"suffisance"

1. rakaroka ( 18/03/2007 08:39)
Lasalasa ry 'reto ny saiko mikasika ny "toa tendance"
"suffisance" izany! ny sasany mi-se suffir @ baiboly,
ny hafa "coran",sns, ny Européen @ samy Euro,sns...
Nisy faritra atsy Sôvy moa dia noroahina daholo mihitsy ny vahiny niasa tany fa tsy ilain-drizareo hono!
(cf information journal du 20 h omaly!).
Mba ahoana ny hevitrareo manoloana izany?...:roll::?:
novalian'i rakaroka ny 21/03/2007 22:47
2. Fiffi ( 18/03/2007 11:43)
aleo aloha hiandry izay lazain'ny hafa....(tsy manana idée aloha @ zao)
3. prime ( 19/03/2007 08:01)
Sao dia any amin'ny "eritreritra mandalo" no tokony asiana itony lohahevitra itony?:lol::-D:-D
4. ikaretsaka ( 19/03/2007 11:50)
mety koa anefa ato ko
fa misy mahamarina io an-drakaroka io
5. prime ( 19/03/2007 14:40)
Ka raha i Sarkô na i Lepen koa aza no lany eo moa tsy ho sahirana ihany ny vahiny any Frantsa?...

rakaroka> Ny resaka hoe "suffisance" aloha tsy dia any loatra angamba ny olana raha resaka "intégrisme" no ahianao... ny resaka "insuffisance" aza no mety ho olana ka mahatonga "fausse interprétation" maro... asa aloha e...
6. niryna ( 19/03/2007 15:07)
Fiffi:

aleo aloha hiandry izay lazain'ny hafa....(tsy manana idée aloha @ zao)



=))=))=)) izaho koa aky toy izany a
7. rakaroka ( 19/03/2007 16:50)
prime:

Ka raha i Sarkô na i Lepen koa aza no lany eo moa tsy ho sahirana ihany ny vahiny any Frantsa?...

rakaroka> Ny resaka hoe "suffisance" aloha tsy dia any loatra angamba ny olana raha resaka "intégrisme" no ahianao... ny resaka "insuffisance" aza no mety ho olana ka mahatonga "fausse interprétation" maro... asa aloha e...


Mahafinaritra ahy i Prime mbô miezaka manakatra ny ahiahiko:-*:-* : raha ilay tranga tatsy "Rosia" dia tsy misy "sentiment" rizareo nanatsoaka ireo vahiny t@ asa sy toerana nisy azy sy nampody azy ireny: teo aloha aza, novonoin'ny sasany t@ rizareo ny vahiny sasany :evil::evil:
Onena ny fo amam-panahy misaina izany! :(:(:(
fa talohan'izany aza efa tafaraka tamina "faribolana"
namana mpiavy maro aho nihevitra fa tsara raha
"mifamikaja" par rapport @ "mondialisation": ny fiheverana dia hoe tsy tsara ny miolonolona!!!:wink::idea:...
8. prime ( 20/03/2007 10:47)
(ooops... very ny zavatra nolazaiko teo... ezahiko averina fa tsy maninona)

Ny resaka "mondialisation" io mbola tantara be io ry rakaroka a... izay firenena tsy mahafantatra ny mahaizy azy rehetra dia ho potika daholo... ny firenena tsy manana na manamaivana ny "identité"'ny dia hahita faisana avokoa...

(Miala tsiny fa mety ho HS kely aho eto nefa moa mitohy ny dinika dia mba mandray anjara) Hetsika goavana mihitsy ary mahomby ankehitriny ny voizin'ny "néo-nazis" ary lasa manana "variantes" isankarazany marobe isaky ny firenena tsirairay avy... Rehefa tena zohina dia mitombina ny ventin-kevitra ho entin'ireo izay mifantoka indrindra amin'ny fiarovam-pirenena sy ny hasin'ny tanindrazana eo amin'ny lafiny ara-toekarena, ara-kolon-tsaina, ara-politika, ara-tsosialy... Ny tena mahatonga adihevitra dia eo amin'ny fanatanterahana azy raha ny fahitako azy miatrika ny "mondialisation"... ka toa efa mahazatra ihany ny fahainoana ny toy ireny tany Russie ireny raha tsy hiresaka fotsiny ny mahazo ny Kurdes amin'ny tany rehetra misy azy ireo... ny mahazo ny jiosy moa dia mbola raharaha goavana...
9. naughtyboy ( 20/03/2007 14:28)
bobaka mintsy ny firenena zay miaro reo finoana samihafa sy hasiny reo mpitondra (chine sy ireo firenena silamo sasantsasany..)na taloha aza tao M/kara de nisy io tantara io ,narafitry ny mpitondra sy ny sokajimpiarahamonina izy reny asolo an'ilay Andriamanitra tokana,fongorana ny baiboly,roahina reo vahiny,fehiny reo rehetra reo tsy ahasakana ny hafatra tian'A.tra ampitaina @ rehetra .Bdb ny fitaovana ananany ankoatry ny olombelona,baiboly,fiarahamonina,siansa sns.. noho izany de mbola samy ahare daoly reo sofina rehetra na atrany @ vazatany rehetra any momba ny fisiany sy ny fanjakany zay tsy toy ny fanjakan'olombelona voafetrany lalana sy ny toavina eo @ fiarahamonina
10. rakaroka ( 21/03/2007 22:47)
[quote=prime]
(ooops... very ny zavatra nolazaiko teo... ezahiko averina fa tsy maninona)

Ny resaka "mondialisation" io mbola tantara be io ry rakaroka a... izay firenena tsy mahafantatra ny mahaizy azy rehetra dia ho potika daholo... ny firenena tsy manana na manamaivana ny "identité"'ny dia hahita faisana avokoa...



Tiako BBbbe kosa aloha ny fisainan'i Prime hoe mijoro am ny maha izy azy: tena izany mihitsy,fiheverako aza tsy hananan'ny gasy loatra intsony izany nahatonga ilay tononkalo hoe "malagasy mankany!" ...fa ny resaka "rohy" tiako nambara dia "tahaka"izao "serasera izao ohatra, izany hoe "afaka sy tokony mifandray mihitsy ny samy
gasy tsy ho akifakifaky ny hafa fa ny blem gné dia saiky "tondro tokana tsy mahazo hao" raha miolonolona!:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3292