Ny toky hono fitaka fa ny atao no hita...
ianao ihany no afaka mamaly le fanontanianao raha tena tia ianao na mody tia, amin'ny ataonao no ahitanao ny valiny...tsy voatery ho ny voalazan'ny molotra, tsy voatery ho ny atolotry ny vatana, tsy voatery ho ny zarain'ny sainao aminy sns sns ...
fa dia ao aminao ao le valiny fa makà toerana tsara dia avereno apetraka le fanontaniana...