamalianay azy.
Za koa akia ry luci5 mba mitovy amindry a!:lol:(vazi²)
zao an! na luciana lhl na tena vhv tsy mivakl fa hita soritra be le izy, marina sa tsia? Mampiresaka eto fotsiny fa aiza de ary ambadika tokoa efa manana expérience nefa eto lasa eritreritra , ntssss
fa le fanontaniana aloha de mitombina foana na de izany aza. De valio le kestion napetrako io an!:-P
Mpandefa : luciana5 [ Valio ] 18-03-2007 22:08:31
Lohateny : Re : fanontaniana mampiheritreritra ahy isak alina , merci valio
ka mba zay vao mba manontany tena ry zareo an
efa faharoa aloha é fa tsisy experience mihitsy , tsy mahamenatra re ny milaza an zany eto an , tsy rarahako