Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
simplex ( 17/03/2007 11:38)
peratra
eo @ hafiriana, andro, volana, taona, ao aorinan'ny mariazy ny lelah vao afaka manala ny peratrany?... tohiny
novalian'i simplex ny 19/03/2007 10:33
andrea ( 17/03/2007 08:59)
Happy Birthday NIKOPOL ..
zouaeeeezzzeee anniversaire niko. Que cette journée soit la tienne.... Et que toutes les copines serasera te réponde ... Aujourd'hui tu seras notre star.. sa tsy izany rankizy ?! ... tohiny
novalian'i ftma ny 19/03/2007 20:24
xxx ( 17/03/2007 07:46)
tokony ve???
Vao tsy ampy iray volana akory dia nahafantatra tovolahy tato amin'ny serasera aho;...izy aloha tsy ratsy an! ao amin'ilay fitiavako mihintsy. Raha nifandefa sary izahay dia samy tratran'ny coup de f... tohiny
novalian'i bozylove ny 18/03/2007 19:44
xxx ( 17/03/2007 07:46)
fitsarana sa ... ?
Isaia 66/17 Izay manamasina sy manadio ny tenany ho ao antanimboly ka manaraka ny iray ao afovoany ary mihinana ny henankisoa sy ny zava-betaveta ary ny totozy dia hiaraka ho levona avokoa hoy Jehova ... tohiny
novalian'i bimanoa ny 20/03/2007 05:41
niryna ( 17/03/2007 00:35)
Antony (+10 mihoatra )tsy amakiana baiboly???
Maro dia maro no antony mahatonga ny olona tsy hamaky baiboly,mba afaka milaza izay antony ve ianao. Alefaso ary ny resaka fa izay tsy fenonareo ihezahako ho fenoina.:roll::?::cry: Mazoto ary (l)nir... tohiny
novalian'i prime ny 03/04/2007 07:36
soanja ( 17/03/2007 00:13)
Momba ny points tsy miakatra.
Manana namana izay aho ato dia nitaraina taty amiko izy fa tsy mety miakatra mihitsy hono ny points-ny nefa izy manoratra foana ao amin'ny mail. Ka asa hono sao misy fiangarana fa izy tsy sahy manorat... tohiny
novalian'i karinah ny 19/03/2007 15:16
iriko ( 17/03/2007 00:02)
Gasy Hawaii
Vao tonga eto Hawaii izahay, sao dia mba misy Malagasy eto? Misaotra mialoha:D... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/04/2007 20:45
ratonga ( 16/03/2007 23:51)
bônaniverséra cutie
:*[img]http://yelims1.free.fr/Animaux/Chat01.gif[/img][img]http://yelims1.free.fr/Animaux/Animaux37.gif[/img] [img]http://yelims2.free.fr/Fete/Anniversaire10.gif[/img] [img]http:/... tohiny
novalian'i cutie ny 24/03/2007 19:40
tsimiandravola ( 16/03/2007 22:15)
Lainga no betsaka! Soa ihany aloha!
-Ny Kristianna dia ampirisihan'ny Baiboly mba tsy "hivaky loha":ohatra hoe raha hivahiny dia tsy mitondra kitapombola;ny fitafiana sy ny hohanina dia mandeha ho azy satria na ny lisy aza dia tsara aka... tohiny
xxx ( 16/03/2007 21:30)
Misy fona ny fanahy ratsy na aiza na aiza
Betsaka ny olona milaza oe any ampiangonana tsy tokony hisy fanahy ratsy hiasa , ny kristianina tokony hanana ho masina foana na aiza na aiza toerana misy azy , ny pasteur tokony ho mendrika araky ny ... tohiny
novalian'i prime ny 19/03/2007 11:21
bazylou ( 16/03/2007 21:11)
sao dia ato ny anaranareo !!
http://aviavy.awardspace.com/tree/cont.html mazotoa e... tohiny
novalian'i xxx ny 23/03/2007 15:05
niryna ( 16/03/2007 21:06)
Zavatra marikoriko/mampandoha ahy?
Inona no zavatra tsy tianareo indrindra ny mijery azy ary mety mandoha na marikoriko foana ianareo raha mijery an'io.Na rehefa miverina ato an-doha dia toa hita foana ilay izy? Ny ahy nisy mpivaro-ke... tohiny
jennica ( 16/03/2007 19:54)
mitady olon'tiana anao
mila mita dia olo tiana aho ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 06:58
sitlo ( 16/03/2007 19:36)
totozy tsisy tadiny (tsetsatsetsa fotsiny)
souris sans fil, wireless mouse. Kay reny tsy mande raha vao vy ny latabatra an. Za efa nieritreritra hoe lany pile, dia avy eo hoe simba.... tohiny
novalian'i mandrak ny 17/03/2007 15:08
sambatra ( 16/03/2007 19:34)
Fifaninana biby sy zavamaniry ao Madagasikara
Milazà biby (B) iray miampy zavamaniry(Z) iray hita ao Madagasikara ary amin'ny teny Malagasy. Tsy maintsy mitovy ny litera fiantombohan'izy roa. Vakio tsara ireo voalaza any ambony fa tsy azo averin... tohiny
novalian'i Bita ny 12/05/2007 09:26
vale ( 16/03/2007 19:19)
eléction présdtlle, frantsa!
manahoana daolo, hono hoà ho an'zay afaka mifidy, iza no fidinareo kay? (na zay mba hevitrareo momba an'io, iza no tinareo?) ny ahy Ségolène Royale no tiko raha afaka nifidy aho...:°)... tohiny
novalian'i karinah ny 28/03/2007 11:05
glamoor ( 16/03/2007 16:43)
ry namana serasera
slt doly ny zanaka pamelezana serasera tsy misy ambara fa izao e!tsy hita moa izy ity e! sao dia mba afaka mifanampy isika e! mitady kil hanao volo e! ny asako mantsy coiffeuse e! dia misaotra mialoha... tohiny
novalian'i sitlo ny 16/03/2007 17:25
Bita ( 16/03/2007 16:40)
mazava atsinana e!!
Tena mahagaga raha mbola misy mitady koa ity hiran-jaza ity saingy mba valio e: mazava tsinanana e ny any aminay a! rahampitso aho .........Bisous... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 19:48
salmo1 ( 16/03/2007 15:43)
izaho tsy mahazo fa asa ianareo raha mahazo
Misy kalakely izay any am misy azy any, asa izay hataony any, tsy fantatro satria izaho tsy mbola nahita :idea::roll: Ireto mpiray fianarana sy toerana aminy, manana fifandraisana amiko de mba mitan... tohiny
novalian'i salmo1 ny 17/03/2007 11:27
nikopol ( 16/03/2007 14:46)
Ascenceur
Misy ramatoa izay mpiaramiasa amiko, tsy tena mpiaramiasa moa izany fa sefo deba ato amin’ny boaty iasako. Efa amambolana maro izay, isaky ny mandeha ascenceur zay raha vao izay sy izy irery dia kap... tohiny
novalian'i nikopol ny 18/03/2007 19:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7921