mety andeha ty bizna eritreretiko ty

1. azamanadino1 ( 18/04/2008 12:32)
miarahaba antsika gasy rehetra aho , manana projet aho ka de mba mangataka sosokevitra avy any aminareo rehetra. te hanokatra magasin ana grossite any dago za , ny tiko lazaina de grossiste na entana madinika ohatra hoe/ (Toka,boisson, afokasika,sigarety) ENTANA HO ANY epicerie zany
refa nandinika za zany de mba satry ny olona maka entana akaiky ,fa ny olona tsy te andeha lavitra haka any lay entana satria manjary lasa depense, ka ny eritreritro de atao akaikiny tanana maromaro lay magasain ana grossite,
ny olana faharoa raha manofa trano sao de hitany lay olona fa mandeha ny afera de alainy lay trano nampanaofaina

teneno ny hevitrao fa de liana za hoe raha tsara na tsia afahako mandinika
fa moa ve tena tsara tokoa io projet io
novalian'i techl ny 03/05/2010 09:14
2. kiadi ( 18/04/2008 13:10)
misy "contrat de bail"refa manofa trano enao! arakaraka ny taona hifanarahanareo ao ka tsy afaka manapaka an'iny izy fa tsy maintsy manaja contrat!
ataovy mazava tsara ny contrat de location @ volohany! asio resaka"notaire"mintsy
3. azamanadino1 ( 18/04/2008 14:54)
misaotra anao kiady aminy famaliana fa moa ve projet milay lay izy
efa nahita vaza manko za nanao anio
fa ny mpivarotra mantsy tsy te ho lany vola aminy transport zany hoe lay projet ako zany de za no miantoka ny transport fa misy condition
4. diamondra27 ( 18/04/2008 15:23)
mande ny bizna rangah ra amorondalana a! sy tongan'ny fiara, de aiza rangah no hanao an'io

fa in le transporte camion ve

asio mpiandry ihany aloha ny trano sao de vakian'ol
:wink:
5. hery ( 18/04/2008 16:08)
Tsy azoko ilay hoe atao akaiky trano maromaro. Trano grossiste maromaro ve no hatao?

Raha ilay hevitra faharoa hoe ingahy no miantoka transport aloha dia hitako hoe milay... fa mety hahazoana tombony ve raha any Dago? (embouteillage sy lasantsy)

Azo dinihina kah.
6. kiadi ( 18/04/2008 19:24)
le oe trano maromaro tiny ho lazaina angamba de oe isaky ny tanandehibe ohatra oe eo tana de any antsirabe de sns....
7. rova30 ( 18/04/2008 19:57)
Hevitra tsara ,fa mila minimum d'experience!
8. azamanadino1 ( 18/04/2008 20:38)
ho any hery: NY TIKO lazaina de izao aoka ianareo ahazo tsara
ohatra zany nomeko misafidy toerana ambohipo za de ny tanana manakaiky any ambohipo de tsy maintsy hividy ato amiko satria ny olona tsy te hividy entana any alavitra be fa lany ny transport ny tanjoko aminy io zany de

projet ho any mahantra manana epicerie kanefa mba te ho tafa , tena vao herinandro io projet io no tao antsaiko , ka ny mampatahotra ana zao de tsy ampy securiter ny gasy ka sao za misy manafika nefa marihana aloha lay izy fa mila fahaizana ka atoroy hevitra za fa refa hitako tsy mety zay de hividy toyota na mazda za de anaovako taxy be any madagascar

ary de misaotra anareo rehetra ao fa tena matotra daholo ianareo mamaly
9. ikaretsaka ( 19/04/2008 02:04)
dia aiza no haka entana.. tonga de any @ ozinina koa izany? dia handeha any ivelany dorecte koa
satria lasa grossiste de transitaire mandeha grossiste mandeha grossiste mandeha grossiste de raha samy maka kely io de eo no raisina
10. azamanadino1 ( 19/04/2008 18:28)
tsy azony karetsaka lay izy ,
tsy maintsy mandeha grossite anie lay izy e
fa zao mba tsy hakany olona alavitra any lay entana no tena kendreko

satisfaire tous le monde en gagnant, zay vola hazo de hifalina
11. ikaretsaka ( 20/04/2008 14:58)
intermediaire sur intermediaire ange izany e..
ny frais tokony hankany ilay entana any alavitra tsy maintsy amortissevana @ vidin'entana
raha tsy iznay inona no hivelomanao?? inona ny maha bizna azy?

Hazavaiko ary ny fahazoako azy:(miala tsiny fa ataoko fanoharana)

eritrereto ilay cas ohatran'izao ary
Misy detaillant tompona tsena @ tanana kely anankiray , (atao hoe any Atsimon'Ihosy any ohatra..desert be any antampon'Ihorombe any!)
raha ohatra hoe 40Ar ny vidin'ilay zavatra any @ grossite be any Ihosy le fakany azy ohatra ( ndeha hatao hoe any @ 60 km miala an'ihosy ilay tanana kely io)... , atambatra ny frais nankany azy (aller retour sy ny tombony kely alainy de lasa hamidin'ilay detaillant kely 45Ar ilay entana.

