Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
saho ( 18/03/2007 18:04)
Boky mpaminany testamenta taloha
Mba misy mahay ny baiboly @ teny allemand ve ato? Tiako ho fantatra @ teny malagasy ireto mpaminany boky testamenta taloha ireto ary koa mba omeko an'ireo izay liana te hamaky: Daniel momba ny Nof... tohiny
novalian'i cutie ny 20/03/2007 12:13
soanja ( 18/03/2007 14:52)
dim sun
Misy mahay manamboatra ireny dim san sinoa ireny ve azafady? Mila vidiana sa amboarina ny fonosany? Ilay makamba no tiako. Misaotra o. ... tohiny
mandrak ( 18/03/2007 14:30)
blag
misy blag kely ty tsy aiko ra efa enonareo (miala tsiny @ lé teny vahiny) Un petit garçon de 5 ans et sa mère vont au Mac Donald's. Le petit garçon regarde la caissière et lui dit : "Suc... tohiny
novalian'i Zina ny 01/04/2007 02:09
soanja ( 18/03/2007 14:29)
Ny fiteny mandreraka ny sofiko.
Tamzah mbola tanora zany dia miresaka eny ny zatovo de hoe: "Efa nomeko ny AZA MANADINO iny" mantsy izay sipa efa niarahany tany. De gaga aho hoe fa maninona ary ny bandy miteny tahak'izany. Sao de mb... tohiny
novalian'i luciana5 ny 21/03/2007 00:39
sitlo ( 18/03/2007 14:24)
filma gasy enina, for free
Efa nalefan-drajefra teto ny iray fa kay misy enina izy ao. Ireto ny lohateniny: ketrikabeloha malokila maty paika rainizavona solafaka volomborona http://www.madagascar-info.net/gas... tohiny
novalian'i tywa68 ny 30/03/2007 16:40
SaNja ( 18/03/2007 14:18)
Artista Malagasy sy ny biby mitovitovy endrika aminy
Fenoamby = Iguane... tohiny
novalian'i apache ny 13/04/2007 13:14
belaza ( 18/03/2007 11:07)
hafatry nenibe
niteny ireo ankizikizy tia mihanika hazo i nenibe hoe; rehefa mihanika hazo ianareo ankizivavy dia mitandrema tsara sao hitany ankizilahy avy eny ambany ny kilaoty; dia hoy ilay iray, nénà rehefa mi... tohiny
novalian'i kala ny 27/03/2007 10:45
xxx ( 18/03/2007 11:00)
iza ary za ze mahalala??
xxx???... tohiny
novalian'i Zina ny 01/04/2007 02:11
tsiafoi1 ( 18/03/2007 10:56)
Jehovah iray ihany! Nahoana no misy karazam-pivavahana?
Efa nosainintsika ve, Nahoana no misy karazam-pivavahana, indrindra ho an'ny kristianisme, nefa Andriamanitra iray ihany ?... tohiny
novalian'i lapino ny 23/03/2007 17:11
sakaizakely ( 18/03/2007 09:18)
fahatsiarovana
misy hira miverimberina ato antsaiko izay fa tsy dia haiko tsara ny fanombohany, mety diso aza moa ny tohiny fa tena mbola ankizy aho no naheno an'io. Somary karazana kalon'ny fahiny izany ny style... tohiny
rakaroka ( 18/03/2007 08:39)
"suffisance"
Lasalasa ry 'reto ny saiko mikasika ny "toa tendance" "suffisance" izany! ny sasany mi-se suffir @ baiboly, ny hafa "coran",sns, ny Européen @ samy Euro,sns... Nisy faritra atsy Sôvy moa dia noro... tohiny
novalian'i rakaroka ny 21/03/2007 22:47
xxx ( 18/03/2007 08:07)
izay tia adala
rehefa tena tia olona iray hoe: dia lasa lavitra ny saina, tsy mahita tory, dia mitomany, dia marary andoha sns izany ve no atao hoe: amoureuse sy amoureux sa ahoana? Sa dia miahiahy @ tsy anton... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/03/2007 07:20
bazylou ( 17/03/2007 23:28)
inona no fiovana
ho avy eto amin'ny serasera sa toa izao foana?????:lol:... tohiny
novalian'i hery ny 18/03/2007 12:36
xxx ( 17/03/2007 17:37)
Fanitsiana Lalàmpanorenana : Tsy voatery ho referandaoma
Matetika, ny nahazatra antsika Malagasy, rehefa hanitsy lalàmpanorenana dia fitsapan-kevi-bahoaka no fomba anatanterahana izany. Tokony ho fantatry ny rehetra anefa fa manana fahefana hanitsy ny lalÃ... tohiny
novalian'i salopard ny 22/03/2007 12:00
mirambola ( 17/03/2007 17:35)
madagascar
fa firy kay madagasikara @nosy fara ny lehibe ndrindra? faha efatra ve? sa.........:roll:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/03/2007 21:13
xxx ( 17/03/2007 17:19)
tena tia?
ahoana marina zany hoe tena tia zany e mba tantarao ho any zay efa nadalo teo fa tsy fantatra tsony hoe mitempo @iza laotra ny foko , toa hoatra ny mitovy doly (l)(l)(l)(l)(l)... tohiny
novalian'i boy22 ny 16/04/2007 13:24
bazylou ( 17/03/2007 17:05)
fa angaha ile 8 tsy miliardeara e!!??
Madagascar: L'ONU a besoin de plus de 9 millions de dollars pour aider Madagascar touché par des intempéries à répétition Email This Page Print This Page Visit The Publisher'... tohiny
xxx ( 17/03/2007 17:04)
Cyclone:Fangatahana fanampiana
Tamin'ny 26/02 (mbola tsy nisy ny cyclone Indlala na Gamede tamin'izany) dia: http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=5454 "L'Etat malgache lance un appel à la solidarité internationale.... tohiny
novalian'i xxx ny 19/03/2007 11:32
bazylou ( 17/03/2007 16:26)
hitanareo izany! tssss
rehefa tonga ilay kritika konstriktiva dia tsy misy mahavaly akory fa mody fanina daholo dia miafina daholo fa tsy misy apoaka.........berk tsssss!:-D:-D:-D... tohiny
novalian'i mirana5 ny 17/03/2007 21:17
karinah ( 17/03/2007 15:49)
Ny antitra ,antitra iany!!!!
mandreraka be miady hvt @ ol antitra (na aiza io na aiza) fa tsy mba mahalala kely mihintsy ny sasany!... :twisted: nareo ve efa sendran'izany, de raha efa de in ny ataonareo? tandremo njay st... tohiny
novalian'i vale ny 19/03/2007 09:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.0905