Lainga no betsaka! Soa ihany aloha!
1. tsimiandravola
(
16/03/2007 22:15)
-Ny Kristianna dia ampirisihan'ny Baiboly mba tsy "hivaky loha":ohatra hoe raha hivahiny dia tsy mitondra kitapombola;ny fitafiana sy ny hohanina dia mandeha ho azy satria na ny lisy aza dia tsara akanjo ary ny voromanidina aza dia manakohanina nefa tsy mitatatra tsy mivoly farihy.Izany no nahatonga koa ny fitenenana hoe "chaque jour suffit sa peine",sy ny cherchez d'abord le raoyaume de dieu,et tout vous sera donné en sus".Toy izany ihany koa ny fanomezana vidiny ny fiainana any ankoatra miohatra amin'ny fiainana etoana.Sns sns
Raha fehezina (satria tsy ireo ihany) dia mampirisika ny olona hivarilavo ny finoana kristiana fa tsy mandrisika azy hioitra.Soa ihany fa tsy betsaka ny kristiana no manaraka izany fampirisihan'ny "tenin'Andriamanitra" izany,ka mba misy ihany ny fivoarana.

novalian'i naughtyboy ny 20/03/2007 18:57
2. fijo
(
16/03/2007 22:26)
marina mihintsy io,ary ampiako hoe mamporisika ny olona tsy hijery ny fiainana misy azy,fa variana mitady izya tsy hay na hisy na ahoana.manofy e
3. ikaretsaka
(
17/03/2007 01:05)
fijo sy tsimiandravola> zahay kristianina ary faly amin'ny maha kristianina anay an
fa izay ilay mahatonga anahy ( sy olona maromaro ihany ato ) hivoy foana hoe hoe tsy voatery ho fefen'ny baiboly ihany/fotsiny ny fivelaran'ny finoana... manjary lasa bornee ianao @ izay manko dia izay ao ihany dia tsy hitady ivelany mihitsy
"isika tsy mifaly @ izay efa fantatra/izay efa hay , na izay efa nandramana na izay efa misy (status quo) fa natao hahita misimisy kokoa , hanitsy ary hitady lalandava ny Magis http://en.wikipedia.org/wiki/Magis , ny fefifefy isan-karazany amintsika dia tsy midika hoe "hatreo ihany" fa vao mainka aza tombotsoa sy opportunites tokony hodinganina.. Vokatr'izany ny spirituality antsika dia mivelatra kokoa, somary mahery setra aza indraindray, ary anisan'ny mampiavaka sy ahalalana antsika."
( Congresy jeneraly an'ny fikambanan'i Jesoa. Jesuites faha 34, 1995)

4. kiranil
(
17/03/2007 02:43)
Ny azoko ambara angamba dia izao:
1- ny fampianarana nataon\'i Jesosy Kristy ilay Andriamnaitra dia tsy hanerena an\'iza na iza ny fanarahana azy-- Vakio manontolo ao @ matio 5-6-7 raha tianao ho fantatra bebe kokoa io \"fampianarana teo an-tendrombohitra\" io.
Dia eo ianao izay mamaky milaza hoe iza no azo inteherana: na ny hevitr\'izy roa lahy [tsimiandravola sy fijo] hoe ny fiainana dia eto an-tany ihany na ny fankatoavana ny fampianarana nomen\'i Jesosy Kristy ilay Andriamanitra.
\"Fa inona no soa azon\'ny olona, raha mahazo izao tontolo izao aza, kanefa very ny ainy [na ny fanahiny]?\" Marka 8
\"Raha amin\'izao fiainana izao ihany no anantenantsika an\'i Kristy, dia mahantra indrindra noho ny olona rehetra isika\" IKorintiana 15:19
2- Tsy izay milaza akory hoe kristianina (Katolika, protestanta, ekomenika, pantekotista sns..) no hoe zanak\'Andriamanitra fa ireo izay maheno ka mankato ny tenin\'Andriamanitra ary manao ny sitrapony izay voasoratra manontolo ao @ Soratra Masina.
\"Fa na iza na iza no hanao ny sitrapon\'ny Raiko Izay any an-danitra, dia izy no rahalahiko sy anabaviko ary reniko.\" Matio 12
********************
\"Jehovah ô,ampahafantaro ny farako aho sy izay ohatry ny androko; aoka ho fantatro fa olon-kandalo aho.
Zava-poana ihany tokoa ny olon-drehetra, na dia matanjaka aza;
Aloka tokoa no fandehandehan\'ny olona; zava-poana tokoa no itabatabàny; mihary harena izy nefa tsy fantany iza ho tompon\'izany.
Ary ankehitriny, inona no andrasako Tompo ô? Hianao no antenaiko.
Manafaha ahy amin\'ny fahadisoako rehetra; Salamo 39

