fanontaniana mampiheritreritra ahy isak alina , merci valio

21. diamondra27 ( 19/03/2007 08:26)
fiffi:gaga ngah?8O8O8O8O,
tandremo sao lasa gana eo aza hihihi gagagagagagaga :D
22. sakaizakely ( 19/03/2007 08:56)
zany mantsy

satria ny resany tatsy ambadika hoatran'ny hoe efa nandramany daholo Orléans manontolo

izao indray izy milaza fa débutante

sao dia mba mythomane :roll:
23. xxx ( 19/03/2007 09:54)
sakaizakely: tsy mytho izy fa lhl dia mampiresaka :-D
24. karinah ( 19/03/2007 10:18)
xxx> :? tena mitombina ve zany lay hoe "mefie vo dé zetranzé?":-w :? :oops:
25. booboo ( 19/03/2007 10:20)
hihihi lé fanoratr'i Karinah azy kounkou mampihomehy hihihihihihi
26. simplex ( 19/03/2007 10:31)
luciana5:
hono an:azafady !!!!
ahoana no ahafantarana tanteraka hoe tena tia ny lehilahy azafady?
ahoana no ahatsapana an zany,
inona ny tena porofo mivaingana amin zany

Tsy voatery ho tena tia foana vao manao firaisana ny ol an, resaka filana fotsiny ohatra. Samy manana ny fiainany fa tsy hidirana lavitra iny. Fa ity no tena fika faran'ze tsotra sady ahafantaranao ny marina. Ity fotsiny tenenina anazy: bevohoka ah!!

eo @ herin'andro eo ho eo farafahabetsany d ho fantatrao na tena tia anao izy na tsia.
27. booboo ( 19/03/2007 10:32)
:-D:-D:-D:-D:-D
28. soanja ( 19/03/2007 11:25)
simplex:

luciana5:
hono an:azafady !!!!
ahoana no ahafantarana tanteraka hoe tena tia ny lehilahy azafady?
ahoana no ahatsapana an zany,
inona ny tena porofo mivaingana amin zany

Tsy voatery ho tena tia foana vao manao firaisana ny ol an, resaka filana fotsiny ohatra. Samy manana ny fiainany fa tsy hidirana lavitra iny. Fa ity no tena fika faran'ze tsotra sady ahafantaranao ny marina. Ity fotsiny tenenina anazy: bevohoka ah!!

eo @ herin'andro eo ho eo farafahabetsany d ho fantatrao na tena tia anao izy na tsia.


:-D:-D:-D:-D Efa tena tsy rarainy kosa! :-*:-*:-*


29. soanja ( 19/03/2007 11:30)
azafady fa diso: tsy rariny no tiako resahina.

Tsy mahita ny valin'io fanontanian'i Luciana io aho e! Ny lehilahy kapotsaka daholo matetika.
Saingy refa mahazo ny tena dOro dia tsy mila manontany tena akory na tsy mahita tory amin'ny alina fa tonga de misonenika zany foana.
30. karinah ( 19/03/2007 11:30)
booboo:

hihihi lé fanoratr'i Karinah azy kounkou mampihomehy hihihihihihi
:-D:-D:-D:-D :wink:booboo, soratra sms io ky an!:-P :-D:-D:-D:-D:wink:


31. karinah ( 19/03/2007 13:44)
luciana5:

hono an:azafady !!!!
ahoana no ahafantarana tanteraka hoe tena tia ny lehilahy azafady?
ahoana no ahatsapana an zany,
inona ny tena porofo mivaingana amin zany ,

sao diso ny heritreriro!merci!
:}




:-* tiany aalaina vady alou indry, de tiany hiterahana(surtout!!), de hajainy,....;betsaka anky a!



32. sakaizakely ( 19/03/2007 21:48)
simplex:

Tsy voatery ho tena tia foana vao manao firaisana ny ol an, resaka filana fotsiny ohatra. Samy manana ny fiainany fa tsy hidirana lavitra iny. Fa ity no tena fika faran'ze tsotra sady ahafantaranao ny marina. Ity fotsiny tenenina anazy: bevohoka ah!!

eo @ herin'andro eo ho eo farafahabetsany d ho fantatrao na tena tia anao izy na tsia.


Lehilahy marina :-D :-D :-D :-D

Marina ihany anefa io ry Soanja a ! Toy izao mits ny ankabeazan'ny lhl :{ :{

33. Vahinala ( 19/03/2007 22:00)
sakaizakely:

zany mantsy

satria ny resany tatsy ambadika hoatran'ny hoe efa nandramany daholo Orléans manontolo

izao indray izy milaza fa débutante

sao dia mba mythomane :roll:



Toa mahagaga tokoa fa tsy hay marina tsony ny resaka tena tianty kala ty atao kle, toa manoratra hevitra vaovao foana nefa hevitra mifandaka be doly ny votoatiny !:-D:-D:-D
34. ikalapeta ( 20/03/2007 08:54)
:-D:-D:-D:-D

Vahinala: valivalio fotsiny any aky aaa:oops: ny fanontaniany e!:oops::-D:-D:-D:-D:°)
35. ANARIM ( 20/03/2007 11:05)
:roll::roll:
36. Vahinala ( 20/03/2007 12:29)
ikalapeta:

:-D:-D:-D:-D

Vahinala: valivalio fotsiny any aky aaa:oops: ny fanontaniany e!:oops::-D:-D:-D:-D:°)



:-D:-D:-D
37. rush ( 20/03/2007 13:12)
ka tsy hita izay hamaliana azy fa toa misy resaka tsy mitombony izy izany e!
38. sakaizakely ( 20/03/2007 13:43)
sady izy aza moa tsy saky niverina intsony fa rifatra nitsoaka kou 8-)
39. kelly13 ( 20/03/2007 13:45)
lolllll sakaizakely, nataonjiko inn ny zanakoul no nitsaoka? hihihi

na kou nahita valiny t@ le fanotaniany mampieritreritra azy isak'alina izy d iny izy no ni pà tsy t halala antsika tsony :?
40. vale ( 20/03/2007 13:49)
ANARIM:

:roll::roll:
anarim> k'hita,hihihihihi:°)


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078