totozy tsisy tadiny (tsetsatsetsa fotsiny)

1. sitlo ( 16/03/2007 19:36)
souris sans fil, wireless mouse.

Kay reny tsy mande raha vao vy ny latabatra an. Za efa nieritreritra hoe lany pile, dia avy eo hoe simba.
novalian'i mandrak ny 17/03/2007 15:08
2. Stretch ( 16/03/2007 19:57)
ko zany ry vendrana no anasivana pad ao ambany a !
3. sitlo ( 16/03/2007 20:08)
ka efa nasiana pad koa. Raha tsy hoe atao matevina be angaha hoe. Mbola tsy nanandrana aho.
4. Stretch ( 16/03/2007 20:24)
fa le pad ve no vy ?:-D :-D
ko le totozy ary zany efa kapoty ko inn ndray mou
5. sitlo ( 16/03/2007 20:44)
8-)

tsy vy zany le pad fa plastika ndraindray, dia ndraindray kahier. fa tsy misy mandeha.
teny iray misy dikany maromaro izany kapoty izany. :°)
6. Stretch ( 16/03/2007 21:07)
ka tsy ato zany ry ty fa ary am madmzel sambatra ary a !:-D
7. sitlo ( 16/03/2007 21:21)
ary ambany, ary ambony, ary ambany, ary ambony,

ohatra ny tsara kosa ilay manao balancoire eto am serasera an
8. Stretch ( 16/03/2007 21:24)
ndray a refa miasa am atoandro de tapatsinay rery.
fa tsy ataoko mintsy ny manokatra an ty lien ty fa de asa . . .
9. sitlo ( 16/03/2007 21:28)
tu te coupe le tsinay sometimes at beruf
10. mandrak ( 16/03/2007 21:45)
sitlo:

tu te coupe le tsinay sometimes at beruf



sitlo> =))=))=))
11. Stretch ( 17/03/2007 10:25)
mandrak , sitlo diksônera mandendé , multilanguesfitenenana:-D
12. sitlo ( 17/03/2007 10:32)
ary i stretch ity sahisahy an
13. lapino ( 17/03/2007 10:34)
Za koa efa tratra otran'io.
Dia ny wifi koa.
Fa ilay onde akorontan'ilay latabatra vy eo anelanelan'ilay souris sy ilay cle usb iny no toa mahatonga an'izay.
14. Stretch ( 17/03/2007 10:37)
manaôna bitso:D

ary sahisahy am n'inn ndray a lo fa tsy arako inn ndray ny fadisoana nataoko tao :?:
15. sitlo ( 17/03/2007 10:39)
ye, fa za tsy tonga saina raha tsy efa sendra nentiko nody ilay izy
16. Stretch ( 17/03/2007 10:43)
fa inn lo ty lazain ngà e !
nahazo gorbatchve sa tequila vô maraina ?
17. sitlo ( 17/03/2007 11:12)
bitso no novaliako teo ka

fa ianao sahisahy kah
18. mandrak ( 17/03/2007 13:19)
sitlo:

souris sans fil, wireless mouse.




Misaka any zany ela, fa nena lty tsy mety maty ilay jirokely ao ambany nade vonona aza ny micro an. Refa miala ihany ny pil vô maty ilay izy.
19. sitlo ( 17/03/2007 13:56)
ny ahy tsy misy micro zany, ilay souris ve no misy micro?
Dia misy on sy off koa ny ahy ao ambany dia iny no ampiasaina rehefa mandefa sy mamono azy.

*
:-D
20. mandrak ( 17/03/2007 15:08)
sitlo:

ny ahy tsy misy micro zany, ilay souris ve no misy micro?
Dia misy on sy off koa ny ahy ao ambany dia iny no ampiasaina rehefa mandefa sy mamono azy.

*
:-D



micro = micro-ordinateur :)

nena lty tsy misy on sy off an
*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1357