5. Rasiligaoma
(
17/03/2007 02:59)
ilay sitrapony tokoa ve ry kiranil izany dia izay voalaza ao anaty baiboly ihany?... dia retour a la case depart an'i tsimiandravola indray isika izany!
6. kiranil
(
17/03/2007 04:17)
rasili> Tsy an-kanery io lesy a, fa safidy. Raha manohana ny hevitry ny sasany ela hoe lainga ny voarakitra ao amin'io boky io fa tsy tokony ianteherana dia inona moa no azoko atao..
http://jesus-is-savior.com/Bible/gods_word.htm

7. niryna
(
17/03/2007 06:35)
kiranil:
rasili> Tsy an-kanery io lesy a, fa safidy. Raha manohana ny hevitry ny sasany ela hoe lainga ny voarakitra ao amin'io boky io fa tsy tokony ianteherana dia inona moa no azoko atao..
http://jesus-is-savior.com/Bible/gods_word.htm
Misaotra anao nanome hery sy fanazavana anay.
8. jacy
(
17/03/2007 09:47)
Izaho koa aloha kristiana ary hitako indraindray fa tsy hoe Andriamanitra no mampirisika ny olona ho kamo na ohatr'izay na hoe ny fivavahana kristiana akory fa amiko raisin'ny olona araka izay mampetipety ny saina ny voasoratra. Satria ra miteny ny baiboly hoe aza manahy ny ampitso izany akory tsy midika hoe ndana ary matory de aza manao n'in n'in ary ny kristiana mahafantatra tsara fa tsy izany satria raha mamaky ny ohabolana isika misy teny izay ao hoe mandehana any amin'ny vitsika ry le malaina. Fa ny interprétation ny baiboly araka ny toetsain'ny olona de toute façon koa anie on va jamais voir ce qu'on refuse de voir de avy eo le kristiana ndray no manome tsiny hoe mandainga Andriamanitra. Fa tsy tian'Andriamanitra fotsiny hiantehatra amin'ny zava-mandalo ny olona fa hibanjina ny fiainana maharitra de zay no mahatonga ireny fananarana ireny fa tsy famporisihina velively.
9. ikaretsaka
(
17/03/2007 11:53)
jacy:

