permis

1. berrt18 ( 15/03/2007 12:08)
Manahoana daholo nareo eto

Manoratra ho anareo aho fa tena leo be mihitsy momban 'io permis io. Ny olana misy eto amiko dia izao : nanomboka t@ janvier 2006 aho no nianatra nitondra voiture, ny code dia efa azoko iray volana tao hariana io fianarako io fa ny olana dia ilay permis efa 55 lecons izao no natako fa tena mbola tsy mihay mitondra voiture tsara foana aho, ilay moniteur niteny tamiko hoe tena mbola ho ela hono aho voa afaka manala permis satria tena ratsy mbe mihitsy ny fitondrako voiture.Ny vola lany amin'io permis io, izaho tsy miasa sady aty aminay tsy maintsy manana permis vao afaka mandeha mitady asa satria ambanivohitra be no misy ahy. Tsy hitako intsony izay azoko ato raha ohatra ka manana hevitra hatoro amiko ianareo mba hazoako ilay declic pour conduire dia mba hampio aho.
Izay fa misaotra mialoha
Sarika
répondu par azamanadino1 le 12/03/2008 10:18
2. booboo ( 15/03/2007 12:10)
Sao dia ilay moniteur anao mihitsy no naze ?
3. berrt18 ( 15/03/2007 12:19)
Ilay moniteur dia malaza be aty amin'ny pourcantage de reussite. Fa ny olana dia izao, tsy izy no nampianatra ahy voaloany fa auto école afa, satria nifidra trano sy département aho dia nanao transfert. Fa ilay moniteur voaloany dia tena nul be mihitsy sady profiteur dia taty aho, dia ilay moniteur niteny tamiko hoe tsy nampiantra tsara ny base de conduite hono ilay monteur ko voalohany. Dia angamba izay no tena olana misy eto amiko, ilay base de conduite tena ratsy be.
4. kelly13 ( 15/03/2007 13:00)
aza mi stresse klou fa ra vao mi stresse sy mikorapaka kou nge d tsy mande @ falehany le izy e! calme fotsiny d raiso ny volant et c parti
5. Rasiligaoma ( 15/03/2007 13:01)
dia ampitomboy ny lesona dia aza mora kivy de kalma fotsiny rehefa mitondra fa voiture io fa tsy homme
6. Vaika ( 15/03/2007 13:17)
berrt : adinoy tanteraka aloha ilay moniteur taloha fa sao dia misy blocage kely izany.
Averimbereno ao an-tsaina ianao miditra anaty daba :
1. mi-ajuster seza sy rétros, ceinture
2. apetrao eo amin'ny volant ny tànana roa de makà souffle tsara.
3. Teneno ilay moniteur vaoavao ny zavatra tianao hianarana (izay hitanao fa mbola tsy mety)
4. aza adino fa tsy hiteny aminao mihintsy ilay moniteur vaovao we mahay enao fa vola no tediaviny !!!!

Toro-hevitra manokana : aleo asiana fianarana mitondra daba amin'ny alina fa mampahay be avy eo. Manaova autoroute be de be de avy eo vao manafika ny fanaovana manoeuvre (la veille-ny exam manokana leçon iray mihintsy)

De mazotoa ka raha sendra tsy mety ny exam voalohany de aza kivy fa ny intellectuels (anisany angamba kosa ianao ?) sahirana mafy rehefa mitondra daba amin'ny voalohany hihihihi Mahereza !
7. fasaly ( 15/03/2007 19:31)
euhhhh! ny torohevitro dia tsy misy afa tsy ny fampitomboana ny pratik sy ny fasahiana mi rouler ihany .......tsy misy hafa tsy izay....dia za mande am lalana mahitsy be refa mianatra na lalana tsotra kely fa mba ilay be filorony ireny aleha e! enao misy olona miaraka fona de totue façon refa hianatra fa tsy mande rery.....:?mazotoa e! aza manao boss fotsiny an!:-*
8. fijo ( 15/03/2007 21:49)
izay mihintsy pratika ,pratika ary mbola pratika ihany
9. LazaDaddy ( 16/03/2007 01:22)
1) aza dia be mokondoha loatra fa mahaiza mihaino tsara
2) manana faharetana sy fanetre-tena
10. fasaly ( 16/03/2007 06:56)
izaho alu de votsongo mitsy vao manao diso tam mbola nianatsa e! ny mniteur no manongo an! de vao mipetaka kely eo am varavarakely ny tanana de mahazo gueule be hoe ny mitondra mbola tsy hay koa efa mi geste mankaiza iny tanana iny:-D:-D:-D
11. berrt18 ( 16/03/2007 15:15)
Manahoana daholo

Misotra betsaka anareo eto aho tamin'ireo torohevitra nomenareo ahy ireny. Hihezaka ny handroso aho sy anao pratique betsaka dia mino aho fa ho azoko haingana io permis. Homeko ny vaovaoko ianareo rehefa maka n'io permis io aho.

