KAMARY

1. belaza ( 19/10/2006 11:43)
akory aby o, mba mitady tononkira zay misy ani KAMARY avy any Bira zay mba manana e. de misaotra mialoha
répondu par belaza le 09/11/2006 08:43
2. mananasy ( 19/10/2006 14:20)
fanontaniana tsisy idirany @ ny nolazainao, mety olona fantatro ianao. misy marque akanjo tianao fanaonao zay foana "S.A.F" le izy , marina ve?
3. sonwin ( 19/10/2006 14:49)
tokony nataon'i voasary tany amin'ny hafatra kosa le fanotaniana tsy mamaly valiny kle
4. pissoa ( 19/10/2006 14:51)
sonwin (sali alou)
mananasy io fa tsy voasary :-D:-D:-D:-D:-D
5. vale ( 19/10/2006 14:56)
hihihihihihihi:°)
6. ninih ( 19/10/2006 15:17)
7. belaza ( 19/10/2006 18:59)
mety tsy za ngamba zany ko, tsy haiko le hoe S.A.F. de aiza le hira?
8. vale ( 19/10/2006 21:35)
ninih: hihihihi;-)
9. ninih ( 20/10/2006 13:33)
vale: tena mba niova le size! :wink:
belaza: mety mbola hadika angamba le hira fa mandrasa kely aloha e! toa vao² be ho an' ny maro io izao ko!
10. belaza ( 20/10/2006 15:38)
ninih: enao zao mety mahalala hirany Kamary betsaka e? satria ianao avy any aminay.
11. ninih ( 20/10/2006 15:50)
belaza: misy le fiteny hoe "ny mpaminany tsy masina an-taniny". tena tsy de manintona ahy le izy aloha e! :oops: fa ilaiko kosa aloha raha misy manana e! :roll:
12. belaza ( 20/10/2006 16:37)
marina nenao, kanefa za tena avy any mihitsy fa tena reveko be ny vazonlery an. ny pihira avy ao amtanàna tiako aby
13. rvoulah ( 23/10/2006 13:43)
mirevy tempo gaigy zany belaza? ry bapasy sy ny sisa?
14. ninih ( 23/10/2006 14:31)
ny ahy aloha tsy hoe tsisy tiko fa tena vitsy no ankafiziko kosa e!
15. kanto10 ( 23/10/2006 16:38)
coucou betay, efa hoe tsy misy tsony zany kamary zany mbola insister na ihany, lasa nitondra taxi hono izy, bizou
16. belaza ( 23/10/2006 19:47)
efa hoe misy io, mbola mihira izy fa miasa ohatriny olona rehetra koa;ka izany mihotsy no asany. rvoulah: reveko aby ny avy ao antanàna, na i faxi koa ary, eny fa na i dominika ary e, vanja ko sy ny rehetra e
17. belaza ( 25/10/2006 09:21)
tena mba tsy hitako ao am-tononkira serasera le kamary klé, mba vonjeo eeee!!!!
18. ninih ( 25/10/2006 15:27)
ie toa mbola tsisy nampiditra kosa aloha e! za manokana aloha tena tsy mahay ny tonokirany e! raha tsy izay efa mba nety nasiko na iray aza tao.
19. roccoo ( 30/10/2006 10:26)
tsy fantatro aloha na KAMARY iza no teneninareo fa ilay hira hoe: "tsy ambara roa" iny no tononkira mba tadiaviko raha mba misy manana.
20. lanto ( 30/10/2006 12:36)
belaza> tsy i kamary ihay ve ito : http://radiovazogasy.com/?rub=radio%2Fplaylist&karoka=charles+kely

roccoo> an'iza le tsiambara roa ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.075