atoditarina

1. nikopol ( 15/03/2007 15:50)
Misy olona hono rehefa milelaka atoditariana dia lasa miova toerana ilay izy?

mety marina ve izany ?
novalian'i niryna ny 19/03/2007 04:51
2. booboo ( 15/03/2007 16:24)
hihihihi...bwèèèèèèè
3. watafon ( 16/03/2007 04:19)
nikopol : raha mpitsabo fantatro aloha tsy mahavita an'io k ! mety ireny mpimasy reny angamba lesy no manao an'io an !
4. simplex ( 16/03/2007 12:18)

mivoaka ranony ve le izy avy eo?
5. booboo ( 16/03/2007 13:04)
:?:
6. niryna ( 19/03/2007 04:51)
watafon:

nikopol : raha mpitsabo fantatro aloha tsy mahavita an'io k ! mety ireny mpimasy reny angamba lesy no manao an'io an !



=((=)) Angaha atoditariana izany fery vaky no hifindra?
Zavatra ao anaty mibotsina ilay izy ary tany amintsika taloha asiana vodin'antsy matetika dia mihena.Ratra aty ivelany ilay izy ka rehefa akaiky ho sitrana io dia mivadika atoditariana eo anelanelan'ny fehy na eo ambanin'ny helika.Toa tsy mitombona marina izany hoe mifindra izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1876