Veloma daholo , misaotra betsaka
12. xxx ( 27/03/2007 15:48)
LazaDaddy:

1) aza dia be mokondoha loatra fa mahaiza mihaino tsara
2) manana faharetana sy fanetre-tena

Mba lalina koa izany torohevitra izany. :roll:


13. sakaizakely ( 29/03/2007 12:13)
berrt18:

nifidra trano sy département aho dia nanao transfert.


Izaho koa nifindra trano sy département, nefa tsy afaka nanao transfert. Nefa efa nahazo code. Lazain'ny auto école fa tsy misy place d'examen fa ilay auto école 1° ihany no manana place ho ahy.

Tiako ho fantatra hoe ahoana no nanaovanao transfert fa aty aminay tsy misy mety manaiky ny auto école


14. berrt18 ( 30/03/2007 12:59)

Manahoana ianao!

Ny département ako taloha dia 36, amin'izao fotoana izao dia 18. Donc moramora ny manao ilay transfert satria petite ville sady ilay auto école amin'izao olona fantatray dia izany no nampa moramora azy. Fa normalement ny transfert dossier dia payé sady misy ilay auto école tsy mandray an'ilay transfert satria mbe mpianatra be ao aminy.
Fa aiza ianao no mipetraka? Satria miankina amin'ilay toerana hipetrahanao koa io, grande ville be candidats be, petite ville tsy dia misy. Fa ny torohevitra azoko omena anao dia izao : hanotanio daholo izay auto école akaikinao, dia insisteo fa mino aho fa ty maintsy raisiny ny dossier nao @ farany;
Izay fa mahereza
veloma

15. sakaizakely ( 06/04/2007 09:27)
berrt18>

misaotra @ valinteninao. Marina tokoa fa tanana lehibe no misy ahy (78) ka izany tokoa angamba no tsy mampety azy satria efa nanontaniako daholo (efa 20 mahery eo) dia nandà daholo fa be mpianatra hono. Toy izany koa ireo tanana kely manodidina. Dia efa nafoy izany.

Tsy misy vahaolana fa dia miandry ny fahalanianandro n'ilay dossier any @ prefecture (6 taona) dia mamorona dossier vaovao indray.

:{ :{ :{
16. mionona87 ( 22/06/2007 12:22)
ka manin ra manao permi A ndray eh de moto scoteur le 150cc reny no entina mikandra fa aza le moniteur kosa no omena tsina fa matoa manana licence izy de mahay zany fa enao mintsy no manana olana fa zay ny conseilko:cry:
17. berrt18 ( 22/10/2007 09:04)


Mananahoana daholo nareo

Enfin afaka permis aho, efa ho raivolana sy tampany izay. Dia e Efa nividy taomobile kely; Tena tsara ny manana liberté euh!!! fa ny tay be izao dia ny vidiny essence niakatra be

veloma
18. booboo ( 22/10/2007 09:09)
arabaina zany :D !
19. azamanadino1 ( 12/03/2008 10:18)
manahona isika rehetra de aoka ianareo hihaino tsara
efa ny seo zany taminy fiainako zany zavatra zany
il ya 10 ans
zao no fika nataoko nolazaiko lay monitera hoe andeha hody any madagascar zafa tsy maintsy mipasser permis de conduire
ny hevitra faharoa de mividiana vama kely de enaro miadana mitandrema tsy ho tratra

ny fika farany de manaova photocopie ana permis any olona tena matoky any la fa mila fantatry ela ny anarany ray amandreniny



55 lecon ve kozy a

avy ela ampinariko mitondra vama fa zao a
40 lecon ihany de mahay ela raha tsy mahay ela aminy zay de ampiko 5 lecon
tandremo ritra ny fanana zay vao hoe mihinana varinapango fin du mois
mdr
hahahahahah
tandremo mody aminy slipo kely
zay aloha e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8739