sao dia ato ny anaranareo !!

1. bazylou ( 16/03/2007 21:11)
http://aviavy.awardspace.com/tree/cont.html
mazotoa e
novalian'i xxx ny 23/03/2007 15:05
2. sitlo ( 16/03/2007 21:48)
tsy ao, dia izahay izany tsy gasy? Dia mety ho tian'ny bazilou zany

soa ihany aho fa tsy pelaka
3. ikaretsaka ( 16/03/2007 23:24)
Ao fa tsy lazaiko hoe aiza de iza:-D
4. niryna ( 17/03/2007 01:41)
sitlo:

tsy ao, dia izahay izany tsy gasy? Dia mety ho tian'ny bazilou zany

soa ihany aho fa tsy pelaka

Vereno jerena fa itako tao ilay anaranao ka.Ny ahy mbola tsy nosoratany fa angamba aho tsy zanak'i mamanay sy dadanay8O

5. kelly13 ( 17/03/2007 08:40)
tsy ao
6. mandrindra ( 17/03/2007 09:13)
ao ny anrana fa tsy ao ny fanampiny
7. sitlo ( 17/03/2007 09:19)
Vereno jerena fa itako tao ilay anaranao ka.Ny ahy mbola tsy nosoratany fa angamba aho tsy zanak'i mamanay sy dadanay


:-D

tsy ao

rehefa tsy ao ve tsy ho parasy
8. kelly13 ( 17/03/2007 09:20)
hao no fanoratra azy fa tsy ao, mpampianatra fôpla
9. sitlo ( 17/03/2007 09:32)
faopila
10. kelly13 ( 17/03/2007 09:34)
tena tsy hahay teny gasy ny mpianatra aminao klou e :°)

aleo hilamina ra penina fa sao rangitra eo ra bazyl fa manao hevitra misavoana tsika a :°)
11. booboo ( 17/03/2007 10:01)
Tsy ao.
12. kanto10 ( 17/03/2007 10:20)
tsy ao
13. Stretch ( 17/03/2007 10:52)
saiky tao , fa tsy nisy , ôtrany le mijery vali panadinana ko , manalagy be le manaraka an le izy, za ko vena fa n anarako manomboka am z . de nanaraka ny lalambe teo nefa tokony nanao lalapoza:-o
14. sakaizakely ( 17/03/2007 11:33)
tsy ao :evil:
15. andry08 ( 17/03/2007 12:03)
ny ahy ny dadaben\'i dadabe no ao fa kamo daholo angamba ny ankizy taty aoriana fa nikatso teo!:-D
16. Fiffi ( 17/03/2007 14:14)
tsy ao
17. Stretch ( 17/03/2007 15:01)
ary tena efa 30mio zany ny gasy , ko vô tsika reto fotriny d'efa tsy tafiditra ao anaty lisitra daôly.
18. karinah ( 17/03/2007 15:35)
in io ry bazylou?
19. karinah ( 17/03/2007 15:37)
:°)misy nenah, heuu..nen' dadanay manko eee:-D:-D
20. Stretch ( 17/03/2007 16:11)
efa we reo ony ny gasy ko, refa tsy ao zany ndry de vôza na kômôriana sa inn ny tin jiko?:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6037