fanontaniana mampiheritreritra ahy isak alina , merci valio
41. sakaizakely
(
20/03/2007 13:53)
kelly13> hi hi hiiiiiiiii
sady za tokoa ange tena tsy tian'izy iny e !
nefa saika nataoko hoe andao hihinana oeuf sur plat any am kelly13 sady miresaka :P

42. vale
(
20/03/2007 13:54)
rush:>rush: valio ny fanontaniany araka izay tianjy hamaliana anazy kou,hihihihihihi
ka tsy hita izay hamaliana azy fa toa misy resaka tsy mitombony izy izany e!
44. sakaizakely
(
20/03/2007 13:58)
kelly13> tampi ouz le be diploma izay
tampi rehefa tsy ho avy izy fa mihena am zay ny dénominateur :lol:

45. karinah
(
20/03/2007 15:16)
:-D:-D, hanatody eo naleo ro fa atôvy tsara ny farany, ihihihhihihihih
50. luciana5
(
21/03/2007 00:14)
:roll: ka de lasa heritreritra re fa aza omena tsiny e!!!
tsy mifandaka zany lé sujet fa otran sujet rehetra e, resaka fitiavana daholo ny resako hatramin zao fa tsisy resaka sakafo aloha:-D
mazotoa ary e, de andraso fa havadiko le sujet amin manaraka ary raha ilaina;-)
fa misoatra an reo mamaly hatrany aloha e,merci an:^)
:*

51. Vahinala
(
21/03/2007 09:59)
luciana5:
:roll: ka de lasa heritreritra re fa aza omena tsiny e!!!
tsy mifandaka zany lé sujet fa otran sujet rehetra e, resaka fitiavana daholo ny resako hatramin zao fa tsisy resaka sakafo aloha:-D
mazotoa ary e, de andraso fa havadiko le sujet amin manaraka ary raha ilaina;-)
fa misoatra an reo mamaly hatrany aloha e,merci an:^)
:*
Le sujet ts maninn ka tsisy olana fa le zavatra resahandry amle sujet mihitsy no ohatra ny mifanohatra be dia fanina be zay manaraka le izy ny farany !:wink:
53. oldine
(
14/04/2007 11:05)
matoa misy fanontaniana mampieritreritra isak\'alina dia ao raha.Mazava aloa iny.
Fa ny tiako ho tsindriana dia havao tsara aloa ny firaisana ara-nofo sy ny fitiavana.Rehefa tia ny lehilahy dia tsy ny firaisana aloa no ao an-dohany, fa ny hitazomana an\'ilay vehivavy hitia azy ihany koa.Ny lehilahy dia tsy afaka hitia olona tsy tia azy.
Misy karazany roa ny lehilahy ka ny iray tena lehilahy mila TIAVINA ary ny iray sarim-bavy tia milalao fitiavana.Ny tena lehilahy dia ampy azy ny fahafantarany fa tia azy ilay vehivavy iray fa ny sarintsariny kosa dia mila filioriny toa ny vehivavy ihany.Mila manasarotra be ny iray fa ny iray kosa tsy mivakiloha amin\'izany.
Ny tena lehilahy dia matoky ary mahatoky saingy raha voafitaka dia izay no vita.Ny sarim-bavy kosa dia miangolangola, mihantahanta, mampifilafila, be fifonana amin\'ny zavatra tsy misy dikany, tsy matoky tena.Ny lehilahy dia matanjaka ranjanany ary madio saina fa ny sarintsariny dia manifinify lava volo manao fihetsi-bavy mora fantatra.
Jereo amin\'ireo extreme roa ireo ny anao dia mety hoazonao an-tsaina hoe aiza ho aiza no misy azy.
Marihiko fa be fitiavana ihany ny lehilahy saingy tsoriko fa adinony izany rehefa misy zavatra ataony.Tsy mahay mampirafy loatra izy.Ny sarim-bavy kosa dia fetsy be toa ny vehivavy raha resaka fitiavana satria iainany toa ny vehivavy mihitsy ny azy ny fitiavana.

54. luciana5
(
16/04/2007 19:08)
:{ tena hafa mihitsy izany fijerin nao zany ry oldine, fa tena mba omeo hevitra otran zao ihany matetika fa za moa tsy de maharaka ..merci oldine an:wink: fa andraso, fa ho donihiko le anahy an!fa en resumé toa sarombavy zany8-)
59. rush
(
17/04/2007 12:53)
luciana5:sady mahay miala-bala no mampihesona fotsiny ssssssssssssssss
voavalin i oldine ny fanontaniko!merci an
60. luciana5
(
18/04/2007 16:10)
rush koa toa mahasosotra an:{
fita fa tena marina zany, aiza amin reo no misy anao de zay:°)