tena tia?
1. xxx
(
17/03/2007 17:19)
ahoana marina zany hoe tena tia zany e
mba tantarao ho any zay efa nadalo teo
fa tsy fantatra tsony hoe mitempo @iza
laotra ny foko , toa hoatra ny mitovy doly
(l)(l)(l)(l)(l)

novalian'i boy22 ny 16/04/2007 13:24
2. Stretch
(
17/03/2007 17:46)
hitako eto ozy fa fo 5 zao ny anao no mitaimpo.
mbola ampitomboy ihany ozy , fa am tsinambolany alakarabo vonto adijady dia hitaimpo farany ny fonao .
ka amzay ho tsapanao ny amamin'ny fiainana miaraka am le tinao :°)
fo fo fo

3. Vahinala
(
17/03/2007 17:47)
xxx:
ahoana marina zany hoe tena tia zany e
mba tantarao ho any zay efa nadalo teo
fa tsy fantatra tsony hoe mitempo @iza
laotra ny foko , toa hoatra ny mitovy doly
(l)(l)(l)(l)(l)
Ny hoe tena tia ve, tsy haiko tsara na ahoana na ahoana ny famaritana azy fa tsapa hoazy eny foana satria tena samy hafa mihitsy ny hoe "mahafinaritra ahy iny olona iny" sy ny hoe "tena tiako iny olona iny". Fa re any anaty any mihitsy hoe io ilay izy, tsy mahavita na inona na inona aho raha tsy miaraka amin'io olona io, izy no fiainako. Zay angamba !
6. Stretch
(
17/03/2007 17:52)
de manao pub sa vazo ?
:x kôpy a ! mangiritsina retsiny reto ,
ozy le pub zay we dobodobok'ery zao ny fo an !
mientanetan'ery zao . . . .

8. bozylove
(
17/03/2007 20:46)
enao ve aloha manampitiavana @ ray amandreninao, @ mpiray tampo anao, sy @ ny namanao ary mpiray miasa aminao???
9. bozylove
(
17/03/2007 21:12)
enao ve mahatsiaro tia any ray amandreninao, mpiray tampo aminao, ny havanao , ny namanao ary ireo mpiray monina @ nao??? (l)
raha "eny" ny valiny dia tena tia enao :-)

10. bozylove
(
17/03/2007 21:13)
enao ve mahatsiaro tia any ray amandreninao, mpiray tampo aminao, ny havanao , ny namanao ary ireo mpiray monina @ nao??? (l)
raha "eny" ny valiny dia tena tia enao :-)
raha "eny" ny valiny dia tena tia enao :-)
11. mamiah
(
17/03/2007 23:06)
Sarotra ny mamaritra zany fa tena hafa mintsy zany hoe tena tia zany ary tena tiavina zany; hatakalo azy daolo zao rehetra rehetra zao
12. robby
(
18/03/2007 09:15)
xxx: ialahy izany ilay anisan'ny olona tsy hanana vehivavy mandrikay eo amin'ny fiainana, mi existe izany ka! misy ny lehilahy natao mihintsy hi vivre seul! mazotoa mi mast!
13. sakaizakely
(
18/03/2007 09:53)
ka mahasadaikatra marina ity resaka fitiavana ity angé e !
Ohatra izao misy vhv miteny hoe raha lhl mandaginina, tsy manaja, manitsakitsaka, mamono sns... ohatra, de za tsy mila. Dia ialany tokoa raha sendra lhl hoatr'izany izy na dia tiany sahala amin'inn aza ilay lhl.
Misy indray vhv efa voalako sy voadaroka na voaindraindra isanandro dia mbola mifikitra eo ihany satria tiany koa ilay lhl
Iza amin'izy roa ireo no azo atao hoe tena tia ary ?

14. luciana5
(
18/03/2007 10:48)
:roll: raha vonoina izany aloha de aleoko mody amin pataloha any amin dada sy neny!!!!
15. bozylove
(
18/03/2007 16:56)
hoy Sakaizakely
Enao izany toa tsy mahalala ny atao hoe FITIAVANA ,
Ny anao coté négatif fona no hita ^^ tsy FITIAVANA izany fahitanao izany.
ka mahasadaikatra marina ity resaka fitiavana ity angé e !
Ohatra izao misy vhv miteny hoe raha lhl mandaginina, tsy manaja, manitsakitsaka, mamono sns... ohatra, de za tsy mila. Dia ialany tokoa raha sendra lhl hoatr'izany izy na dia tiany sahala amin'inn aza ilay lhl.
Misy indray vhv efa voalako sy voadaroka na voaindraindra isanandro dia mbola mifikitra eo ihany satria tiany koa ilay lhl
Iza amin'izy roa ireo no azo atao hoe tena tia ary ?
Enao izany toa tsy mahalala ny atao hoe FITIAVANA ,
Ny anao coté négatif fona no hita ^^ tsy FITIAVANA izany fahitanao izany.
16. luciana5
(
18/03/2007 18:04)
:lol:ary inona no tsara ry zareo:
le tena tia ,
sa
le inona zany?
fa toa lasa resaka tsisy point ty resaka!!tsy hayhay izy zany

20. sakaizakely
(
19/03/2007 09:06)
bozylove:
Enao izany toa tsy mahalala ny atao hoe FITIAVANA ,
Ny anao coté négatif fona no hita ^^ tsy FITIAVANA izany fahitanao izany.
Marina hoe ry bozy, mba ampianaro ilay fitiavanareo retraité io ary enay e ! Zahay manko mbola tsy mba niadiady sy nisitantsitaka izany fa tena mbola milamina foana hatramin'izao. Mila lesona @ madama be mpampianatra tokoa :°)