Lasa manana site web en chinois ny ONTM

1. haromanda ( 15/03/2007 14:09)
Anisany tanjona lehibe ny fanjkana ny Tourisme, ka mba azahoantsika mpizahan-tany betsaka,indrindra fa sinoa dia nanokatra site web en chinois ny Office National du Tourisme de Madagascar.Ny Sinoa manko manana mpizaha-tany 35.000.000 isan-taona mivezivezy eto ambony tany dia mba hisafidy any Madagascr izy no antony nanaovana izany.
http://www.lvyou168.cn/travel/madagascar/
novalian'i lapino ny 15/03/2007 14:13
2. lapino ( 15/03/2007 14:13)
:-D:-D
inay anie nahay teny sinoa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.159