Antony (+10 mihoatra )tsy amakiana baiboly???
1. niryna
(
17/03/2007 00:35)
Maro dia maro no antony mahatonga ny olona tsy hamaky baiboly,mba afaka milaza izay antony ve ianao.
Alefaso ary ny resaka fa izay tsy fenonareo ihezahako ho fenoina.:roll::?::cry:
Mazoto ary (l)niryna

novalian'i prime ny 03/04/2007 07:36
2. ikaretsaka
(
17/03/2007 00:38)
hono ho'a ilay olona tian'i niryna lazaina ve aloha olona kristianina sa tsy kristianina?
Olona secte sa tsy secte?
Olona secte sa tsy secte?
3. niryna
(
17/03/2007 01:43)
ikaretsaka:
hono ho'a ilay olona tian'i niryna lazaina ve aloha olona kristianina sa tsy kristianina?
Olona secte sa tsy secte?
Tsy azoko ny tian'ika tenenina amiko:?:
Ary inona izany secte izany fa efa imbetsaka aho no manontany an'io eto fa tsy nisy namaly.Mba azavao ahy hoe izany?
4. ikaretsaka
(
17/03/2007 02:16)
niryna> raha izay manko dia ohatra hoe ny an'ny silamo dia manana ny bokiny manokana izy Q'ran
HO an'ny secte> mamaky "ihany" izy fa izay asain'ilay "pastera" (gourou) vakina ihany!

6. niryna
(
17/03/2007 06:37)
ikaretsaka:
niryna> raha izay manko dia ohatra hoe ny an'ny silamo dia manana ny bokiny manokana izy Q'ran
HO an'ny secte> mamaky "ihany" izy fa izay asain'ilay "pastera" (gourou) vakina ihany!
Tsy mazava tsara ika a
7. niryna
(
17/03/2007 06:50)
Ika a dia ilay sujet moa valiana avy eo e.
Ny mahatonga ny olona tsy te-hamaky boky.
Aleo aza ho taritiko kely e.
1- Tsy manampotoana aho.
Mety ho antony io kanefa tsy mitombina.Raha ny mety kely atao hoe misy fahamarinana dia hoe nolaniako tamin'ny zavatra hafa ny fotoanako
1j/24 h/1.440mn/86.400s io no indray andro nomena ho an'ny olona tsirairay avy :roll:.

8. rakaroka
(
17/03/2007 08:24)
Ny olana teo @ fitaizana nirona loatra t@ baiboly:
be ny lafim-piainana tena mila atrehina zary ankila-bao anefa tsy mitondra réponse "concrète" eo @ vahaolan'ny fiainana akory izay voasoratra tao:
'za manokanba aloha dia nakifiko mihitsy ny baiboly nony tonga taty an-dafy satria tsy misy ilako izany mihitsy ny fiatrehana ny fiainana aty : ny "lacune" tsy nampianarina ahy no mila ianarako hanovako rattrapage: "connaissance de ce monde" tsy en "version mystique": "maitrise de langue" sns...
iatrehako izay horesahiko fa tsy hoe ny "vérsé" no
averiko: tsy misy ilana izany mihitsy!
rahateo betsaka ny "tokony ho fantarina"

