tokony ve???

21. sakaizakely ( 17/03/2007 11:30)
tondé coup de foudre à notting hill be izao. Tairo zany ry xxx sy yyy a ! (hoatran'ny koboko zany nareo mtsam kely reo). HO hitanareo ihany ny iafarany. Raha tsy manandrana ianareo mety hanenina mandrakizay manko.

Tadidio fotsiny anefa fa ny lavitry ny maso lavitry ny (l) fa ataovy izay tsy hifampisarahantoerana intsony. Tsinjovy dieny izao hoe iza aminareo no vonona hanatona ny iray sao samy mibokona @ misy azy eo dia ho rava ho azy ny tantara.

Ny tondé miara-midodo zany tsy quoi zany fa mba efa misy attirance ihany zany aminareo. Ny passion sy ny désir tsy miandry protocole izany fa tondé lasa izao ;-);-) Tandremo fotsiny sao dia sary efa t@ taona kalalao no omeny anao ka ho sanganehana rehefa mifankahita tokoa.

Dia mazotoa :* :* :* :* ary aza hadino ny mitantara aminay ny tohiny an :-*
22. fasaly ( 17/03/2007 11:40)
:-D:-D:-D:-D:-D sakaizakely mahita lazaina an!
toundé de tairiana zany ve ry skaaiza:-D:-D:-Dmarina zany refa misy ny attirance am tsirairay in no anjasana e!:-P;-) tandremo marina tonga de hoe andao atao ny mariazy après un mois:-P
23. kelly13 ( 17/03/2007 12:16)
sady efa 21è siecle zao tsisy intsony zany oe "waine b ra tonga d miaraka mi dodo" zany! mila gouter-na tsara sy de suite ny "chair" sao tsy poinsaaaaaa!!!!

mifona ooooo
24. lektsolo ( 17/03/2007 12:37)
Efa diso fanantenana matetika hoe?mahafinaritra anga lay diso fanatenana ô!sao de ny comportementnao no olana.Maka saina de havaozy ny comportement mba tsy hitsoan'ny olna intsony de mba mivavaha amin'ny Andriamanitrao.:?::?::?::oops::oops:
25. fasaly ( 17/03/2007 12:38)
:-Dhummmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmm!:^) ande mbo hanao anzany fika bonne zany kou zà:°):-P:-D
26. karinah ( 17/03/2007 12:47)
fasaly:

:-D:-D:-D:-D:-D sakaizakely mahita lazaina an!
toundé de tairiana zany ve ry skaaiza:-D:-D:-Dmarina zany refa misy ny attirance am tsirairay in no anjasana e!:-P;-) tandremo marina tonga de hoe andao atao ny mariazy après un mois:-P
fasaly: non,non,non! tsy azo avela hijabaka @ mariazy zany aloh izy, ho raharaha ihany ny divorsa sef'annnn..:-D




27. xxx ( 17/03/2007 12:51)
:x misy resaka julia roberts fona kou izy izany:-P:-D:-D:-D:-D
28. karinah ( 17/03/2007 12:57)
lektsolo:

Efa diso fanantenana matetika hoe?mahafinaritra anga lay diso fanatenana ô!sao de ny comportementnao no olana.Maka saina de havaozy ny comportement mba tsy hitsoan'ny olna intsony de mba mivavaha amin'ny Andriamanitrao.:?::?::?::oops::oops:
kàaaaay.., machika be le mechaze zany:°):-D:-D::oops:




29. fasaly ( 17/03/2007 12:58)
vale: marina any aleo hilamina fa ny mariazy manaraka eny foan:-D sao un mois après mariazy divorce:-P;-) noho ny inona fotsiny:?: attirance fizik hono:roll::-D:-D:-D


xxx: jiolahy hoeeeee!robert
30. karinah ( 17/03/2007 13:31)
fasaly: hay ve e,:°), tsynahazo resaka zà:oops:

