Lainga no betsaka! Soa ihany aloha!
21. pissoa
(
19/03/2007 19:40)
:-D:-D:-D
Fanamarihana kely alou !
1 - Fa inona no tian'i Tsimiandravola lazaina amin'ny hoe "Zezohita" ?! Sao misy mifangaro, fa io soratra nalain'i tsimiandravola io mantsy dia tao amin'ny http://www.jesus-is-savior.com/ (site prefere an'i Kiranil :-D:-D:-D:-D:-D ) ihany no hitako ( http://www.jesus-is-savior.com/Bible/gods_word.htm ) ! Sao tsy Jesuit no tiana lazaina amin'ny "Zezohita" :wink:
2 - Tsy "The Bible on Earth" no titre an'ny boky tinao resahina angamba fa "The Bible UNEARTHED". Tsy i Neil Asher sy Finkelstein Silberman no nanoratra azy fa i Neil Asher Silberman sy i Israel Finkelstein :)

22. ikaretsaka
(
19/03/2007 20:11)
hafahafa tokoa ny fandraisaisan'i tsimiandravola ny hoe Jesuite a
http://www.jesuites.org/Spiritualite1.htm

23. piste
(
19/03/2007 22:45)
Ny olona toy ny tsimiandravola dia atéiste mpanara-damòdy fa tsy tena manan-kevitra, hany ka maka hevitra atsy sy eroa hanamarihana ny heviny. Kanefa tsy voafehy ihany koa ilay renseignements ka miteniteny foana no iafarany. e diso ny zavatra lazainao, raha tsy hilaza aho fa ny Zezoita tsy mba nanao izany inquisition izany.
Dia mitovy @ famakinao Baiboly ihany é( raisina an-tendrony).

25. naughtyboy
(
20/03/2007 18:57)
marobe reo fihevitra fijery sy fandikana @ zay mahamety ny tena ny hita na voalaza momba ny baiboly tsy mahalaza ny tena fonosiny reo hevinteny ao akory Oh :na ny voromanidina aza misy mpiahy de azo adika ko v oe aza mivoatra tsony nareo kristianina ny valiny de tsia,ra lojikanjavatra de ny andrana miseho na ireo fitsapana matetika no azo amehezana fa ny olona efa niaina sy nampihatra t@ fiainany ny hafatra tao(zay ampahany sarotra indrindra) fa tsy theory fotsiny irery ihany no afaka ilaza koko ny tombotsoa azony tao na fahavoazany
Ka ny mahagaga ahy eto de ahona ary ratsimiandra no anitrikitrika fa mivarilavo ny mpino ra zvt tsy nanananao andrana akory no tsy mazava aminao ary tsy tsapanao reo asany ka andramo aloha vao manakina de avy eo mazava tsara ny momba ny kristianina