GASY ESPAGNE !!!

1. Piksou ( 15/03/2007 14:57)
Saly daôlo a !!!
Mba mangataka infos momba ny fangalana visa makany ESPAGNE, ny taratasy ilaina, ny frais de dossiers sy ny tariny ny tenanay.
Ra possible oe misy gasy mipetraka any mba afaka hanampy hanome infos de isaorana dieny mialoha !!!!

Ny habitude vestimentaire, ny cout de la vie, ny salaire moyen ny mpiasa, ny fiainan'ny olona, ny temperature sns ...

Ra ohatra ka hijanona any + de 6 mois ou moins de 6 mois dé visa inona no tokony angatahana, dé ny cout-ny, ny fonds de garanti sns.

Misaotra mialoha

:wink::wink::wink:8)8)
novalian'i Fiffi ny 26/03/2007 21:09
2. pissoa ( 15/03/2007 15:40)
salmooooooooo1 an ! ilaina elah eto fa kinga :lol:
3. fasaly ( 15/03/2007 16:11)
i salmo aza nan otany anà kounnn!:roll::-D:-D:-Defa tonga ihany ve klou lya joba ry salmo a! sa am grande vokasy mitsy......;-)


piksou: ny tsoetrandro alou tsy misy hataorana ny hatsika e! mafàna any manja ny toerana mikaly tsara sns....tsara plage hummmmm!
ny fiaianana eto miakina ny toerana hieptrahana io raha grande ville lafo be fona ny fiainana;...
raha sady mahay miteny espagnole enao no mahay français anglais de ahita asa malaky sady tsara....
rehefa miasa de manja foana ny fiainana ....anjaranao no mitantana ny volanao....
ny habitude vestimentaire de tjr en bikini ny sipa sy jupette indrindra raha fotoana mafàna fa rehefa hiasa dia maivana ihany.....
ny fangalàna visa ve tsy sur place any am zé ipetrahanao any ihany no mantany cousulat na ambassade espagne...
misy namana iray fatako vao tsy ela no nandeha tany espagne avy madà manorata any amin'ny lotus na jovany izy angamba mahalala bebe kokou ny papier:p
4. Piksou ( 16/03/2007 07:08)
Misaotra anareo namaly !!
Euh Barcelone no handehanako, ka ra ny fahaizako azy de grande ville izy, ie ny toetrandro vô itako vô eo oe entre 10 15° ny hiver de 25 à 30 été.

Hanao stage sy hianatra espagnol no tena antony andehanako ka ilaiko an'le oe visa inona zany no tena mila tokony hangatahana.

Mahay espagnol kely iany. azo lazaina oe intermediate zany e !! fa tsy advanced akoury. dé ny service administratif rehetra any ve dé en espagnol daôlo ?? oh ra tonga eo @ aéroport sns ... mba misy 2e langue anglais iany ve any sa dé oe spanish daôlo ???

Zay alo fa mazoto dé miandry ny valiny avy @areo.

PS : chui sur Dago 8)8)8)8)8)
5. andry08 ( 16/03/2007 13:07)
Ié tena grande ville i Barcelone, miteny anglisy koa ry zareo fa aza matahotra.Ny momba ny papiers dia tsy fantatro raha avy any dago ianao(miala tsiny).Mandehana any @ ambassade.Mahazotoa!
6. Fiffi ( 18/03/2007 07:44)
http://www.justlanded.com/francais/spain/tools/just_landed_guide/visas_permits/visas
http://www.lyoncampus.org/guide_chercheur/formalites.pdf
7. Fiffi ( 18/03/2007 11:16)
http://www.justlanded.com/francais/spain/tools/just_landed_guide/visas_permits/visas
http://www.justlanded.com/francais/spain/tools/directory/visas_permits/embassies_consulates
http://www.justlanded.com/francais/spain/tools/directory/visas_permits/embassies_consulates/embajada_de_sudafrica

Tsy misy ambasady espagne any dago de voatery mandeha any afrika zany no ahazahoana an'io?
8. Fiffi ( 18/03/2007 11:32)
http://www.promotana.com/pages/ambassade.htm


representant malagache en espagne
Espagne (Consulat honoraire)
Calle Roger de Lluria, N° 85, Principal 2ª
08009 Barcelone - Tél 932 722 125 - Fax : 932 721 915

consulats espagnol à madagascar
Espagne
Villa Madrid Mahazoarivo Antananarivo BP 149
Tél.: 22 002 45 / 33 14 332 00

http://www.madagascar-guide.com/fr/Pages/pratique/formalites.html


Hay misy kah!
9. Piksou ( 19/03/2007 08:54)
Fiffi >>>>
Misaotra betsaka t@ lé infos fa mazava tsara.
=D^:^^:^^:^
10. Fiffi ( 21/03/2007 20:51)
11. salmo1 ( 26/03/2007 11:50)
ireo efa nolazainy Fiffi ireo no tena izy
12. Fiffi ( 26/03/2007 21:09)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2871