tokony ve???
1. xxx
(
17/03/2007 07:46)
Vao tsy ampy iray volana akory dia nahafantatra tovolahy tato amin'ny serasera aho;...izy aloha tsy ratsy an! ao amin'ilay fitiavako mihintsy.
Raha nifandefa sary izahay dia samy tratran'ny coup de foudre ary lasa niredareda be ny fitiavana...
Izy anefa zandry an-taona maro fa tsy misy mahasakana ny fitiavanay izany...tapa kevitra izy fa hanidina ho avy aty amiko afaka andro vitsivitsy hanaporofo ny tena fitiavany ahy.... izaho koa sasa miandry azy efa tsy handriko ery....misy ranomasina mantsy ny elanelan-tany misy anay ...
Ny programanay efa maty paika tsara ary vonona ny hiaraka hatory izahay vao miaoana... ka ny fanotaniako dia izao, haingana loatra ve ny fanekeko azy ? izany hoe ny handray azy ny hiaraka aminy???
sa ve tokony hahafantatra bebe kokoa azy aho ?
izaho mantsy olona mora tia anefa raha diso fanatenàna dia mora mi déprime.....mba toroy hevitra ry zareo fa manakaiky ny fahatongavany.
Matetika mantsy ny fitiavana mredareda amboalohany hono tsy maharitra:cry: dia izay no hatahorako mafy satria aho diso fanantenàna foana amin'ny resaka fitiavana, ary mila tsy ho sahy hitia olona intsony, nefa ny olako dia mora tia olona aho...
misaotra mialoha !!!!!

novalian'i bozylove ny 18/03/2007 19:44
3. tywa68
(
17/03/2007 08:31)
xxx:

sady manome fanontaniana enao no manao valiny, ka dia mazotoa zany ! miandry ny tohiny zahay !
Efa vonona ny hiaraka hatory ? :roll:
Tsy resaka taona ilay izy fa rehefa hitanao en face ve izy tsy ho hitanao eo izay atao !:-D
5. xxx
(
17/03/2007 09:28)
izaho tsy xxx1
Ndraindray aho tsy tia hiditra serasera fa izaho mantsy tsy tia mifanerasera amin'ny tsy tiako toetra. Ohatra ny manala baraka be hoe izany ve ny olona ifaneraserako isan'andro. :?

8. fasaly
(
17/03/2007 09:43)
kamo mamaky ndray hoe ry kelly fa lava lotsa ny dinika de mody hoe tsy maharaka eo ndray a! tsory ny marina e!:-D soit senséra wa!:-D atovy hoe lmitady oul mpamitina lahatsoratra aho:roll::-D;-)
9. kelly13
(
17/03/2007 09:48)
eo ary fitino e, mba novakiko kosa le izy ka! saika nitovy t@ tatarako mantsy fa a la fin tsy nitovy tapoka d aveo nisy le xxx2 io d zay vao tsy nahita pikla za :-D:-D
10. fasaly
(
17/03/2007 09:55)
:-D:-D:-D:-D ny zavatra voatsongo tam lahatsoratra de amourézy i kala de sambatsa beuh!:wink::-P fa matahotra ho diso fanatenàna am fitiavana hono izy fa mora tia loatra anefa :roll: ts ytadidiko tampoka:-D
11. booboo
(
17/03/2007 09:57)
xxx > :-D:-D:-D:-D soa mandry aza raha vao hihaona zany dia hatory sahady e :-D:-D:-D. na izany na tsy zany klou, haingana be lôtra lé fanapahan-kevitra hiaraka e ...ento mora manaraka ny onja eny fotsiny klou f'aza mivaky loha @ zay hiaraka sy ny ho tohin'ny tantara zany ...ankafizo fotsiny :°)
12. fasaly
(
17/03/2007 10:00)
aon lay manaraka onja io ry booboo:wink: sao atelin'i onja any kou vao maika loza:-D
13. Vahinala
(
17/03/2007 10:01)
Nareo kosa mba tena very hevitra anie hono izy e !!! Ka inn moa fa enao aza efa nanaiky ny hatongavany fa dia aleo izy hoavy zany ko, izy koa ve d andany vola hakany am fré hakany aminao raha tsy mba sincère koa izy ! Mahereza fa io tsy afaka vinavinaina dieny aty amboalohany fa rehefa eo izy vao hita ny tohiny e, omeo vaovao izahay. Sady milay be anie zany misy mpamangy zany e !:wink:
14. fasaly
(
17/03/2007 10:03)
fita wa ry vahinàla! ho tonga vahiny njay ve no ho tsy faly e!:-P lazao marina ny suite ny après fa aza adino zahay an!:-P
15. kelly13
(
17/03/2007 10:06)
xxx:
izaho tsy xxx1
Ndraindray aho tsy tia hiditra serasera fa izaho mantsy tsy tia mifanerasera amin'ny tsy tiako toetra. Ohatra ny manala baraka be hoe izany ve ny olona ifaneraserako isan'andro. :?
ty resaka ity oa no tsy nazahoako pikla fa fasaly kou an :-D:-D
16. fasaly
(
17/03/2007 10:07)
:-D:roll: zà kou klou tsy mahazo an'io resaka io e! diso dinika angamba io:-D:-D:-D
19. andrea
(
17/03/2007 11:23)
tairo aloha ry "xxx" de avy eo mieritreritra ..:oops: :oops: .. de tatarao rehefa avy eo .. kony an !
20. karinah
(
17/03/2007 11:28)
xxx> normal enao raha hiahy2 satrie efa voa izany!:-*:-*:-*, fa aleo izy ho tonga, justement..misy hafantaranao tsara zay tena fombafombany sy fihetsiny , fa ny sary manko anie sary ihany e...! à - k oe efa nifampijery webcam nareo mi2!..fa na izany aza..ilaina mihintsy aloha ny mifanerasera , maharitraritra rah azo atao, :roll:, fa ny tsy tokony ataondry fotsiny de ny misoratra @ alou, ny ferahana iny tsy koi (amiko alou:°)), raha tsy hoe musulman angah ndry? hihih..;-)
zay fa mba mifalia fa hisy hamangy izany ve de tsy ho faly eeee!!:^):P, bonne chance ny @ tohiny:P:-*:-*:-*