probleme , mba omeo hevitra azafady!!!

21. luciana5 ( 16/03/2007 16:48)
toetsaina hafahafa ahoana ary ka tamin le ex za mimenimenona foana, fa tamin ty extra ty lasa mandefitra ho azy sady calme be foana, fa angamba votolotra .. tsara de lasa hendry tsara otran alika nahazo taolana misy hena ihany,:lol::-D:-D:-D
22. sakaizakely ( 16/03/2007 16:52)
ka io ve zany le vazaha be crédit e ? Ka rehefa mahazo taolana misy hena izany, inona indray ny olana ? Sa mbola te hi scène hoatran'ny t@ taloha ?
23. kelly13 ( 16/03/2007 16:52)
d aiza le probleme aza e?
24. lektsolo ( 16/03/2007 16:56)
Mba manana ny maha ianao anao.Refa tsy eken'ny sainao ny zavatra tadiaviny de sahia manazava ny hevitrao,aza matahotra ny mamoaka hevitra.Ataovy @ ara-drariny sy @ fomba mendrika.:roll::P
25. xxx ( 16/03/2007 17:41)
problema= soumizy izy zany fa ianareo koa tsy maharaka mihintsy e!
26. sakaizakely ( 16/03/2007 17:59)
chemiz tergal sa lamba landy ?
27. Samoana ( 16/03/2007 18:20)
luciana5:

tsy mahateny aho, fa jamba tanteraka



hafakely indray le fiteny:-D.
28. mpakasary ( 16/03/2007 19:41)
sokafy ny fo, d sokafy ny maso
29. luciana5 ( 16/03/2007 20:10)
zayny mihitsy ry lektsolo an harahan anie ny hevitrao, zany haihay fa tsy laozan sasany manenjika ny ramboko fotsiny,

io mpakasary aza efa milaza fotsiny hoe sokafy hono ny fo maso ny inona koa..:lol:
30. diamondra27 ( 16/03/2007 20:12)
luciana:inona akia no tena itiava-ndry azy?
njy ihany de mahavaly le kestion: hoy ndry oe: tena tia azy ndry, donc na inona na inona zany ataony de ekendry foana sy te- hataondry miaraka aminy
tandremo aza sao de araraotiny ndry ka asainy manao zavatra mamoafady an!na manao zavatra tsy mbola eken'ny saindry

solution: ento mora fotsiny dia maka fotoana kely andinihina azy.
Mi-lutter-va kely hoe: refa mangataka zavatra atao izy, ohatra hoe: mba afaka manome ronono ho ahy ve ianao azafady,dia andramo valiana hoe: tena mbola manao zavatra kely aho fa andraso afaka 5 mn, de jereo ze zavatra miseho sy ze sentiment-nao t@iny fandavana (ankolaka) azy iny, satria hoy ianao etsy ambony hoe: tsy afaka mamaly azy aho toy ny t@ ex

de à suivre...


31. luciana5 ( 16/03/2007 20:17)
merci diamondra27!
efa nisy mpampianatra nanome sopapa be tatsy ry diamondra27, fa somary lava be le dinika vao hitako ny solution !!ao moa ny maneso fotsiny sy ny tapa tsinay,
fa ny solution efa nafangarako ary efa ni pratiquéna nanomboka omaly, de lazaiko eto ny tohiny amin manaraka!:roll:

merci an!!!8)
32. fasaly ( 16/03/2007 22:06)
mpakasary:

sokafy ny fo, d sokafy ny maso

ny mpaka sary manapika maso ilany kounn!:-P



vazivazy ray andalana:-P:-*

33. Vahinala ( 16/03/2007 23:05)
luciana5:

toetsaina hafahafa ahoana ary ka tamin le ex za mimenimenona foana, fa tamin ty extra ty lasa mandefitra ho azy sady calme be foana, fa angamba votolotra .. tsara de lasa hendry tsara otran alika nahazo taolana misy hena ihany,:lol::-D:-D:-D



Azafady fa ts mazava, rehefa tsara tolotra zany ve d ts mahateny na inona na inona, ka fitiavana marina ve sa fitiavana tolotra ???
34. luciana5 ( 18/03/2007 10:53)
inona ny natolony teo re, sauf fitiavana e:roll:

aza atao lalina ny saina hoe nomeny an zao sy zao, fa nomeny fitiavana be sy tambitamby anky an, de za mora tia be koa, otran trondro vofintana reny ré
zany hoe:
fitiavana marina
:-o lasa mampimehy le resaka fa zao e
angamba rehefa tena tia de lasa mampicalme be ny fahitako azy ...;-);-)
35. diamondra27 ( 18/03/2007 12:28)
luciana5:

merci diamondra27!
efa nisy mpampianatra nanome sopapa be tatsy ry diamondra27, fa somary lava be le dinika vao hitako ny solution !!ao moa ny maneso fotsiny sy ny tapa tsinay,
fa ny solution efa nafangarako ary efa ni pratiquéna nanomboka omaly, de lazaiko eto ny tohiny amin manaraka!:roll:

merci an!!!8)


tsisy fisaorana e!:-*:-*
36. Vahinala ( 18/03/2007 13:06)
luciana5:

inona ny natolony teo re, sauf fitiavana e:roll:

aza atao lalina ny saina hoe nomeny an zao sy zao, fa nomeny fitiavana be sy tambitamby anky an, de za mora tia be koa, otran trondro vofintana reny ré
zany hoe:
fitiavana marina
:-o lasa mampimehy le resaka fa zao e
angamba rehefa tena tia de lasa mampicalme be ny fahitako azy ...;-);-)



Ka misy tsara ohatrizany ndray ary ve ozy ndry !:wink:
37. luciana5 ( 18/03/2007 18:06)
tsisy anky
fa za mihitsy no efa tady hitapy an
mitapy amin lery fa tsy haiko hoe naninona:°)
38. Vahinala ( 18/03/2007 22:36)
luciana5:

tsisy anky
fa za mihitsy no efa tady hitapy an
mitapy amin lery fa tsy haiko hoe naninona:°)



Ohhh aza matahotra fa itovizana daoly ihany zany rehefa sendra ilay hoe tena tia zay e !
39. luciana5 ( 21/03/2007 00:27)
:lol::lol:eny anky vahinala an ,fa efa une semaine zay za no tsy nahita azy fa lasa mission anky, de tsy mba miantso izy amin jeudi vo tonga hono.....aza hitako ka efa manambady!!fa lasa nofy ratsy alina mihitsy.......
mbola hanao recherche za zao!!ki sait:roll:
40. pasipasi ( 21/03/2007 06:24)
tano ny azo fa sarotra ny mila
chacun à son choix
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077