izay tia adala
22. luciana5
(
18/03/2007 18:02)
o ry xxx an omevo tsiky izy de ampy woa é
nena aloha de etoko am pitsikina fa toa ho retraite aingana za raha izao no mitohy!!!:roll::roll:
fa ny ho adala eo aloha toa STOP STOP :-P
nena aloha de etoko am pitsikina fa toa ho retraite aingana za raha izao no mitohy!!!:roll::roll:
fa ny ho adala eo aloha toa STOP STOP :-P
23. simplex
(
18/03/2007 18:29)
xxx,
tonga d tsory aminy hoe mankarary fo zany teninao zany.
Refa tsy mirara izy d hipitsio kou ;-):°):roll:8)8)
tonga d tsory aminy hoe mankarary fo zany teninao zany.
Refa tsy mirara izy d hipitsio kou ;-):°):roll:8)8)
24. luciana5
(
18/03/2007 19:35)
:-D inona no tsorina ry simplex an
f angaha tsoritsorin izy io..;;raha mba vitan zany marina moa:-o saingy.......:?::?:
f angaha tsoritsorin izy io..;;raha mba vitan zany marina moa:-o saingy.......:?::?:
25. Fiffi
(
18/03/2007 20:56)
sakaizakely:tena marina mihintsy io.....satria mampitomany le fitiavana de ao raha zany.....io ranomasom-pitiavana io tsinona tsy hilatsadatsaka ho azy eo fotsiny....
fa maninn no mitomany ? Misy resaka tsy mazava na tsy azahoanao fahafahampo ve ? Ny mifampiresaka ihany no vahaolana
fitiana mampitomany izany mitongilana fa tandremo
26. luciana5
(
18/03/2007 21:10)
:°)tss de hitomany foana zany!!!
:twisted: ary le bandy ve mba misy mitomany?azafady
:twisted: ary le bandy ve mba misy mitomany?azafady
27. Fiffi
(
18/03/2007 21:21)
an3 kah ! tsy hoe hitomany lava kosa eh ! fa aleo mifampiresaka de mifanazava.....
28. sakaizakely
(
18/03/2007 22:05)
Vahinala:
vale:k'hita wa aky Vahinala:-*
Tsaroako mintsy n nahazo ana tam eritaona zay aky, soa nisy ny namana rehetra teto d mba afakandro tsy d nalahelo be loatra ! Ny ahy zao hisy fisarahantoerana ndray zay atoato fa izy ndray no mandeha 3volana, ts afa miala fa kandra e ! D zao sady d efa :cry::cry::cry::cry:
Ndana akia mitafa sy dinika any amin'i Sitlo manala andro fa nareo samy any ihany :P
Sa ahoana Sitlo ?
30. Vahinala
(
18/03/2007 22:45)
luciana5:
:°)tss de hitomany foana zany!!!
:twisted: ary le bandy ve mba misy mitomany?azafady
Ie mitomany mihitsy izy rehefa tena misy zavatra tena tsy zakany ary rehefa ny bandy no latsa dranomaso dia mila mieritreritra fa tena efa grave zay lay sitiasio !
