izay tia adala

1. xxx ( 18/03/2007 08:07)
rehefa tena tia olona iray hoe: dia lasa lavitra ny saina, tsy mahita tory, dia mitomany, dia marary andoha sns

izany ve no atao hoe: amoureuse sy amoureux sa ahoana?
Sa dia miahiahy @ tsy antony.Inona no mahatonga izany?

Dia inona ny vahaolana?
(marihina fa mpifankatia vao haingana no lazaina eto)
novalian'i Fiffi ny 19/03/2007 07:20
2. Fiffi ( 18/03/2007 08:23)
rehefa tena tia olona iray hoe: dia lasa lavitra ny saina, tsy mahita tory, dia mitomany, dia marary andoha sns
indrisy fa tsy azo baikony le fo rehefa tena tia.....
izany ve no atao hoe: amoureuse sy amoureux sa ahoana?
Sa dia miahiahy @ tsy antony.Inona no mahatonga izany?
nonnnnn ! tsy hoe miahiahy @ tsy antony zany satria tena tia enao.....heu....izany ve no hatao hoe amoureuse , amoureux ? heu...zany mihintsy ! inona no mahatonga an'zany ? satria tena tia tsotr'zao kah !
Rehefa tena tia , matahotra , miahiahy , fa anjaranao no tsy manao exagération loatra ! ny fanafodiny de miresaka @ le olona tianao ! lazao azy ny ahiahinao noho ny fitiavanao azy be loatra.....
Dia inona ny vahaolana?
(marihina fa mpifankatia vao haingana no lazaina eto
fitiavana vao2 be ny anao zany ka normale raha ohatran'zao enao ! porofo fa tena tia azy....
Ny vaha-olana ? miresaka aminy , manambara azy io ahiahy io .....milaza aminy fa tena tia azy enao @ (l)manontolo.....
3. sakaizakely ( 18/03/2007 08:36)
izay tia adala
adalampitiavana (l)
4. ikalapeta ( 18/03/2007 09:02)
xxx:

rehefa tena tia olona iray hoe: dia lasa lavitra ny saina, tsy mahita tory, dia mitomany, dia marary andoha sns

izany ve no atao hoe: amoureuse sy amoureux sa ahoana?
Sa dia miahiahy @ tsy antony.Inona no mahatonga izany?

Dia inona ny vahaolana?
(marihina fa mpifankatia vao haingana no lazaina eto)
normaly io ky ry xxx keliko a:wink:,rehefa ts mbola mifankafantatra de lasa fona ny saina, satria tsy mbola fantatra ze tena toetran'le raika:P


5. robby ( 18/03/2007 09:13)
aza milalao fitiavana rehefa tsy zàka ny onjany.
6. ikalapeta ( 18/03/2007 09:14)
:lol:
7. sakaizakely ( 18/03/2007 09:48)
xxx:

rehefa tena tia olona iray hoe: dia lasa lavitra ny saina, tsy mahita tory, dia mitomany, dia marary andoha sns

izany ve no atao hoe: amoureuse sy amoureux sa ahoana?
Sa dia miahiahy @ tsy antony.Inona no mahatonga izany?

Dia inona ny vahaolana?
(marihina fa mpifankatia vao haingana no lazaina eto)


fa maninn no mitomany ? Misy resaka tsy mazava na tsy azahoanao fahafahampo ve ? Ny mifampiresaka ihany no vahaolana

fitiana mampitomany izany mitongilana fa tandremo
8. Vahinala ( 18/03/2007 10:15)
Fitiavana daholo zany, rehefa sendra le misara toerana zay aza tena mila ho lasa gaigy tsotra zao fotsiny e, mitomany foana isakanandro isakanandro !:cry::cry:
9. simplex ( 18/03/2007 10:35)
xxx:
rehefa tena tia olona iray hoe: dia lasa lavitra ny saina, tsy mahita tory, dia mitomany, dia marary andoha sns

izany ve no atao hoe: amoureuse sy amoureux sa ahoana?
tsy ampy ny fanazavana, arakarany. In no tokony hampitomany ra tia ol 1 enao :roll: ra tsy hoe efa vadin'ol nga izy na hoe misy antony mi-bloquer tanteraka ny mety ho fiarahanareo. In kou no antony mety hamparary andoha? asa, tsy haiko mety hoe gidraka be ny manapoinsa azy :) na hoe tsy reciproq le fitiavana...

xxx:
Sa dia miahiahy @ tsy antony.Inona no mahatonga izany?
Problablement oui ny valiny. Hazavao tsara aloha le olana fa sarotra be le mi-generaliser sy mamaly an'le zavatra tsy bien defini e.
Ny antony mazava aloha izao d enao tsy matoky tena e :-P

xxx:
Dia inona ny vahaolana?

