Anisany tanjona lehibe ny fanjkana ny Tourisme, ka mba azahoantsika mpizahan-tany betsaka,indrindra fa sinoa dia nanokatra site web en chinois ny Office National du Tourisme de Madagascar.Ny Sinoa manko manana mpizaha-tany 35.000.000 isan-taona mivezivezy eto ambony tany dia mba hisafidy any Madagascr izy no antony nanaovana izany.
http://www.lvyou168.cn/travel/madagascar/