dim sun
21. soanja
(
21/03/2007 04:11)
Diams> Misaotra aky a. Tena nahinana 5 angamba aky zah fa ela loatra zay. Sady nividy teny amin'ny mangazay koa hotehirizina rehefa noana azy njay.
Ilay manamboatra mantsy toa mila mbola hividy le vilany toa hafahafa iny, sady mila fahaizana koa sy fotoana.
Ilay manamboatra mantsy toa mila mbola hividy le vilany toa hafahafa iny, sady mila fahaizana koa sy fotoana.
22. dailynews
(
21/03/2007 13:38)
ary hono hoa iza moa no anaran ilay resto sinoa malaza be ao 67ha io? toa feno be foana ny olona ao.
ary iza ihany koa moa ny anaran ilay malaza be ao toamasina? resto sinoa ihany io.
misaotra.
ary iza ihany koa moa ny anaran ilay malaza be ao toamasina? resto sinoa ihany io.
misaotra.
23. tisera
(
21/03/2007 16:49)
dailynews : venus no fitondran'ny olona ahy tany tàna fa asa na io no tian'i dailynews hotenenina fa tena milahatra mihitsy hany ka nataonay fanao ny maka à emporter dia any an-trano no hohanina sady mora be kosa aloha ny azy raha oharina @ restaurant sinoa hafa toa an'ny Grand Orient sy Le Palanquin eny Ivato é! dia ilay any toamasina misy an'ny pacifique (antonontonony) dia misy iray manao catégorie -na prix : ny cadres ny salle no samihafa fa ny tsiron-dasopy iray ihany fa tsy tadidiko ny anarany!
diams:merci @ toro-hrvitra akia fa mbola tsy nanam-potoana nanavaona aho aloha é!:-*:-*:-*:-*
diams:merci @ toro-hrvitra akia fa mbola tsy nanam-potoana nanavaona aho aloha é!:-*:-*:-*:-*
24. diamondra27
(
22/03/2007 08:18)
tisera::lol::-*:-*
t'as toute la vie devant toi hihihihi, reveo manja
t'as toute la vie devant toi hihihihi, reveo manja