Liste des messages
Liste des messages, inserés par glamoor, par ordre de date
glamoor
(
16/03/2007 16:43)
ry namana serasera
slt doly ny zanaka pamelezana serasera tsy misy ambara fa izao e!tsy hita moa izy ity e! sao dia mba afaka mifanampy isika e! mitady kil hanao volo e! ny asako mantsy coiffeuse e! dia misaotra mialoha...
suite
répondu par sitlo le 16/03/2007 17:25
