probleme , mba omeo hevitra azafady!!!
1. luciana5
(
15/03/2007 19:59)
manana olona miaraka amiko aho izao, dia tena tiako tokoa izy, fa ny olana de gaga nareo hoe ahoana koa zany , de izao:
tsy mahavita n inona mihitsy za fa manaiky ze tiany atao rehetra!
tsy mahateny aho, fa jamba tanteraka , tsy mahavita mitabataba na miseho milay otran tamin ex
inona ny hevitrareo amin zany azafady fa tena lasa mankarary ty resaka!misaotra indrindra:-o

novalian'i Vahinala ny 21/03/2007 10:02
3. simplex
(
15/03/2007 20:11)
luciana5:cet homme est un hero ^:^^:^
manana olona miaraka amiko aho izao, dia tena tiako tokoa izy, fa ny olana de gaga nareo hoe ahoana koa zany , de izao:
tsy mahavita n inona mihitsy za fa manaiky ze tiany atao rehetra!
tsy mahateny aho, fa jamba tanteraka , tsy mahavita mitabataba na miseho milay otran tamin ex
6. pissoa
(
15/03/2007 21:00)
sao d matahotra lotra ny ilaozany kosa njy de tsy sahy miteny ?! :lol:
8. fasaly
(
15/03/2007 21:21)
dainnnnnn zany mba kestion ny salmo!!otran'ny de mbo hanao in ery:roll::-D:-D:-D:-D:-D
9. fasaly
(
15/03/2007 21:22)
karinah: oujyyyy luciana mantsy e!:^):-D zay tia adala e! atovy ao antsaina foana izay e!
fa refa tratranlay deklik alou de tena hihiratra be ny masonjy de lasa tsy ho tia azy maizina tsony e! kozé!:-P

10. salmo1
(
15/03/2007 22:14)
fasaly :-D:-p
luciana: losento:oops: izaho tsy afaka ny hanasaraka olona mpifakatia rehefa tsy milamina. Fa ra anabaviko kosa enao de mety afaka ihany aho raha azoko hidirana... losento tam fanontaniana napetrako^:^

11. soanja
(
16/03/2007 02:55)
luciana5:
manana olona miaraka amiko aho izao, dia tena tiako tokoa izy, fa ny olana de gaga nareo hoe ahoana koa zany , de izao:
tsy mahavita n inona mihitsy za fa manaiky ze tiany atao rehetra!
tsy mahateny aho, fa jamba tanteraka , tsy mahavita mitabataba na miseho milay otran tamin ex
inona ny hevitrareo amin zany azafady fa tena lasa mankarary ty resaka!misaotra indrindra:-o
Tsotra fotsiny ny fanafodin'izany ka.
Satria efa hitanao ny lesoka mianjady aminao dia ny mifanohitra amin'zay indray atao fitaovam-piadiana hiatrehana ilay fitiavana.
Rehefa hihaona aminy dia hevero foana fa ny fiarahana dia olona ROA no miaraka fa tsy iray. Zany hoe ny hevitrareo mitsam no ampiasaina. Hevero foana fa maty koa izy na malemy raha tsisy anao. Ampikaro ny moral hoe rehefa miteny izy dia mba hiteny koa aho hoe: afaka mamoaka ny hevitro ve? ka raha miteny izy hoe ie mihaino anao aho dia lehilahy tsara izy izay. Fa raha midrikina tsy mihaino dia tsy mendrika anao izy izany fa ialao.
Aza manaiky dominer-na lehilahy izany aky a! Mifanohaton-tsy ho lavo ny Fitiavana. Ianao andriny izy andrinao fa raha tsy mahatsapa izany ianao de mbola tsy izy izay fa mitandrema. Good Luck!
12. ikalakintina
(
16/03/2007 08:25)
za ki luciana efa nahita an zany a!, ny tena marina sady tia azy ndry no matahotra ny ilaozany,tsy mahateny mitsy na de te aza,de farany efa be loatra ny nataony tsy tantiko tsony de ny hitsoka azy no masaka tao andohako!, nefa elabe vo adinoko izy!, adala an!
manaiky io hevitr'i soanja io za mbola be ny lehilahy afaka mifanankalo hevitra sy miresaka ze tsy tantindry, aza manaiky dominena! mahereza e!

13. luciana5
(
16/03/2007 08:25)
:)merci be da be amin reto conseil azo,fa anjarako zany ny mametraka toerana misy ahy.....
fa rehefa tena tia zay, de tena hitako hoe mandefitra loatra.....za io.
adala!!!
soanja< misaotra amin toro hevitra fa handinika tsara aho izao!!!:-P

15. kelly13
(
16/03/2007 09:29)
saika hamaly iany za fa nahita ilay topic iray tetsy ambony d aleo hilamina
18. Vahinala
(
16/03/2007 14:36)
luciana5:
manana olona miaraka amiko aho izao, dia tena tiako tokoa izy, fa ny olana de gaga nareo hoe ahoana koa zany , de izao:
tsy mahavita n inona mihitsy za fa manaiky ze tiany atao rehetra!
tsy mahateny aho, fa jamba tanteraka , tsy mahavita mitabataba na miseho milay otran tamin ex
inona ny hevitrareo amin zany azafady fa tena lasa mankarary ty resaka!misaotra indrindra:-o
Tsy mila mitabataba sy miseho milay izany anie rehefa miraka amin'olontiana e !
20. sakaizakely
(
16/03/2007 16:34)
tsy mahavita mitabataba na miseho milay otran tamin ex
toetsaina hafahafa :roll: :roll: :roll: