Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i azamanadino1, milahatra araka ny daty
azamanadino1 ( 01/05/2009 17:32)
mampalahelo manandafy
tsy misy resaka lavabe fa aleo isika samy hieritreritra, mba zarao ny ao amponao... tohiny
novalian'i xxx ny 02/05/2009 19:16
azamanadino1 ( 13/06/2008 17:12)
inona no atao hoe fitiavana?
grineste no anarako de misy fanontaniana tena manitikika ny saiko , inona no atao hoe fitiavana? ,taminy fotona tena nitiavanao any lay olontina eo anilanao,inona no zavatra tena nitiavanao azy ary n... tohiny
novalian'i brado ny 08/07/2008 12:57
azamanadino1 ( 12/05/2008 18:31)
mampalahelo be ty tantara ity,
mampalahelo be ny fandehany tantara hitako tao aminy gazetiko,ramatoa notsatohany vadiny taminy antsy, avy eo nampisotrony asidra, ka mbola eo ampelatanany hopitaly ramatoa , otrany tena nanaitra ahy ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 18/06/2008 05:51
azamanadino1 ( 18/04/2008 12:32)
mety andeha ty bizna eritreretiko ty
miarahaba antsika gasy rehetra aho , manana projet aho ka de mba mangataka sosokevitra avy any aminareo rehetra. te hanokatra magasin ana grossite any dago za , ny tiko lazaina de grossiste na entana ... tohiny
novalian'i techl ny 03/05/2010 09:14
azamanadino1 ( 25/10/2007 22:38)
madio fo
izao de manoratra satria te ahazo ny tononkira ny dorajhoson mitondra lohateny hoe madio fo... tohiny
novalian'i sarobidy ny 27/10/2007 07:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0966