Fiarakodia sa izaho...
1. salmo1
(
15/03/2007 10:49)
http://www.diariomotor.com/imagenes/mazda-mx5-rc-0.jpg ny tomobilina mba reveny lay joba zay de nangatahany tamiko...de hoy aho: eny! eny!
rehefa nanontaniako anefa izy oe:
-Iza no tena tinao; izaho sa le deskapotabla:?:
de hoy izy namaly ahy:
-(tpt) ka enao ihany no nantonany ahy, de mba zay no mba tiako kou...
Mino ve nareo fa tiany kokoa ''Izaho no ilay Fiarakodia'':?::oops:

novalian'i salmo1 ny 16/03/2007 11:11
4. fasaly
(
15/03/2007 11:07)
ka lay fiara zay no mavesadanja aminy koko noho i toi ry salmo fa izany fona no hataoko hoe mitomboa kokoa aloha vao maka jôba e!:-P:°):-D:-D:-D
5. salmo1
(
15/03/2007 11:12)
fasaly: zakako tsara izy ka:°):-P
a+ anjely latsaka an-tany fa tsy manana elatra.
a+ anjely latsaka an-tany fa tsy manana elatra.
6. mignone
(
15/03/2007 11:29)
tsefa devoly ve ny anjely latsaka antany ry salmo1 ? mba mieritrereta nama a !:-D:-D
7. salmo1
(
15/03/2007 11:53)
wadray kou ti enao ry mignone, a+ enao vhv :!::oops:
Que fuerte:!:
Sôde enao alou no tokony hieritreritra:?:
Que fuerte:!:
Sôde enao alou no tokony hieritreritra:?:
16. mandrak
(
15/03/2007 20:47)
salcon1:ny loha fotsiny no ngoda bé fa ny sahina tsy ao mintsy fa tony poichiche =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
17. mandrak
(
15/03/2007 20:53)
salmo1 méchant kosa lesy io lé, jereo eto né http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m45f92fe598b77
18. salmo1
(
15/03/2007 21:15)
mandrak: vao maika elah mahasambatra :D
Mazava am elah ve ny tiako tenenina:?:
Fa inn kou mou elah:?::-D
Mazava am elah ve ny tiako tenenina:?:
Fa inn kou mou elah:?::-D
19. mignone
(
16/03/2007 10:06)
salmo > ié za vhv fa matoa mahavita miteny amina bandy oe " fiarakodia sa izaho " dia mieritrereta za ry bandy ...:-D:-D
a+ inn kou :b:b
a+ inn kou :b:b
20. sakaizakely
(
16/03/2007 10:52)
mandrak:
salcon1:ny loha fotsiny no ngoda bé fa ny sahina tsy ao mintsy fa tony poichiche =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
:-D :-D :-D :-D