Fantarina aloha ny tanjona hoe in no tiako ho tratrarina. Faritana avy eo hoe in no ataoko mba hahatratrarana an'zany. D jerena @ izay le olana hoe teto no tsy nety, tsy azoko, tsy voavahako. D mitady vahaolana, entina @ forum na otr'zany ;-):°)8):-*:-*
10. booboo ( 18/03/2007 10:45)
xxx > potika aminy ôtra biscuits nandalovana rouleau compresseur zany enao kouh :°). Ny vahaolana...aza dia mametra-panontanina mampivadika ati-doha loatra fa ento miadana manaraka ny onja eny e...dia ankafizo :°)
11. luciana5 ( 18/03/2007 10:47)
:-P:-P ka inona re zany raha sady hitomany no marary an doha foana no .... tsy ahatonga areti po ve zany?:-D grave be zany!!!!!
nenà dray le olona tiako zay tena tiako de lasa tsy mahavita mi contre a dire za, :oops: angamba saika moana za tamin ty dray nitoraka ty:{

bonn chancce ho an rehetra fa pff manahirana izy zany re olona a:roll:
12. simplex ( 18/03/2007 10:51)
indray wa le fitiavana ra vao enti-po tena mahasoso-po e :P8)

(fo==coeur :°))
13. luciana5 ( 18/03/2007 10:55)
:lol::} aza mora sosotra zay é
eto mora;
fa nena zao mavesatra, de nentiko tamin camion miadana :-D
14. simplex ( 18/03/2007 11:14)
k ny foko anie mora sosotra e, indrindra refa entiko @ foko zay le izy :lol::}
15. fasaly ( 18/03/2007 11:30)
aza mora enti-po zany wa!:?
16. xxx ( 18/03/2007 12:24)
simplex> mampitomany ilay izy satria manindrona ilay fitenin'ilay olon-tiana, na tsy ao @ le andrasana azy.Fa tsy hoe akory vadin'olona

dia makarary an-doha satria miahiahy sao dia tsy tiany intsony nefa ny tena efa mirona be any aminy

robby>tsy hoe: milalao fitiavana fa ny tena manome nefa ilay omena azy tena tia saingy manana ilay toetra manindrona tsy zaka, mikapoka an-damosina

vahrehefa misara-toerana vao maika loza satria lasa be ny eritreritra, sady manky be ilay malala
17. vale ( 18/03/2007 13:12)

booboo: ka izy anie izany no tia e(xxx) , lazainjy oe ankafizo?:°)

xxx> raha zah manokana aloh, de avelao izy ho avy de hitanao aoe ny suiten-ny:wink: de zay vao alamino miadana (araka ny tenin'i booboo:wink:)
18. vale ( 18/03/2007 13:16)
Vahinala:

Fitiavana daholo zany, rehefa sendra le misara toerana zay aza tena mila ho lasa gaigy tsotra zao fotsiny e, mitomany foana isakanandro isakanandro !:cry::cry:
k'hita wa aky Vahinala:-*


19. sitlo ( 18/03/2007 13:26)
simplex:

k ny foko anie mora sosotra e, indrindra refa entiko @ foko zay le izy :lol::}


rehefa tsy vitan'ny fo dia ampiasao ny cavalier eh

20. Vahinala ( 18/03/2007 16:52)
vale:

k'hita wa aky Vahinala:-*


Tsaroako mintsy n nahazo ana tam eritaona zay aky, soa nisy ny namana rehetra teto d mba afakandro tsy d nalahelo be loatra ! Ny ahy zao hisy fisarahantoerana ndray zay atoato fa izy ndray no mandeha 3volana, ts afa miala fa kandra e ! D zao sady d efa :cry::cry::cry::cry:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0901