mankasitraka anao:wink:
10. pissoa
(
17/03/2007 12:07)
tsimiandravola:
-Ny Kristianna dia ampirisihan'ny Baiboly mba tsy "hivaky loha":ohatra hoe raha hivahiny dia tsy mitondra kitapombola;ny fitafiana sy ny hohanina dia mandeha ho azy satria na ny lisy aza dia tsara akanjo ary ny voromanidina aza dia manakohanina nefa tsy mitatatra tsy mivoly farihy.Izany no nahatonga koa ny fitenenana hoe "chaque jour suffit sa peine",sy ny cherchez d'abord le raoyaume de dieu,et tout vous sera donné en sus".Toy izany ihany koa ny fanomezana vidiny ny fiainana any ankoatra miohatra amin'ny fiainana etoana.Sns sns
Raha fehezina (satria tsy ireo ihany) dia mampirisika ny olona hivarilavo ny finoana kristiana fa tsy mandrisika azy hioitra.Soa ihany fa tsy betsaka ny kristiana no manaraka izany fampirisihan'ny "tenin'Andriamanitra" izany,ka mba misy ihany ny fivoarana.
Disoiko tanteraka !
1 - Misy tena Kristianina ary tena mivoatra tokoa.
2 - Ireo teny ireo, rehefa raisina vilana toy ny andraisan'i Tsimiandravola azy dia tena mandrara tokoa tsy hiraika amin'ny fandrosoana.
Fa ahoana ilay hoe "mikatsaka ny fanjakan'Andriamanitra" ?
Ny Fikatsahana ny Fanjakan'Andriamanitra, raha amiko manokana dia tsy hoe --- Lasa i Pissoa mipetraka fotsiny etsy anjoron-trano, dia miandry ny fanjakan'Andriamanitra ho tonga --- Tsy izay.
Ny Fikatsahana ny Fanjakan'Andriamanitra dia miseho amin'ny endrika maro. Ohatra fotsiny ny "Fitandroana ny aina" sy ny "Fitiavana ny hafa". Ny "Fitandroana ny aina" dia manery ny Kristianina "hiraharaha sy hampivoatra" ny tenany ! Ny sakafony, ny fitafiany, ny "conditions" rehetra iainany ka hananany vatana tomady sy salama. Ny "Fitiavana ny hafa" dia manery ny Kristianina hikatsaka ny tsara azony ho an'ny hafa ihany koa.
Noho izany, ny filazana hoe Katsaho aloha ny Fanjakan'Andriamanitra dia omena anao ny bla bla bla ambiny amiko dia midika hoe : Vitao antsakany sy andavany ny fikarakaranao ny tenanao sy ny fanampiana ny namanao ry Pissoa, ampiasao ny coco sy ny creativite sns, dia AZA BE ERITRERITRA fa ho azonao ho azy ny eto an-tany.
Mitombona foana ireo raha tsy sendra ny mpangalatra (amin'ny endrika hisehoany rehetra toy ny fanararaotana ny mpiasan'ny tena, fanaovana hosoka amin'ny vokatra ...). Ka raha manentana ny olona hangalatra no tena tanjon'i Tsimiandravola dia resaka hafa tsy hidirako lalina njay iny :-D:-D:-D
Fehiny : Tsy ny Baiboly mihitsy no mamehy ny Kristianina tsy hivoatra fa ny "fandraisana an-tendrony ny baiboly".
12. tsimiandravola
(
18/03/2007 08:27)
3-Archaeology is in agreement with the Word of God. Not one spadefull of dirt has ever been uncovered to disprove the Word of God. In fact, many Archaeological expeditions have provided substantial evidence in support of Biblical claims. We don\'t need Archeology to prove the Bible, the Bible is evidence enough by itself. Yet, here are more proofs if you need them. The Bible Itself is all the evidence I need.
Raisiko kely ity resaka hita tao amin\'ny vohikala natolotry ry zareo zezohita:
Io izao raha tena voasana dia tsapa avy hatrany (indrindra fa raha ampiasain\'ny zezohita tsara ny fahiratan-tsaina voajanahary izay inoako fa ananany) fa:
1)\"Not one spadefull of dirt has ever been uncovered to disprove the Word of God\" dia diso tanteraka satria ny decouverte archéologique amin\'ny toerana telo samihafa dia manondro fa ny baiboly irery ihany no mandainga (cf boky nataon\'ny jiosy archéologue vao tsy ela antsoina hoe the bible on earth de Neil Asher sy Finkelstein Silberman).Ary tsy momba decouverte iray ihany no mitatitra izany fa ny contexte iray manontolo mihitsy.Noho izany,ny olona \"instruite\" rehetra dia tsy sahy manisy \"accent\" firy intsony ny amin\'ny affirmation toy itony ,afatsy ireo \"fous de Dieu\" izay mety hampiverina indray ny \"Inquisition\" nampahalaza ny Zezohita sy ny Dominicain.
2)\"In fact, many Archaeological expeditions have provided substantial evidence in support of Biblical claims.\"
In fact...In fact..;aaaahhhhh!:lol:
In fact...substantial,,,Mon oeil hoy ny vozongo.:roll:
3)\"We don\'t need Archeology to prove the Bible, the Bible is evidence enough by itself\"
In fact...dé avy eo...Substantial...Dé avy eo...don\'t need,
Dia hoy indray ny vozongo hoe \"suivez mon regard!\"
3)\"... the Bible is evidence enough by itself\":
Dia eto ilay resaka efa nalefako teto ihany manao hoe :ny baiboly dia boky manjaka tokana.Toy ny poamaso ila manjaka amin\'ny tanin\'ny jamba.Inona no nampanjaka tokana ny baiboly ankehitriny???Ny valin\'io dia tsotra=ao amin\'ny baiboly ihany dia efa voarakitra ny fiantombohany:nasaina nodorana daholo ireo boky mirakitra finoana hafa (toy ny mazia),navongovongo dia nodorana...Dia valio kely iza no nandoro bibliothèques antiques toa ny an\'i Alexandrie?...Iza no nirakitra sy nanao copie ireo lazaina fa originaux ,moa va tsy ny mouanes kristiana ihany ka sady afa-mamorona sy manampy sy afa manova ny ao anatiny?
Dia avy eo indray ny kristiana no misoratena ho \"victime\" hatrany Rome ka hatrany Ampamarinana.
Efa miteny aminareo aho ho\'aho: \"aza atao voninahitra wa ny tokony ho henatra\";-)

