tokony ve???
42. xxx
(
18/03/2007 17:12)
misaotra anareo rehetra namaly sy nanome hevitra e!
eny ary e! dia handeha ho tanterahina izany ny programa efa nomanina ! hoy ianareo hoe tsy haingana loatra raha ny fiaonana sy ny fiarahana matory..
efa manakaiky ny fotoana, mitaintaina be aho..
sahirana aho mifidy ny angatso hanaovako, ny fomba fandraisany ahy mantsy dia tena otran'ny princesse mihintsy ka tsy tiko ho kivy izy ahita ahy raha drôle be ny fomba fiakanjoko....
faly aho sady sahirana e! faly aho satria tojo azy, tia be ahy , tsy mahita afa tsy izaho izy, izaho koa torak'izany... ho lazaiko anareo eto ihany ny tohiny fa tena mi stresse mihintsy aho io....:{

43. luciana5
(
18/03/2007 18:08)
:}tandremo sao mivadika ny atin akanjo hoy za :^)
xxx kay vehivavy ? hoe princesse koa...
mazava e!!
de asio manimanitra ny takolaka aza:-D:-D

45. mandrak
(
18/03/2007 18:51)
xxx:
misaotra anareo rehetra namaly sy nanome hevitra e!
eny ary e! dia handeha ho tanterahina izany ny programa efa nomanina ! hoy ianareo hoe tsy haingana loatra raha ny fiaonana sy ny fiarahana matory..
efa manakaiky ny fotoana, mitaintaina be aho..
sahirana aho mifidy ny angatso hanaovako, ny fomba fandraisany ahy mantsy dia tena otran'ny princesse mihintsy ka tsy tiko ho kivy izy ahita ahy raha drôle be ny fomba fiakanjoko....
faly aho sady sahirana e! faly aho satria tojo azy, tia be ahy , tsy mahita afa tsy izaho izy, izaho koa torak'izany... ho lazaiko anareo eto ihany ny tohiny fa tena mi stresse mihintsy aho io....:{
Ory princesse x3 an, mba andefaso invitation zay eto @ sera2 refa rakitré :D
47. bozylove
(
18/03/2007 19:41)
xxx, hihihi ay ve mora tia ihany e fa mba mampiresaka ary @ adihevitra atsy e hihihi :-p
48. bozylove
(
18/03/2007 19:44)
8):lol:
hoy XXXX
hoy XXXX
Mpandefa : xxx [ Valio ] 17-03-2007 18:19:44
Lohateny : tena tia?
ahoana marina zany hoe tena tia zany e
mba tantarao ho any zay efa nadalo teo
fa tsy fantatra tsony hoe mitempo @iza
laotra ny foko , toa hoatra ny mitovy doly