Raha ianao no maka azy 38Ar any @ ilay grossiste lehibe (mahazo reduc satria maka maro) dia tsy maintsy amortissevanao ny frais nakanao azy, ny hofan-tranon'ilay mangazay anao, ny karaman'ny mpiasa..... dia ataonao ny calcul tsotsotra de supposons hoe mitontona any @ 43Ar ny entana rehefa avarotrao ao @ magazin anao.

Ny mangazay anao atao hoe eo @ atsasa dalana satria nokendrena mba anavotra tanana kely 2 (atao hoe eo @ 40km miala an'Ihosy ohatra).

maka entana ao aminao ny tompon'ireo tsenakely ireo dia izy koa tsy maintsy haka ny sarany dia hivarotra azy 45Ar any @ le tanana...

dia rehefa dinihina dia samy 45Ar ihany izany ilay entana ho an'ny mpanjifa ...dia ahoana @ izay ary raha izay ny cas? ny tombontsoan'iza no tena arovana?
12. azamanadino1 ( 21/04/2008 08:03)
monsieur karetsaka,lol, amalianao za ary restons sur la meme longueur d'onde fa lasa any ihosy ve ny exemple any la, zao letsy lay izy a raha manao anio za ka mankany any aminy grossiste de za manana vama de indray alaina ny etambe de ny zavatra tsy hainy lade zao ny vola ny epicerie dia kely de andany fotona ve izy haka any lay entana any alavitra be any,ny ahy anie fiara miasa aminy madinika , fa azoko ny tiny la lazaina , fa zao koa anie ny epicerie tsy de manana moyen de locomotion tsy maintsy alefa taxy ny entana ary otrinona ny frais ana taxy ary entana firy no ho zakany quatrela
13. ikaretsaka ( 22/04/2008 02:28)
de jereo ny lasantsy..
ihosy ny nalaiko ohatra fa alaivo @ saina tsy miangatra izay example tian'ialahy atao e
fa mitovy ihany ny situation
14. bravo ( 23/04/2008 04:30)
salama daôlo e! Tena itako mety lo io e! Zay aza nge zao tena manana projet mitovy amin'io mitsy aty atsimo andrefana aty fa ny vola ndray no tsisy e! Le izy zany efa nisy nanao teo aloha de nikatona izy satry nanana olana teo @ fanjakana ka saika oe le nenazy teo ihany no tohizana, fa io ranga tena milay be mitsy a! fa tena ray minitra io de tafa! ny vola no olana ka sô de mba mety azotsika iaraha-miasa ny momba an'io ary e! ny resaka sécurité zany aty atsimo andrefana tena mbola milamina!
Ra mi-interessé anao de rr_bravo70@yahoo.fr ny mail-ko!
15. azamanadino1 ( 24/04/2008 04:07)
monsieur bravo / tsara lay miara miasa fa za tsy matoky olona intsony raha manao za aleo ataoko manoka mba tsy hisy ny olana
16. ktsif ( 09/05/2008 12:18)
raha eto Antananarivo dia tsy masaka intsony ny manao grossiste. Ny epicerie mantsy ny ankabeazany tsy manana capital fa manao trosa dia resaka versement zany no ady eo. Ka ny olana dia izao: efa manana ny fakany trosa daholo ny ankabeazan'ny epicerie ary nygrossiste dia aza manao livraison mihitsy. ny tombombarotra azo alaina anefa dia kely dia kely ankoatry ny hetra maro isan-karazany. Tsara ilay eritreritra fa tsy dia mahavelona io kandra iray io raha tsy manana renivola betsabetsaka(tsy latsaky ny 60 tapitrisa ariary) fa raha tsy izany dia vetivety dia ho lanaka
17. azamanadino1 ( 10/05/2008 15:16)
tfsik zay de marina ny any toi tena zay mihintsy no nanontaniako any lay hevitra fa ela ihany no tena nahavaly any lay fanontaniana
ny gasy de efa zatra trosa , misaotra letsy

aleo hijanona ny bizna any dago zany

18. tlay ( 16/05/2008 19:50)
aza manangana resaka varotra tsony zokola a! zay andehanana ao dago zao efa tsena doly vao mandingana 1m, fa maninona raha manao zavatrafa mihintsy e! tsihaiko alo say zavatra tena hainao fa ny fahaizana kely ananana aloh no ahiratra e!
19. azamanadino1 ( 26/05/2008 07:17)
tlay ka lay zavatra hafa mihintsy no tsy fantatra hoe inona,automobila no tena manavanana ana raha ny marina saingy tsy mandeha intsony zany ao tananarivo
be lo tra ny mpanao nefa lay magasin ana grossite 40 million d'efa vita ny afera zay anie ,
20. rakaroka ( 11/06/2008 20:42)
'zaho manao bizna mivarotra fa eto Europa, dia afaka manao fournisseur-ko 'gné zany 'nareo saingy 'zaho aloha tsy mivarotra tsaky fa grave bbb ny
inspection'ireny eto koh! sady manao étude rapport qualité/prix aho!
Dia inn ary ny zavatra mbô interessantes any ho any :?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3636