Zavatra manafitohina.

1. soanja ( 15/03/2007 01:20)
Hono hoy aho, inona avy ny zavatra tena manafitohana anao rehefa misy fivoriana na olona be dia be tafavory eo . Fihetsik'olona na tenin'olona na zavatra hafa no tiako resahina.

Ohatra ny ahy dia ny olona tonga de misongona eo alohako sady manakona ahy nefa tsy mahalala mitodika na mijery hoe iza no ao afarako ao. Misy tokoa manko manao izany saingy manontany hoe mety ve raha eto aho no mitsangana? Manakona anao ve zah?
novalian'i Fiffi ny 17/03/2007 21:15
2. Fiffi ( 15/03/2007 06:25)
soanja:
Hono hoy aho, inona avy ny zavatra tena manafitohana anao rehefa misy fivoriana na olona be dia be tafavory eo . Fihetsik'olona na tenin'olona na zavatra hafa no tiako resahina.
ny ahy le manjeraka anaha de le olona manala taindelo eo imaso eo ! de le olona manisin-delo tena en face-nao zao ! de le olona manapaka ny teny "couper la parole"


3. fasaly ( 15/03/2007 06:50)
ilay mandona tsy mahalala manao azafady fa otran'ny obmy fotsiny:x
4. jimmy ( 15/03/2007 08:20)
Fasaly: tena marina ny anao.
Fa ny tena tsy tiako raha izaho dia ireo olona voatery miarahaba anao nefa ianao tsy tiany ho arabaina akory. Mihatsaravelmatsihy e. Misy namana iraisana eo dia mody miarahaba na noho ny asa iraisana dia tsy maintsy miarahaba anao izy, nefa tsy amin'ny fony akory.
5. kally ( 15/03/2007 08:43)
Ny ahy ilay rehefa mijery hira gasy dia mandrora paraky izy tsy mijery fa tonga dia ahodiny ny lohany sady mandrora izy, ery an-tongotr'olona ery daholo!:twisted:
6. ikalakintina ( 15/03/2007 08:51)
za kou tena hoatrandry ry fiffi a!, le manala taindelo tena tsy zakako mitsy indrindra atao am tanana fa tsy am mosara!;
nenà koa alou ny ol mamo tsy zakako mitsy e!
7. kelly13 ( 15/03/2007 08:57)
ny olona manisindelo @ tany, ny mandrora @ tany, vhv mifoka sigara eny andalana (eh oui tsy zakan'ny saiko io), ny lhl manao jean sy palitao d basket ny kirarony, dray tena tsy poinsa mintsy (misy ifandraisany v io farany io?)
8. simplex ( 15/03/2007 10:08)
* le ol tara faran'ze tara nefa sady manakatroka varavarana no eny @ devant no mamonjy mipetraka. Ny sasany ol important nefa sady tsy miantso hoe ho tara no tsy miala tsiny refa tonga :evil::evil::evil:

* le fone maneno tampoka eo ampovoan'ny seminaire, conference, any ampiangonana na mamangy @ fahoriana...:evil:

* le mpitarika fivoriana tsy mahavita mandahatra ny olona miteny. Hoe manangatanana dia autoriser-na vao miteny fa tsy hoe miara-miteny doly ny 1 trano. :P

* le ol rabat-joie, tsy mbo mahay diplomatie kely akory fa ze zavatra tsy nety tany aloha tany foana no asesika nefa zavatra hafa no resahina... :)

* le ol je sais tt :roll:

* le ol foireux: isaky ze misy fivoriana d tsy maintsy mahita zavatra higafiana sy hahatonga ny ol rehetra tezitra foana 8O




9. fasaly ( 15/03/2007 11:05)
bdb mitry ny ani' simplex:-P:-P:-D
10. simplex ( 15/03/2007 11:18)
1 ihany nena k :°);-)

le sipa manja be miavonavona nefa ny feako aza mba atolotro atao seza :)
11. kelly13 ( 15/03/2007 11:21)
poikany, ny sipa manja tsy d miavona fa ny ratsy iany no tena anavona beuuuu hihihihihi (hors sizé kely fa azafady ooo)
12. mignone ( 15/03/2007 11:22)
ka sao dia otrany i feanakoho aza zany ry simplex ?
zazakely no omena anireny ?:-D:-D
ny ahy ilay mandrezatra be rehafa mikaly iny tsy tiako ...
13. simplex ( 15/03/2007 11:36)
k lazainy fa tsy zakanao ah ozy nefa ny feako mba ngoaza ihany, izy tsy d mavesatra akory :roll:

ary le @ fivoriam-pianakaviana, d le antitra be doika nefa tsy azo toherina fa RAD :@
14. sitlo ( 15/03/2007 11:39)
Ny ahy indray ny efa nanafitohina ahy dia izay vatokely izay. Nianjera be mihitsy aho tamin'izay.
15. simplex ( 15/03/2007 11:45)
sitl,
manja sa tsy manja :)

*
16. karinah ( 15/03/2007 11:53)
tsisy tsy naharikoriko ahy hoatry ny pitondra posy2 mandrora de tsofin'ny rivotra aty aoriana ànao dol ny rorany!
beurk koh ny oul pilalao orona:-D:-D:°)
ny manafintohana de ny ol manapan-teny! :{:{:P
17. karinah ( 15/03/2007 11:54)
kelly13: zà mi-konfirma:wink::P
18. booboo ( 15/03/2007 12:08)
-lé oul misahotakotaka reny, tsy vitan'ny manafitohina anà fa mahasoso-po anà mihitsy (fo = coeur sao misy diso hevitra hatrany an-dreniny eo !)
-lé oul be baikobaiko tsisy azafady
-lé mpitarika fivoriana tsy mahalala manaraka ordre du jour, dé lé mpivory enti-po fotsiny dia lany tsy @ antony fotsiny ny fotoana hivoriana
-lé oul tsy miaraka @ be sy bobaka : refa milalao na manao fanentanana ohatra dia tsy mety mandray anjara fa mitokatokana :-w:-w

....
19. sitlo ( 15/03/2007 12:09)
ny ahy ny zvt tsy tiko: sipa mamelaka

simpl> tsy manja iny, mamono tena :wink: *
20. simplex ( 15/03/2007 12:40)

tsy tiako kou le mpitondra posy mandrora any @ fivoriana reny tena beurk

sitl: tena mahasoso-po mintsy lesy iny madamako iny, enti-po be loatra kou za ngamba za t@ iny le :snif: *
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2449