probleme , mba omeo hevitra azafady!!!

41. Vahinala ( 21/03/2007 10:02)
luciana5:

:lol::lol:eny anky vahinala an ,fa efa une semaine zay za no tsy nahita azy fa lasa mission anky, de tsy mba miantso izy amin jeudi vo tonga hono.....aza hitako ka efa manambady!!fa lasa nofy ratsy alina mihitsy.......
mbola hanao recherche za zao!!ki sait:roll:



Mbola aiza aky zany, 1semaine v d maha lasa saina andry toy izany sahady ? Mba manĂ na ihany fahatokisana azy e ! Ny ahy aza za no nandeha naharitra amambolana taloha d zao izy ndray no andeha atoato pendant 3mois nefa ny zanakay aza vao handray 4bolana, tsy maintsy malahelo fa fiainana zany dia hiaretana ko, ny mahasoa aloha vao ny mahafinaritra e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1122