Zavatra manafitohina.
22. Rasiligaoma
(
15/03/2007 13:09)
ny ahy ilay manao hoe .. tsy manapaka ny teninao aho na hoe tsy mifosa olona aho, tsy zao aho.. rehefa lay mody hanao zavatra iny, nefa ilay zavatra hoe tsy ho ataony indrindra no ataony eo
24. boozkel
(
15/03/2007 14:14)
Ny ahy ndray :
* le oul je sais tout reny nefa miteniteny fôna
* oul mifoka sigara de tsy miera @ oul akaikiny akory:@:@
* de le oul mandreoka be reny; de surtt rah tsy aforany le izy fa ateliny satria tsy sahy mivoka izy ??? Beuuuurrrrkkkk:^):^):^)
* de reefa kely mba concentrer ny tena de misy mitabataba ny manodidina anao? Mahasosotra a!!:-w

26. Samoana
(
15/03/2007 15:24)
le oul sady tara no mbola manelingelina " efa ela ve no nanomboka ? De inona hono no nolazainy ? ":twisted:. Miampy helika tsemboka sy maimbo eo akaikinao maika giravy beee:-D
27. nikopol
(
15/03/2007 15:29)
le olona tsy mitsahatra miteny ireny nefa tsy hita ze lazainy fa ny eo ihany ny eo ...
28. fasaly
(
15/03/2007 15:40)
ny ahy ilay manao bruit mitsa tsam be refa mikaly tsy vaoko mitsy fa maha be krizy be de lay mirangorango be otran'ny tsy nahita hanina roa anjo! de lay mifioka tany nify reny:x
mignone: fen'akoho:-D:-D:-D:-D:-D
mignone: fen'akoho:-D:-D:-D:-D:-D
29. sakaizakely
(
15/03/2007 16:27)
ny mpandanilany rano
ny masiso maimbo tsemboka sy vava ary helika
ny be moral sy be kabary :x
ny mpanambony tena mpanambany ny hafa
ny voazestan'ny gasy atsy frantsa = ory hava-manana
ny mpandainga sy mpamorondresaka
sns...
ny masiso maimbo tsemboka sy vava ary helika
ny be moral sy be kabary :x
ny mpanambony tena mpanambany ny hafa
ny voazestan'ny gasy atsy frantsa = ory hava-manana
ny mpandainga sy mpamorondresaka
sns...
30. soanja
(
16/03/2007 02:31)
[quote=Samoana]
le oul sady tara no mbola manelingelina " efa ela ve no nanomboka ? De inona hono no nolazainy ? ":twisted:.
Io koa ny ahy anisan'ny manafitohina ahy.
le oul sady tara no mbola manelingelina " efa ela ve no nanomboka ? De inona hono no nolazainy ? ":twisted:.
Io koa ny ahy anisan'ny manafitohina ahy.
31. ikaretsaka
(
16/03/2007 02:50)
ilay tsy manaiky ho diso mihitsy na dia hita izao aza fa diso sy tsy mety ny ataony
32. soanja
(
16/03/2007 03:08)
ikaretsaka:
ilay tsy manaiky ho diso mihitsy na dia hita izao aza fa diso sy tsy mety ny ataony
:-D Io koa aloha de be ny mpanao an'io an! soa aloha fa tsy tafitohina amin'io intsony aho fa efa mahafantatra hoe ny olombelona ity kay samy manana ny mahatsara sy maharatsy azy na dia namboarin'Andriamanitra aza. :D
33. ikaretsaka
(
16/03/2007 03:30)
soanja: matetika dia ilay hoe "narrow minded" na olona voasasa atidoha amina lalana, Boky (baiboly, coran sns...), foto-kevitra (djou tse, marksista...) no mpanao an'io.
ilay tsy mivelatra mihitsy
ilay tsy mivelatra mihitsy
34. sitlo
(
16/03/2007 03:41)
ikaretsaka:
ilay tsy manaiky ho diso mihitsy na dia hita izao aza fa diso sy tsy mety ny ataony
za efa nahita rosianina sy amerikanina nifanakiana fa ohatra ny ilaina ihany ilay tsy manaiky diso.
35. niryna
(
16/03/2007 04:33)
Ny ahy ireny olona manisindelo tena makafia misikotra azy hatrany amin'ny fakany ireny ary miakatra kely ny molony.Mbola sokiriny ihany na itany izao aza ny tena fa kivy be mijery azy.Ireny olona tsy miteny fa tonga dia misisika tsy manao azafady indrindra moa fa voahitsaka ny tena:roll:
36. vale
(
16/03/2007 23:15)
hihihi, mapme kou ny fitantaran'i nyrina an'le izy, hihihihihi
....ohatran'ny hitako ery:-D:-D:-D:-D:°)
....ohatran'ny hitako ery:-D:-D:-D:-D:°)
37. ikaretsaka
(
16/03/2007 23:20)
le olona manisinisina sy mangarongarona io nefa mpivaro-tsakafo no tena gravy ko!
39. Fiffi
(
17/03/2007 21:15)
le olona mihevona tampoka de lasa daholo le pitina sakafo....
le olona manoaka beeeeee de tsy mba hidiana akory ny vava tsssss
le olona manoaka beeeeee de tsy mba hidiana akory ny vava tsssss