dim sun

1. soanja ( 18/03/2007 14:52)
Misy mahay manamboatra ireny dim san sinoa ireny ve azafady? Mila vidiana sa amboarina ny fonosany? Ilay makamba no tiako. Misaotra o.
2. andry08 ( 18/03/2007 16:31)
Sady azo vidiana eny @ sinoa io no azonao hatao ao an-trano toy ny pâte-na sambos sy nem.
3. andry08 ( 18/03/2007 16:53)
pâte : 180g de farine
15cl d'eau glacée
1 pincée de sel

farce : crevette hachée
sauce soja 1 sotro
sira 1 sotro
vin de riz 1 sotro
poivre blanc
huile de sésame 3 sotro
oignon
ravina choux chinois
pousse de bambou
gingembre
4. cutie ( 18/03/2007 19:06)
dim sum ve tsy karazana sakafo sinoa bdb
5. dailynews ( 18/03/2007 21:52)
ny dim sum dia midika hoe sakafo kely majinijinika be dia be(small dishes) aroso ho an ny olona eo. Koa asa raha iza amin ireo no tiana handramana?
6. cutie ( 18/03/2007 21:54)
zay no saika lazaiko ry dailynews :lol::lol::lol:
za mba te hanandrana ndray andro any :lol::lol::lol:
7. dailynews ( 18/03/2007 21:54)
Makamba kay moa ? ..ny ahy koa izay rehetra misy makamba.
8. dailynews ( 18/03/2007 21:56)
cutie> manadrama fa tsara be, sady afaka mifidy eo no ho eo ndry. noana aho zany!!!
9. cutie ( 18/03/2007 21:56)
hhihihihi
ie
mbola handeha any @ chinatown alou :lol:
10. diamondra27 ( 19/03/2007 07:43)
:D

tsy aleo ve ry miangaly sy kitjo no hamaly fa izy no any an-toerana any
11. Fiffi ( 19/03/2007 07:53)
tena tsy aiko mihintsy zany sakafo zany an !
12. diamondra27 ( 19/03/2007 07:53)
ity akia misy re7 a! tandremo sao mimé an!rehefa nijery t@ net za oe: inona koa zany DIM SUN 'zany de io no nipoitra t@ moteur de recherche:-D


Antsiranana: Air Madagascar
DIM / SUN. MD310. 11:20. 12:40. B737. ANTSIRANANA - ANTANANARIVO. JOUR ... B737. DIM / SUN. MD311. 13:05. 14:25. B737. | Retour / Back | Réserver / Book |
taniko.free.fr/air/antsiranana.htm - 9k - En cache - Pages similaires


hay ve le cuisson à la vapeur zany angatahin'i Soanja 'zany e!
ireny akia azo atao sy azo vidiana vita ka!
pate à base de riz le izy de karakaraina toy ny manao samosa ireny fa ny cuisson zany de à la vapeur e!
de aza adino ny mihinana azy @ bagettes
lisy karazany le ingrédients ataony anatiny ao: porc, boeuf, crevettes ; iza koa no mahita na misy henan'alika ao na hena hafa fa de tsy eritreretina tsony zany e!
13. diamondra27 ( 19/03/2007 08:00)
Fiffi: cuisson à la vapeur le anaty récipient bararata misy sarony kely iny akia zany a!de le ataony superposé reny refa any @ resto

mety atao frire koa ange izy io e!

le otran'ny ravioli ireny akia zany a!fa spécialité sinoa!
14. soanja ( 19/03/2007 11:13)
Misaotra antsika rehetra o.
Nanapakevitra mihitsy zah omaly fa mila mihinana dim sum alo fa ela loatra. Lavitra vao misy mivarotra an'io aty aminay. De faly e.
Dim Sum no izy fa diso fanoratra mantsy aho e. :miam::miam::miam:
15. cutie ( 19/03/2007 13:31)
misy karazany roa zany le dim sum????
16. diamondra27 ( 19/03/2007 15:15)
soanja: humm tokony mba nizara njy an!
za koa zany toa mitelindrora be fotsiny

http://becquevortgerard.ibelgique.com/dimsum.htm

jereo ao akia a!

de le à la vapeur no nohanindry sa le natao frire mikarepoka akia?

miam miam
17. tisera ( 19/03/2007 17:24)
:)mampatsiahy ny wan-tan sy demi lunes any tàna sy toamasina !merci diam an! tena :miam::miam: be sady hay toa tsotsotra ihany ny fanaovana azy ireny raha ilay re-7 io no jerena ! asa raha hahatafavoaka raha hanandrana fa izaho tsy manana ilay bambou-n'ny sinoa fa tairiko cuisson vapeur tsotsa fotriny rehfa mba hazoto hanao!
18. soanja ( 20/03/2007 04:24)
diamondra27:

soanja: humm tokony mba nizara njy an!
za koa zany toa mitelindrora be fotsiny

http://becquevortgerard.ibelgique.com/dimsum.htm

jereo ao akia a!

de le à la vapeur no nohanindry sa le natao frire mikarepoka akia?

miam miam


Diams> Misaotra betsaka aky a. Hadikako mihitsy io. :-*:-*:-*:-*
Ilay andrahoana amin'ny entona ihany no tena tiako. Tsy mety mahalany ireny endasina ireny mantsy aho matetika raha vao pates no ifonosany. Asa na ahoana?

Rehefa mifankahita isika dia manamboatra aho dia mizara. Izay o. MELSI DODOLY O.


19. diamondra27 ( 20/03/2007 12:47)
tisera:

:)mampatsiahy ny wan-tan sy demi lunes any tàna sy toamasina !merci diam an! tena :miam::miam: be sady hay toa tsotsotra ihany ny fanaovana azy ireny raha ilay re-7 io no jerena ! asa raha hahatafavoaka raha hanandrana fa izaho tsy manana ilay bambou-n'ny sinoa fa tairiko cuisson vapeur tsotsa fotriny rehfa mba hazoto hanao!



ka mety we mitàna hafanana fotsiny ange iny fandrahoana azy iny sy we pratika refa mampandroso azy @ client e!na invité moa zany na ze olona aroso azy eo, fa de ataovy @ le cuisso vapeur tsotra akia a!

fa refa misy moyen de mividiana ihany le panier any @ marché asiatique e!(mpivarotra sinoa)

na le endasina atao fa iny mikarepoka tsara!hihihi
20. diamondra27 ( 20/03/2007 12:53)
soanja:



Diams> Misaotra betsaka aky a. Hadikako mihitsy io. :-*:-*:-*:-*
Ilay andrahoana amin'ny entona ihany no tena tiako. Tsy mety mahalany ireny endasina ireny mantsy aho matetika raha vao pates no ifonosany. Asa na ahoana?

Rehefa mifankahita isika dia manamboatra aho dia mizara. Izay o. MELSI DODOLY O.




_______________________________________________________

de miandry andry zany za an!
tsy manaforcé aloha za fa marina tokoa aloha ny anjy fa mahatofoka be le frire e!za refa mihinana azy 2 na 3 de ampy ahy fa le à la vapeur no mahalany misimisy

rehefa miatsena de ataovy misimisy fa azo tehirizina anaty congélateur le izy ange e!de refa hahandro de ze hanina ihany no avoaka andrahoina

de mazotoa akia a!:-*:-*



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1288