Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
nikopol
(
15/03/2007 15:35)
Fanambadiana
Ray volana miaraka dia hoy izy hoe handao hivady? tonga mapitsatsaka an ...
tohiny
novalian'i ikalakintina ny 16/03/2007 08:13
Piksou
(
15/03/2007 14:57)
GASY ESPAGNE !!!
Saly daôlo a !!!
Mba mangataka infos momba ny fangalana visa makany ESPAGNE, ny taratasy ilaina, ny frais de dossiers sy ny tariny ny tenanay.
Ra possible oe misy gasy mipetraka any mba afaka han...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/03/2007 21:09
haromanda
(
15/03/2007 14:09)
Lasa manana site web en chinois ny ONTM
Anisany tanjona lehibe ny fanjkana ny Tourisme, ka mba azahoantsika mpizahan-tany betsaka,indrindra fa sinoa dia nanokatra site web en chinois ny Office National du Tourisme de Madagascar.Ny Sinoa man...
tohiny
novalian'i lapino ny 15/03/2007 14:13
ari.malala
(
15/03/2007 12:44)
aventure
hono hoa e, fa tena ilainareo lehilahy tokoa ve ny manao aventure e! fa nga tsy ampy anareo ny sipanareo na ny vadinareo? de fa manin ko refa michat de ts maints hoe ndao hiaona fona no tenenin'ny ank...
tohiny
novalian'i pimaso ny 10/04/2007 06:49
berrt18
(
15/03/2007 12:08)
permis
Manahoana daholo nareo eto
Manoratra ho anareo aho fa tena leo be mihitsy momban 'io permis io. Ny olana misy eto amiko dia izao : nanomboka t@ janvier 2006 aho no nianatra nitondra voiture, ny cod...
tohiny
novalian'i azamanadino1 ny 12/03/2008 10:18
salmo1
(
15/03/2007 11:37)
vaovao an-tselatra
Ianareo ve, mba ti hanana namana vao2:?:...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 28/03/2007 23:05
salmo1
(
15/03/2007 10:49)
Fiarakodia sa izaho...
http://www.diariomotor.com/imagenes/mazda-mx5-rc-0.jpg ny tomobilina mba reveny lay joba zay de nangatahany tamiko...de hoy aho: eny! eny!
rehefa nanontaniako anefa izy oe:
-[i]Iza no tena tinao; ...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 16/03/2007 11:11
majakely
(
15/03/2007 09:16)
mijaly
ilain'ny zanak'olombelona ve ny fijaliana ,(le mijalijaly ara-batana ara-panahy) amin'ny fiainana?valio za de lazaiko hoe inona no antony fanotaniko refa am manaraka :)am amnaraka ts yhaiko fa am man...
tohiny
novalian'i arialy ny 27/04/2007 12:25
benja
(
15/03/2007 08:36)
Mba mitady ny tonon-kira
efa ela no nitadiavako ny tonon'ity hira ity: "Nampaka-bady i faralahy", hirain'i Bessa.Izany hoe version' ilay hira hoe: "on vient de marier le dernier" Ka ombao mitady re eh!!dia misaotra mialoha eh...
tohiny
xxx
(
15/03/2007 08:33)
Hira
salut daholo eh!
mba mangataka ilay tononkiran'i TSILIVA hoe "I love you" iny raha azo atao eh!
dia misaotra mialoha ary mazotoa !...
tohiny
pissoa
(
15/03/2007 07:02)
Mientanentana ravo amin'ny Tompo aho
Miarahaba !
Mba andikao an'io izay afaka azafady o ! Tononkiran'i (Tsy tadidiko), fa ilay [i]Nodiovin'i Kristy[/i] ny isan'ny sasinkira !
[i]Mientanentana ravo amin'ny Tompo aho,
Ny fanahiko fa...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 21/03/2007 18:18
Gladys
(
15/03/2007 05:38)
Domiko tapany/ Miredareda/ Tsy moramora/Lahatra/ Mody gisa
Bjr L.Saphir sy reo Mpakafy rht.Tsar be daholo le arrangement ny hiranao rht fa tohiz fona eeeh!voilà et bonne continuation à tous et surtout à L.Saph....
tohiny
novalian'i boozkel ny 15/03/2007 15:07
SaNja
(
15/03/2007 02:16)
Fifaninana teny iray misy dikany maromaro.
Ohatra :
Manga - voankazo
Manga - loko
Manga - feo
(Misy dikany 3 izany ny manga)
Tsy eken'ny fitsipi-dalao ny toy ny hoe :
Manga - hazo
Manga - rivotra
Mang(a) - (h)etotra
:roll:...
tohiny
novalian'i tynah ny 25/05/2007 19:50
sambatra
(
15/03/2007 02:04)
1 isaka ny mpandray anjara ihany azafady
1 = Raiamandreny
2 = Roaso fa hariva
...
...
......
tohiny
novalian'i bmw333 ny 25/03/2007 00:03
soanja
(
15/03/2007 01:20)
Zavatra manafitohina.
Hono hoy aho, inona avy ny zavatra tena manafitohana anao rehefa misy fivoriana na olona be dia be tafavory eo . Fihetsik'olona na tenin'olona na zavatra hafa no tiako resahina.
Ohatra ny ahy dia ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/03/2007 21:15
Oully
(
15/03/2007 00:33)
Printemps des Poètes 24 Mars
Miarahaba,
"Ao anatin'ny « Printemps des Poètes 2007 » dia ho kaloina sy ho hiraina
amintsika ny sangan'asan'ireo Poety 7 Malagasy Malaza : Randza
Zanamihoatra, Ny Avana Ramanantoanina, Fredy ...
tohiny
novalian'i Oully ny 04/04/2007 19:20
bazylou
(
14/03/2007 23:50)
konstity vaovao tohiny
Projet de révision de la Constitution (suite)
Les grands amendements
Article 63 : Le premier ministre, chef du gouvernement, conduit la politique générale de l’Etat, il dirige l’...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/03/2007 05:29
Fiffi
(
14/03/2007 23:40)
Ravatorano , Sipagasy....bon annnnniiiiifffffff .....
Miarahaba an'i ravatorano sy sipagasy ary ireo namana zay androany ny annif-ny.....de samy ho tahian'Andriamanitra daholo.
[img]http://yelims2.free.fr/Fete/Fete08.gif[/img] [img]http://yelims2.fr...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/03/2007 17:25
salmo1
(
14/03/2007 23:25)
Hiran-drafozan-dahy
[i]rebika - lehibe[/i]
mba omeokely zay manana ny tonony:?:plise..
...
tohiny
novalian'i cutie ny 22/03/2007 21:41
johmic
(
14/03/2007 20:17)
akory aby andre
mitady an'io tononkira io...
tohiny