31. sakaizakely ( 17/03/2007 13:42)
Za efa nahita couple nisoratra après 3 semaines fa way an ! Tena zamour fou be mits, tsy mbola nahita an'zany indray klou za e ! Misy feeling hafahafa izany t@ izy mtsam, maso mifanopy fotsiny de efa mifampy kopy ry zareo, tsy mila mifampiteny akory. Hoatran'ny azonao antsaina ilay courant misy am'nizy roa, danza be ! Nefa zany tsy resaka fizika fotsiny fa tena mifanohana be ry zareo. Izany ilay hoe fitia absolu angamba fa milay an ! Tsy mifankafoy hatr@zao isika miresaka izao, ny zanany teraka 9 mois après leur rencontre.

Exceptionnel aloha ilay izy fa iza mahita ? enga anie ka hiafara @ toy izany ity tantara ity :P :P :P
32. karinah ( 17/03/2007 14:08)
amen!
sakaizakely: marina zany, fa rare be le cas otran'zany ange e:roll::P
33. Stretch ( 17/03/2007 15:15)
ôtrany saina tonga ndray a we , kay eto am serasera misy mahita fitiavana ten am vrai tampoka zany an !
:)
ny a fotriny de zao ry xxx a :
henoy ny fonao , nefa mieritrereta ihany ko na de zany aza , ny spekta :-@ fotriny
ianao no hiaina an'io fa tsy ny spekta .
34. ikalapeta ( 18/03/2007 09:06)
stretch: njy kou angah mitady?:-D:-D:-D:°)

xxx> tsy haingana loatra zany aky a, refa mifankatia na vao 1 segondra aza de efa donadona koh:-D

fa aza mbôla misoratroratra zany kalongany:P, zany an, kouny an!:lol::-*:-*:P
35. robby ( 18/03/2007 09:12)
strech: ho vangiko koa anagaha enao????
36. ikalapeta ( 18/03/2007 09:14)
37. fasaly ( 18/03/2007 09:56)
:-D:-D
38. luciana5 ( 18/03/2007 10:50)
tantara koa zany an xxx zany,
fa jereo tsara ihany aloha, fa mbola lava ny lalao:-P

nena zao ry xxx de tena jereko ambany ambony tsara fa tena sao ^^,enti mora e;-)
39. xxx ( 18/03/2007 10:58)
xxx:

Vao tsy ampy iray volana akory dia nahafantatra tovolahy tato amin'ny serasera aho;...izy aloha tsy ratsy an! ao amin'ilay fitiavako mihintsy.
Raha nifandefa sary izahay dia samy tratran'ny coup de foudre ary lasa niredareda be ny fitiavana...
Izy anefa zandry an-taona maro fa tsy misy mahasakana ny fitiavanay izany...tapa kevitra izy fa hanidina ho avy aty amiko afaka andro vitsivitsy hanaporofo ny tena fitiavany ahy.... izaho koa sasa miandry azy efa tsy handriko ery....misy ranomasina mantsy ny elanelan-tany misy anay ...
Ny programanay efa maty paika tsara ary vonona ny hiaraka hatory izahay vao miaoana... ka ny fanotaniako dia izao, haingana loatra ve ny fanekeko azy ? izany hoe ny handray azy ny hiaraka aminy???
sa ve tokony hahafantatra bebe kokoa azy aho ?
izaho mantsy olona mora tia anefa raha diso fanatenàna dia mora mi déprime.....mba toroy hevitra ry zareo fa manakaiky ny fahatongavany.
Matetika mantsy ny fitiavana mredareda amboalohany hono tsy maharitra:cry: dia izay no hatahorako mafy satria aho diso fanantenàna foana amin'ny resaka fitiavana, ary mila tsy ho sahy hitia olona intsony, nefa ny olako dia mora tia olona aho...
misaotra mialoha !!!!!





dray marina to tatarainao eto ny momba tsika roa :? enao an :evil:
40. fasaly ( 18/03/2007 11:07)
:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0076