iza ny bandy gasy milay, bgosse eto amin serasera é
21. vale
(
21/03/2007 13:15)
simplex::-D:-D:-D, fa misy in e? hihihihihihihi
vale: hita wa ;-) za zao mieriteritra an'ity :*
:b:@:@
:P
22. vale
(
21/03/2007 13:21)
xxx::lol:
Any @ meetic.fr mandè e na oe tonga-soa.com!!
Zao ary ee apetrao eo ny sarinao d aleo ny bandy no hitsara azy,asa na tena milay lay be safidy sa de .....
30. simplex
(
21/03/2007 14:25)
:D:D:D
taloha zany malaza be le hoe: close your eyes, give me your hands, darling :} mandohalika le kofy boay hanisy peratra. @ zao ndray mbola tsy niova le hira: close your eyes, give me your hands, darling (l) eo ampiako enao hanala an'le peratra efa eny @ tananao :°):P:roll:;-)8)8)

31. simplex
(
21/03/2007 14:28)
HS iny an :oops:
fa ny tiana hamabara fotsiny de hoe aza be adivarotra be aloha fa asehoy kou hoe mba misy hatokona sy otr'zany. Tsy maintsy hiseho hoazy ny bandy bgosse (salmo ;-)) refa :} be no mitranga eo :-P8)8)
aiza i luciana :roll:

36. natachha
(
21/03/2007 17:08)
Mba mahalala fomba de mametra critères,nenao mety lay be molotra be reny no tinao,na koa hoe reny kely filahiana reny,...omeo sopapa ny bandy de hametraka CV izy de enao no misafidy.
37. vale
(
21/03/2007 17:31)
xxx::-D:-D:-D, ny ahy izao ry xxx de jereo ao @ blaogiko ao, ny endriny:-D:-D:-D:-D:°),:-D:-D:-D:-D
Any @ meetic.fr mandè e na oe tonga-soa.com!!
Zao ary ee apetrao eo ny sarinao d aleo ny bandy no hitsara azy,asa na tena milay lay be safidy sa de .....
38. Zina
(
21/03/2007 17:36)
za aloha mbola tsy nahita e...:wink: hihihihih
fa ny vavy no hitako misy manja mihitsy
fa ny vavy no hitako misy manja mihitsy