iza ny bandy gasy milay, bgosse eto amin serasera é

41. xxx ( 21/03/2007 19:21)
fa mba otran iza enao mba jerena koa aloha ange nu vola amidy vo miady varotra e , de zao no teneiko anao zah en personne efa niaraka taminzay farany bogosse ary zah tsy miaraka raha tsy bogosse satria zah kou ts de masosotra no tena marina ouz ry zareo an fa ny toetran reny tsy ao daholo ce sont tous des cons aleoko miaraka amin bandy tsotra tsy bogosse nefa tsy ratsy be koa fa reny no tena mahasambatra tu peut avoir tout tu es comme une princesse zay aloha ny anah fa enao ihany io fa raha hety hiaraka aminao kou le bandy reny kou ange tsy miaraka raha tsy sipa sy manja sy manankatao e zay
42. fasaly ( 21/03/2007 19:27)
hummmmm! zà kounkou zao zany te ho lasa princesse mitsy......iza amireo reo no afaka mi traiter ahy ho princesse e! euhhhh! :roll::roll::roll: kalou hijery ny tsy bogosy zany :-P
43. fasaly ( 21/03/2007 19:29)
:x:x:x:x toa bogoss dool fa efa nijery aho fa tsy taf ndray zany lay princess:-P
44. ikaretsaka ( 21/03/2007 19:34)
i salmo1 no m ilay be ato ato fa jere lery atao fifidianana mihitsy ny sipa
45. pissoa ( 21/03/2007 19:45)
pfff, marina iny salmo1 iny tsy mbola mikaka an-kiloty :-D:-D:-D:-D:-D
46. pissoa ( 21/03/2007 19:48)
Fa bandy bôgôsy ve aloha sa bgosse le resaka e ?! :-P:-D:-D:-D

iza ny bandy gasy milay, bgosse eto amin serasera é

saika hanontany re eh raha tsy mahadiso o:iza no tena milay sy bgoss ato aminle serasera ry zareo?
47. karinah ( 21/03/2007 20:10)
xxx:

fa mba otran iza enao mba jerena koa aloha ange nu vola amidy vo miady varotra e , de zao no teneiko anao zah en personne efa niaraka taminzay farany bogosse ary zah tsy miaraka raha tsy bogosse satria zah kou ts de masosotra no tena marina ouz ry zareo an fa ny toetran reny tsy ao daholo ce sont tous des cons aleoko miaraka amin bandy tsotra tsy bogosse nefa tsy ratsy be koa fa reny no tena mahasambatra tu peut avoir tout tu es comme une princesse zay aloha ny anah fa enao ihany io fa raha hety hiaraka aminao kou le bandy reny kou ange tsy miaraka raha tsy sipa sy manja sy manankatao e zay
hahahaha!


48. xxx ( 21/03/2007 20:32)
ka efa mba lazaina hoe mba atambaro ny valiny rehefa mamaly ry karinah na vale fa hafahafa be ny mijery hoe vale na karinah mamaly in-5 na in-6 misesy.
49. salmo1 ( 21/03/2007 21:00)
pissoa:
pfff, marina iny salmo1 iny tsy mbola mikaka an-kiloty


zany ve:roll:
50. Zina ( 21/03/2007 21:13)
vale a njy ko an kisss beeee:-*:-*

pissoa :-D:-D:-D:-D
51. karinah ( 21/03/2007 22:05)
xxx:

ka efa mba lazaina hoe mba atambaro ny valiny rehefa mamaly ry karinah na vale fa hafahafa be ny mijery hoe vale na karinah mamaly in-5 na in-6 misesy.
filazana an'izany angaha ny eto? anoraty aho éeeeeeeeeeee(point), m'énèrv...


52. karinah ( 21/03/2007 22:06)
iza alou enao ary, resaka fitiavana ny eto, enao anefa mananatra, tsy hitako ze hifandraisan'le resaka,..mdrrrr....
53. karinah ( 21/03/2007 22:08)
azafady an'zay tsy tia le ps miverim-berina fa misy hadino.. mananatra "mira" tia. ka manin miafina? anoraty aho raha tena izay ny tanjonao.:-D
54. karinah ( 21/03/2007 22:13)
ikaretsaka:

i salmo1 no m ilay be ato ato fa jere lery atao fifidianana mihitsy ny sipa
Ikaretsaka::-D:-D:-D:°)


55. salmo1 ( 21/03/2007 22:41)
ikaretsaka: raha bogosy leisy zah, efa nobataiko i pach ho ety aminay:-D
56. nathie86 ( 23/03/2007 13:40)
jereo daolo kia an. Eo ampisavana ny raviny hono no atina ny vôniny. Tandremo fotsny ka hoe nifidy ny lohany nefa matahotra ny masony ee:lol::lol::lol:
57. xxx ( 23/03/2007 17:08)
i lezôzibe no tena milay ato ee!!
58. Fiffi ( 23/03/2007 20:38)
iza zany ?:roll:
59. luciana5 ( 20/04/2007 11:14)
salmo marina fa hitako e!!!!!!!;-)
60. xxx ( 20/04/2007 14:33)
booboo:

zà tsy hanoro:twisted: fa zà saro-piaro beeeeeeeeeeeeee mitsy na @ namako tsotra aza :°):-D:-D:-D



hita wa kou, na izany aza lazaiko ihany na dia efa zaraina amin'ny kilonga vavy betsaka .. i ramose kely silto mxxA .. :D :D :D
Aleo aloha miafina na izany aza fa sao dia voatoraky ny vato .. 8) 8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0086