iza ny bandy gasy milay, bgosse eto amin serasera é
1. luciana5
(
21/03/2007 00:35)
salama daholo!!!!!!!!!
saika hanontany re eh raha tsy mahadiso o:iza no tena milay sy bgoss ato aminle serasera ry zareo?
mba te haka namana eto ihany...maninona moa??:wink: fa mba te ahazo toro hevitra fa sao manaonao foana..
de iza de ahoana, omevo ny pseudo hijerena an zany!!
misaotra an!!!;-)lehilahy hoy aho fa tsy vehivavy re:-o

répondu par challenge le 02/06/2007 04:54
3. pasipasi
(
21/03/2007 06:07)
raha ny hitako aloha de tsy misy bgoss akoatra i pasipasi fa lery efa hitako maso mihitsy sady ao tsara e manorata @io pseudo any io ry lucianna a fa ho hitanoa marina moa eeee!
5. lost
(
21/03/2007 07:33)
Luciana;tsy azoko fa aona mo ny namana no anome ny olona itiavinao?? Sarotra be izany satria na iteny aminao aza aho oe irakoto no bogany sy tsara toetra mety hanahirana ahy izany satria mety tsy itovy ny fitondran'io ol io ny atao oe fitiavana eo @ mahampinamana(zay lazaiko oe tsara toetra)Kanefa ra hiaraka @ol izy mety hafa indray ny fomba fitondrany an'zany!!D manajary hanahirana ahy nnanolotr'azy anao!!Fa zao e resao eo izy d mifanaova rdv d jreo eo ny tohiny d itanao miandalana eo satria misy ol na miaraka aminao 5ans aza tsy fantatrao ny toetrany!! Zay fa mazotou ee
6. booboo
(
21/03/2007 08:43)
zà tsy hanoro:twisted: fa zà saro-piaro beeeeeeeeeeeeee mitsy na @ namako tsotra aza :°):-D:-D:-D
9. kally
(
21/03/2007 08:54)
Misy bogosy ato fa izany hoe ianao mety tsy ho tsara aminy no hanahirana:wink:
11. Vahinala
(
21/03/2007 09:48)
Mandehana mijery le sary rehetra ao d hitanao ao daoly ze manana ny sariny, z tsy manana d asaivo mandefa any aminao e !
13. vale
(
21/03/2007 10:36)
kally:de zay zany awoana? :-Phihihihihihihi
Misy bogosy ato fa izany hoe ianao mety tsy ho tsara aminy no hanahirana:wink:
luciana> zé tianjy aky mety dol a! :lol:
14. vale
(
21/03/2007 10:37)
:-D:-D:-D tsika sy simplex kou maptovy eritseritsa fonà!hihihihihihi;-)
15. vale
(
21/03/2007 10:39)
Vahinala::-D:-D:-D:-D
Mandehana mijery le sary rehetra ao d hitanao ao daoly ze manana ny sariny, z tsy manana d asaivo mandefa any aminao e !
Vahinala: non,non,non, tsy vahaolana,...misy mifampidera sary.:P
17. xxx
(
21/03/2007 11:04)
Any @ meetic.fr mandè e na oe tonga-soa.com!!
Zao ary ee apetrao eo ny sarinao d aleo ny bandy no hitsara azy,asa na tena milay lay be safidy sa de .....
Zao ary ee apetrao eo ny sarinao d aleo ny bandy no hitsara azy,asa na tena milay lay be safidy sa de .....
19. fasaly
(
21/03/2007 11:41)
i zérard, i kignstar, i jamel, i balmbine show! efa misy maromaro ireo ankoatra ny efa volazako:-P
20. lemia
(
21/03/2007 11:47)
zah kou aza mba mitady fa ra maita zah de lazèko eny iany an!iza kou mou no ialaza we ratsy izy fa mitsako bil eo enao ra..