Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i belaza, milahatra araka ny daty
belaza ( 31/12/2008 15:28)
fangatahana hira
mba mangataka ana'ilay tononkiran vononavoko mitondra ny lohateny hoe Tsiriry roa azafady izay manana o!misaotra betsaka!... tohiny
novalian'i Noue ny 31/12/2008 15:50
belaza ( 18/03/2007 11:07)
hafatry nenibe
niteny ireo ankizikizy tia mihanika hazo i nenibe hoe; rehefa mihanika hazo ianareo ankizivavy dia mitandrema tsara sao hitany ankizilahy avy eny ambany ny kilaoty; dia hoy ilay iray, nénà rehefa mi... tohiny
novalian'i kala ny 27/03/2007 10:45
belaza ( 07/03/2007 18:52)
isika malagasy
..hono rehefa anontaniana zavatra iray dia tsy mamaly avy hatrany fa mbola manotany indray aloha, raha araka ny nolazainilay vazaha iraika izay, marina ve zany ry reto??... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/03/2007 20:34
belaza ( 07/03/2007 18:47)
fandehanana eny amin'ny masoandro!!
nandeha teny aminy masoandro hono ny amerikanina, tsy tonga fa niverina fa nahamay be hono, nandeha kosa hono ny japôné tonga soamantsara, fa inona ary no nataony????... tohiny
novalian'i belaza ny 10/03/2007 22:54
belaza ( 25/10/2006 10:02)
romantique
mba ohatriny ahoana ry zareo zany romantique? fa tena tsy haiko mihitsy na fiteny na fihetsika... tohiny
novalian'i belaza ny 04/11/2006 07:58
belaza ( 19/10/2006 11:43)
KAMARY
akory aby o, mba mitady tononkira zay misy ani KAMARY avy any Bira zay mba manana e. de misaotra mialoha ... tohiny
novalian'i belaza ny 09/11/2006 08:43
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0228