9. tywa68
(
17/03/2007 08:44)
niryna:
Ika a dia ilay sujet moa valiana avy eo e.
Ny mahatonga ny olona tsy te-hamaky boky.
Aleo aza ho taritiko kely e.
1- Tsy manampotoana aho.
Mety ho antony io kanefa tsy mitombina.Raha ny mety kely atao hoe misy fahamarinana dia hoe nolaniako tamin'ny zavatra hafa ny fotoanako
1j/24 h/1.440mn/86.400s io no indray andro nomena ho an'ny olona tsirairay avy :roll:.
Tsy fahazarana angambany no azo hilazàna azy ry nyrina, ary miova ny fihetsika rehefa tsy variana loatra @ fiainana andavanandro : afaka mandray an'ilay baiboly fa samy manana ny safidiny, ny sasany isanandro, ny sasany isaky ny alahady any ampiangonana sns ... arakarak'ilay aingam-panahy io :lol: Tsy midika akory hoe tsy tia mamaky fa tsy vonona isanandro.
10. ikaretsaka
(
17/03/2007 11:51)
ikaretsaka:
niryna> raha izay manko dia ohatra hoe ny an'ny silamo dia manana ny bokiny manokana izy Q'ran
HO an'ny secte> mamaky "ihany" izy fa izay asain'ilay "pastera" (gourou) vakina ihany!
ao ary fa pretend hoe olona hafa finoana aho fa tsy kristianina an
1) ny antonytsy hamakiako ny baiboly raha ohatra ka silamo aho dia izahay manana ny Q'ran karazana baibolinay.
2) raha ohatraka Jiosy ndray aho dia ny anay Torah
sns..sns...
11. Fiffi
(
17/03/2007 14:16)
@ fomba ahoana moh no ahafantarana hoe maniona i anona sy ranona no tsy mamaky babiboly ? na hoe inona no antony ?
12. ikaretsaka
(
17/03/2007 15:10)
izay manko.. fa te hahafantatra i niryna di aizay tena inoako fa tsy de mamaky indrindra aloha no omeko azy
13. Salut
(
18/03/2007 12:11)
Ataoko fa tsy mety ny mamaritra hoe izao sy izao no mahatonga ny olona tsy hamaky ny baiboly. Raha tena tianao moa ny hahalala dia tsara ny manao fanadihadina mivantana.
Ny zavatra tsapako anefa dia efa misy zavatra fantatrao manontany io, ka raha misy ny antony hitanao mahatonga izany dia lazao, hojerena raha mitombina na tsia. Ny fanamarihana tiako atao fotsiny dia hoe: tsy tena mitovy ny zavatra ianarana sy ny tena zava-misy marina, ka aza aorina amin'ny Soratra ny finoana fa amin'i Kristy, ilay velona miaraka amintsika.

14. cutie
(
18/03/2007 20:00)
: rakaroka [ Valio ] 17-03-2007 09:24:31
Lohateny : Re : Antony (+10 mihoatra )tsy amakiana baiboly???
Ny olana teo @ fitaizana nirona loatra t@ baiboly:
be ny lafim-piainana tena mila atrehina zary ankila-bao anefa tsy mitondra réponse "concrète" eo @ vahaolan'ny fiainana akory izay voasoratra tao:
'za manokanba aloha dia nakifiko mihitsy ny baiboly nony tonga taty an-dafy satria tsy misy ilako izany mihitsy ny fiatrehana ny fiainana aty : ny "lacune" tsy nampianarina ahy no mila ianarako hanovako rattrapage: "connaissance de ce monde" tsy en "version mystique": "maitrise de langue" sns...
iatrehako izay horesahiko fa tsy hoe ny "vérsé" no
averiko: tsy misy ilana izany mihitsy!
rahateo betsaka ny "tokony ho fantarina"
miobon-kevitra :lol::lol::lol:
15. Stretch
(
18/03/2007 20:19)
Amiko alo dia hoe tsy misy hilana azy mihintsy , fa kosa tsy hoentiko toy ny nampianarana ahy talou hoe ny voalazan'ny baiboly no fanamperana.
Betsaka ny fotoana namakiana ny baiboly antery teo am taom-pianarana nandalovana .
ary ataoko fa ampy sy betsaka no nipetraka , ka misy azo raisina hanitsiana ny fiainana , ary misy koa nefa ny zavatra efa perimé ka tsy eken'ny toetr'andro izay hiainantsika eo anatrehan'ny teknolojia avo lenta.
Amiko manokana dia nahita lesoka tamin'ny fanaraahana be fahatany ny voalazan'ny baiboly a,
ohatra ny naiveté , nefa eo am fiainana , ra izany no eti-miaina de araraotin'ny ol fotsiny ianao.
Betsaka ny fahalalana hafa mbola tokony ho halalinina ka raha ny baiboly no ho averina lava ho vakiana dia eo ianao no raisina.
Nefa ny baiboly contradictoire etsy contradictoire eroa.
:wink:

17. Fiffi
(
18/03/2007 21:18)
"Stretch":heu.....amiko indray de tena ilaina io....
Amiko alo dia hoe tsy misy hilana azy mihintsy
"Stretch":heu.....samy manana ny nampianarina ny tsirairay marina...
, fa kosa tsy hoentiko toy ny nampianarana ahy talou hoe ny voalazan'ny baiboly no fanamperana.
"Stretch":hay kosa an ? nefa ndry nilaza etsy ambony hoe "tsy misy hilana azy" ?
Betsaka ny fotoana namakiana ny baiboly antery teo am taom-pianarana nandalovana .
ary ataoko fa ampy sy betsaka no nipetraka , ka misy azo raisina hanitsiana ny fiainana
"Stretch":ohatran'hoe inona akia zany perimé zany ?
ary misy koa nefa ny zavatra efa perimé ka tsy eken'ny toetr'andro izay hiainantsika eo anatrehan'ny teknolojia avo lenta.
18. ikaretsaka
(
18/03/2007 23:54)
misy ilana azy .. fa tsy voatery hoe io de zay! raha tsy izany dia marina io lazain'i strech io
19. Stretch
(
19/03/2007 00:18)
aoka alou haka sofila.
tsy napoiziko hoe hoalalinin'i fiffi be ôtri zao le zavatra nosoratako.
misaotra ihany alou na izany aza.
diso tsipelina ny tery aloha: tsy ampy manko e !
Amiko aloha dia tsy hoe: tsy misy hilana azy mihintsy
zay aloha ny am n'iny.
Ary ity takelaka ity de tsy famangiko matetika satria, ny fotoana laniko eto aza dia tena manorisory ahy mihintsy , satria tsy kely ny zvt hafa tokony hatao sy hianarana.
Fa fanalana hamoamo ny ahy ny eto , ka dia tsy foiko.
Ka hiverina am famaliana an'i fiffi ihany aho alou,
hoe : inn ny perimé ao :-D
de nihomé ihany aho alou, satria misy boky milaza ao fa tsy misy mahaova ny volonjanakondry, tsy haiko io na aiza, nefa zao ny alikanay nopeteninay maintimainty ho lasa Dalmatien satria nedala fotsy rano ray .
Dia iray koa ity : misy an'ireo fitanisana ny taranaka aby aby ndry abokadnazra niteraka an'i annnn iannn niteraka an'i annnn.
De ataoko innn ary ny arbre genialogikan dry zareo ny ahy aza tsy poinsa akory nefa tsy nnisy siecle 2 akory.
Mametraka fanotaniana i nyrina hoe : inn no antony.
Dia nareo raha hitanareo fa tena ilainareo am fiainanareo le izy de mamaky.
Fa za zao mila mianatra teny japoné ao anatin'ny fotoana fohy dia tsy hamaky boky sady kely soratra kely no sady film efa nandé a !
Mampiasa teny 6 mandritra ny tontolo androko , tsy ao zany ny teny gasy , sy langage de signe.
ny nahaizako an'ireo tsy hoe :nandohalika nivavaka de iny fa nivadika ny lelako, fa mila nibôsy be nifanjevo mintsy.
Mbola averiko eto ndray lay hoe : perimé, tsy perimé ko ary fa tena vrai semblable . dia manantena zany tsika hoe : ho tanteraka amtsika koa reny .
Misy firenena ny 99% ny mponina ao am , tsy mino , ny fiangonana mivoha indray alahady isam-bolana, ny fiangonana sasany lasa musée tsidihina fotsiny noho ireo sculpture sy sary nataon'ny ol taloha.
Nefa isan'ny firenena matanjaka indrindra eto an tany.
Tsy haka alavitra aho M/kara 99% mponina mino sy matahotra fadiranovana ny baiboly sns,
tsy haiko hoe fahafiry avy any ariana izao itsika.
Misy iray tsy ekeko mihintsy ko ity , ilay fahafolo karena , za lo de tsy afaka ny anomé an'i pasitera ny 10% ny karamako mintry e !
hitako tsy logika mintsy le pastera efa kala be zao le vahoaka entina efa mila famonjena iny ndray no mbola manomé an ra pasy , tsia tsia tsia cha manao aho .
Eny ary alou e !

20. Rasiligaoma
(
19/03/2007 01:36)
tena ndao isika sy i strech anangana secte de sitranyahay mahazo 1/10 eme kle