Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
salmo1
(
19/03/2007 16:26)
dokambarotra
mialatsiny @ webmastr am-le PUB ah. tsy mitarika olona mankany akoury aho :lol:
http://www.dailymotion.com/visited/search/malgache/video/x7eur_sobikacom-la-pub-tele
...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 19/03/2007 21:09
nikopol
(
19/03/2007 16:16)
Hay moa ?
[i]"Hay moa
Afaka manova ny aizina
Hanazava indray
Ny tsiky iray."[/i]
[b]Poopy [/b]
ohatran'ny tsara marina ilay poopy
...
tohiny
novalian'i happyfriend ny 27/03/2007 08:41
fasaly
(
19/03/2007 16:03)
biz'oroka
hon ho aho! tsy azo atao ve raha ampitomboina kely ny tahiry bozoroka fa managasiahasy be ilay manome biz'oroka tsy mahazo valiny nefa we zay mahay mamaly:lol:8):P
ohatra zao nisy nanome 14 zà tamit...
tohiny
novalian'i dadie ny 02/04/2007 11:10
glou
(
19/03/2007 15:32)
vacances 2007 namana serasera dago any Mahajanga
Dia faly manoratra eto indray zany ny tenanay, tapaka t@ fivoriana nataonay fa ho raiketina ihany ilay sortie @ grande vacances any Mahajanga,fa ny daty no nahemotra kely noho ny fangatahan' ny be sy ...
tohiny
novalian'i karinah ny 17/06/2007 22:00
niryna
(
19/03/2007 15:15)
Batisa @ rano/Batisa @ Fanahy Masina???
Mba misy afaka ny hanaza ny namana ve eto ny maha samy faha ireo na mifanampy ireo na hoe iza no atao batisa amin'ny rano ary ahoana indray ilay batisa amin'ny fanahy masina?
(l)niryna...
tohiny
novalian'i Zina ny 21/03/2007 17:02
niryna
(
19/03/2007 14:40)
Tsy te-ihinana fanafody intsony aho// mety hanampy ity!!!
Misy zavatra maro tsy dia andaniana vola akory kanefa manampy ny fahasalamana.
[u]Isan'andro no atao raha mazoto sy misy fotoana[/u]
-Ny fisotroana rano matimaty vao maraina isan'andro arahina vin...
tohiny
novalian'i meva2 ny 27/03/2007 07:48
lilida
(
19/03/2007 14:21)
Iza marina (MELKY)
Bonjour,
je voudrais avoir la copie du chanson "Iza marina" de Melky.
Salutations.
lilida
***...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 20/03/2007 06:56
xxx
(
19/03/2007 14:05)
MAP : Mangataka Amin'ny Pokona
Izay izany voa tena hiroso amin'ny tena resaka isika : ny vola hanatanterahana. http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=6152
Mbola afenina ny totalin'ny ilaina rehetra sy ny efa azo, na ...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/03/2007 21:57
salmo1
(
19/03/2007 13:37)
polisy sy voler
Tsy de milay ity kilalao ity.
Rehefa polisy. Tsy hainy le mpangalatra mihintsy ny mandositra, fa vao maika le mpangalatra manantona sy mila afera @ polisy. zarany aza velesiny polisy ny lamosiny. ...
tohiny
novalian'i mandrak ny 02/04/2007 09:07
ds
(
19/03/2007 13:16)
Fitia (tsy) voarara
Tsy ny fitia no voarara fa ny fampiharana azy. Koa reveo toy ity hiran'i Poopy ity ary e. Efa teo no niala...:-)
================
Soa tsy fantatrao ny tolona ao anatiko ao
Toa reko injao mitrit...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 19:43
xxx
(
19/03/2007 11:27)
mety oe tia v rah...
somary misy ifandraisany iany nefa tsy tiko tapahina ny resak'i luciana5 any ambadika, sady nenah tsy resaka tsy mampatory@alina fa mampalasam-borona @atoandro... mety oe tia ary v rah ol miantso anao...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/03/2007 08:48
salmo1
(
19/03/2007 11:06)
telisoa
i pach mbola manana harena kokoa :°)...
tohiny
novalian'i cutie ny 20/03/2007 00:43
salmo1
(
19/03/2007 10:37)
makaleo
ny vazaha, indrindra fa ny fianakaviana:-w
isakiny vao mifankahita de:-*, isakiny mihaona de :-* isakiny mandoka tena de :-* isakiny misy zavatra mahafinaritrana na mampalahelo de :-*
makaleo ih...
tohiny
novalian'i mamiah ny 20/03/2007 20:03
salmo1
(
19/03/2007 09:58)
Fetiny Ray - lunes, 19 de marzo
Maneran-tany ve ity fety ity sa eto espane ihany:?:
...
tohiny
novalian'i melianie ny 21/03/2007 13:35
tsiry12
(
19/03/2007 07:43)
ny mmpiatsra velatsy
ny mmpiatsra velatsy ka ny hahafataranazy de tsotra ihany mmisy etapy 4 ny fomba firesany @ vohalohany
=aratsy any lony ilay mmpanaratsy
=dia avy eo izy sady tsy mmomba ny avia na ny avanana
=av...
tohiny
novalian'i mamzelkely ny 24/03/2007 06:21
Fiffi
(
19/03/2007 07:40)
Ndao hasiana tantara kely......La naissance du MDRM.
(miala tsiny raha @ teny frantsay......)
Cette année, Madagascar célébrera la 60e anniversaire de l’Insurrection de 1947-1948. Et comme à l’accoutumée depuis 1967(*), l’Etat veut marquer...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/04/2007 18:00
ianao
(
19/03/2007 00:48)
mitady namana
Manao ahoana daholo,
Mba mitady namana malagasy mba hifanerasera raha misy azafady.
Rojo...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/03/2007 21:02
bazylou
(
19/03/2007 00:13)
site barea
http://barea.footblog.fr...
tohiny
novalian'i DotMG ny 26/03/2007 06:48
savinna
(
18/03/2007 23:05)
sambatra
manahona o mba saika hitany tononkira ilay hirany RAMBAO hoe Sambatra titre ilay hira misy
" Nahoana ianao no tsy mpanontany "
mba te haka ny toniny io izao azafady ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/03/2007 06:43
luciana5
(
18/03/2007 19:46)
fanontaniana mampiheritreritra ahy isak alina , merci valio
hono an:azafady !!!!
ahoana no ahafantarana tanteraka hoe tena tia ny lehilahy azafady?
ahoana no ahatsapana an zany,
inona ny tena porofo mivaingana amin zany ,
sao diso ny heritreriro!merci!...
tohiny
novalian'i bozylove ny 23/04/2007 15:51