13. Rasiligaoma
(
18/03/2007 11:58)
miandravola.. hafahafa ihany tokoa e...
io no mampi douter anahy@ sola scriptura.
"tsy mifaly @ izay efa hay" hono e

14. Fiffi
(
18/03/2007 12:15)
pissoa:ekena tanteraka...
Disoiko tanteraka !
1 - Misy tena Kristianina ary tena mivoatra tokoa.
2 - Ireo teny ireo, rehefa raisina vilana toy ny andraisan'i Tsimiandravola azy dia tena mandrara tokoa tsy hiraika amin'ny fandrosoana.
Fa ahoana ilay hoe "mikatsaka ny fanjakan'Andriamanitra" ?
15. ikaretsaka
(
18/03/2007 13:48)
amiko ny fandraisana azy ao am-po sy mikaroka ny fitadiavana azy misimisy kokoa no mety fa tsy ny fandraisana an-tendrony sy fitsipponana izay efa misy sy efa voasoratra aloha e
17. prime
(
19/03/2007 09:55)
Tsimiandravola> Ka ny anao ny tenin'ny "moines jésuites" indray no raisinao hanamarinana ny Tenin'Andriamanitra nefa ny mifanohitra amin'izany no tokony ho izy...
Raha izany dia, na niteniteny foana ireo "jésuites" ireo na ny lazain'i Tsimiandravola mifanohitra amin'izany no lazainao fa marina... raha tsy Kristiana ianao dia hita hoe tsy mahagaga...
rasiligaoma:...:-D:-D:-D Dia tena tsy azoko intsony, ny tenin'ny "jésuites" notsongain'i Tsimiandravola ve no tsy mampitombina ny "sola scriptura"? tena mahagaga izany fomba fandinihinao ny lazaina izany an...:-D:-D
miandravola.. hafahafa ihany tokoa e...
io no mampi douter anahy@ sola scriptura.
"tsy mifaly @ izay efa hay" hono e
Raha izany dia, na niteniteny foana ireo "jésuites" ireo na ny lazain'i Tsimiandravola mifanohitra amin'izany no lazainao fa marina... raha tsy Kristiana ianao dia hita hoe tsy mahagaga...
20. eritra
(
19/03/2007 18:24)
Izzaho Kristiana resy lahatra ary tsapako fa tsy mihemotra velively aho fa vao maika mitombo aza amin'ny fanarahako ny finoana Kristiana
Ekeko tanteraka ny tenin'i kiranil etsy ambony fa ny aoamin'ny baiboly ihany no misy ny sitrapon'Atra.
Tsy ny fivavahana Kristiana velively no mitarika hahakamo ny olona fa ny Soratra Masina aza milaza fa ny hatsembohanaono hihinananao koa mitarika halkamoana v izany fa marina tokoa fa raha sombitsombiny amin'ny Soratra Masina ihany no tsongaintsika dia diso lalana koa isika .
Fehiny : ho antsika kristiana dia ilaina tokoa ny mamaky ny baiboly isanandro mba hamantarantdsika ny tena sitrapon'Atra satria raha sendra ny toa izao isika dia mety hisalasala ihany kanefa tsarovy fa satana tao an-tendrombohitra koa anie nampiasa tenin'ny Soratra masina mba hakana fanahy an'i Jesoa e ary mbola tiako hohamafidsina fa "Sola scriptura"
Fanitsiana : hoy Tsimiandravola tsy ambony hoe "naniraka ny mpianany ny Tompo dia hoy izy hoe aza mitondra kitapombatsy sns" fa raha nanohy hatramin'ny farany io tantara io ianao dia ho hitanao fa rehefa naniraka ny mpianany indray Izy taty aoriana kely dia nampitondra kitapombatsy indray
Noho izany no ilazako fa ny Atra inoan'ny Kristiana dia Atra velona ary tsy voafehin'ny formule akory hoe rehefa izao dia izao
" Ny fihevitr'olombelona tsy fihevitr'Atra"