mitady olon'tiana anao
4. vancleef
(
16/03/2007 22:26)
vale:
hummmmmm...
jennica: mila mianatra abidi aho :-D:-D:-D:-D;-)
vale: mila mianatra abidia ! Tsy misy teny gasy miafara amin'ny i
6. vale
(
16/03/2007 22:40)
vancleef: zao tokoa le oe ny kamo iany no ssasatra:lol:abidia ary eee:°)
9. kelly13
(
17/03/2007 09:31)
aoka klou!!!! mitady olotiana i jennica, jerena ny momba azy d hoe vavy izy nefa ny sariny sarin'i charlot fôpla!!! :-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w tsy mazava
10. andrea
(
17/03/2007 11:29)
o ry kely !!de lazao izany hoe lahy sa vavy no dediavina .. .. Rah alahy dia tandremo so dia i mon A. no alaina fa rangotiko ny volo a !
12. andrea
(
17/03/2007 12:02)
kelly> i jennica zany milaza fa hoe vavy nefa sary lhl no apetrany .. de ozy za hoe vhv no tediaviny .. Mety amiko fa ato manko misy olona iray izay mon A (lhl) tsy tiako ho zaraina ....
13. kelly13
(
17/03/2007 12:07)
andrea>ountsooo mômin kely le hoe "tsy tiako zaraina", hay v e, asa mety travesti kou nge izy e, bref, ho hita eo ny tohiny.
15. karinah
(
17/03/2007 12:23)
kotosnoa:23:28 io :-D:P, donc raha màda de heuu...hay maraina iany kah:-D:-D:-D:-D
efa maraina ny andro
:wink:
16. karinah
(
17/03/2007 12:26)
kelly13::-D:-D,tady hanolo an'i charlot zay izy:roll::-D:-D:-D:-D:°)
aoka klou!!!! mitady olotiana i jennica, jerena ny momba azy d hoe vavy izy nefa ny sariny sarin'i charlot fôpla!!! :-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w tsy mazava
19. Fiffi
(
17/03/2007 14:06)
heu.....ny tsy azoko de vavy i jennica fa mijery le sariny toa lhl ? :roll::roll: