filma gasy enina, for free

1. sitlo ( 18/03/2007 14:24)
Efa nalefan-drajefra teto ny iray fa kay misy enina izy ao.
Ireto ny lohateniny:

ketrikabeloha
malokila
maty paika
rainizavona
solafaka
volomborona

http://www.madagascar-info.net/gasikara/cinema/
novalian'i tywa68 ny 30/03/2007 16:40
2. soanja ( 18/03/2007 14:44)
Ilay Ketrikabeloha mbola tsy hitako. Misaotra ary.

3. sitlo ( 18/03/2007 15:12)
mahafinaritra ahy ny olona miezaka sy manao zavatra.

Fa saingy ohatra ny tsy film izany ilay izy fa tantara enoina amin'ny radio. Tsy mila mijery akory dia efa maharaka ny zavatra rehetra.

Eo amin'ilay feo ao aoriana koa tena tsy ampy mihitsy.
4. sylvain ( 18/03/2007 16:01)
ka izay lé vao manomboka manao zavatra,tsy tonga d ho tonga lafatra daholo,fa efa mahafinaritra aloha zay vita,fa d misaotra é!
5. kelly13 ( 18/03/2007 16:21)
misaotra ra penina aa
6. ikalapeta ( 18/03/2007 16:26)
soanja:

Ilay Ketrikabeloha mbola tsy hitako. Misaotra ary.


saotra sitlo a. ay ve enao ty mbo hendry iany ndray2 e :-D:wink:
soanja: ny ahy malikila sy sol'afaka ny efa.:°)


7. ikalapeta ( 18/03/2007 16:27)
malokila:x:lol:
8. ikalapeta ( 18/03/2007 16:29)
oups, f'in ny hidiran'ny "free" amzany alou?:oops:tsy azo, tsy araka:-/
9. ikalapeta ( 18/03/2007 16:33)
:x teny angalisy ndray kay.:-D
10. ikalapeta ( 18/03/2007 16:35)
free download:b
:^)
11. sitlo ( 18/03/2007 17:40)
Tsy misy fisaorana eh

ikalapeta> raha tsy azonao hoe teny anglisy le free dia ahoana izany ilay for ;-)
12. sitlo ( 18/03/2007 17:58)
=))=))=))

kay le ketrikabeloha mampihomehy be, efa pro kosa lo reny fou hehy reny eh

Ohatra izany ny rapiditeany http://www.dailymotion.com/visited/search/hehy/video/xra0y_tenaenjana
13. vale ( 18/03/2007 18:19)
ity angaha adala sa mivadik'a ti dou:x
14. vale ( 18/03/2007 18:23)
ary kolé dol ngah ny pianatrao ry sitlo no laozana mitsilay2 eo fotsiny:-D

=))=))=))'lay for oun hozy ikalapeta "poor".in ndray ngah ny dikan'ioooo?=))
:°)
15. sitlo ( 18/03/2007 18:25)
mbola lasa nijery sinema alahady hariva daholo ry zareo.
Na za koa ary koa.

Mahafinaritra ery
16. vale ( 18/03/2007 18:28)
sitlo:(bitsibitsihako zvt toi:P) tsy à la môdy mintsy 'nao zany @ le "ketrikabeloha" io kay, mbà manara-damôdy wa> aza varina manoratra:!:(bitsibitsika dol reo wa an!):P
17. vale ( 18/03/2007 18:29)
sitlo:

mbola lasa nijery sinema alahady hariva daholo ry zareo.
Na za koa ary koa.

Mahafinaritra ery
ah ok!;-)


18. vale ( 18/03/2007 18:30)
:^)
19. sitlo ( 18/03/2007 18:38)
;-)
20. simplex ( 18/03/2007 18:59)
sitl:
kalapeta> raha tsy azonao hoe teny anglisy le free dia ahoana izany ilay for
teny gasy io sa teny vazah?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7478