iza ny bandy gasy milay, bgosse eto amin serasera é

61. challenge ( 02/06/2007 04:54)
lost:

Luciana;tsy azoko fa aona mo ny namana no anome ny olona itiavinao?? Sarotra be izany satria na iteny aminao aza aho oe irakoto no bogany sy tsara toetra mety hanahirana ahy izany satria mety tsy itovy ny fitondran'io ol io ny atao oe fitiavana eo @ mahampinamana(zay lazaiko oe tsara toetra)Kanefa ra hiaraka @ol izy mety hafa indray ny fomba fitondrany an'zany!!D manajary hanahirana ahy nnanolotr'azy anao!!Fa zao e resao eo izy d mifanaova rdv d jreo eo ny tohiny d itanao miandalana eo satria misy ol na miaraka aminao 5ans aza tsy fantatrao ny toetrany!! Zay fa mazotou ee

ohatran'ny reveko le fomba fisainan'i Lost! fa lost aiza ianao io e! tairo fa alaiko out there e!
:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0068